Raharahan'ny ONG l'arche de ZOE ao TCHAD mazàva be!....

1. lemenakely ( 31/10/2007 13:48)
Raha ny fijeriko manokana ity raharaha ity dia manao karazana chantage ingahy IDRISS DEBY filoha tchadien momba ny raharaha enlevementn'ireo ankizy.Fomba entina hitadiavam-bola ilay izy ,izaho mino fa raha vao omen'ny frantsay vola ingahy rainy dia miravina io raharaha io ! Fa ny mampalahelo kosa aloha raha avadika ny rasa ka raha ny afrikanina no maka ny zana-bazaha mbà manao ahoana re e?
répondu par arialy le 13/11/2007 20:03
2. Kwasi ( 31/10/2007 14:25)
Izaho koa aloha mahita fa hanao chantage ingahirainy @ io e. Fa mety tsy ho resabola tanteraka, fa ho toy ny nataon'ny libiana t@ infirmieres bulgares.
3. narivony ( 06/11/2007 09:53)
tsy hay intsony izay marina : ny tanjon'ny arche de zoé izany dia hanavotra ireo zaza "zagawa" matimaty sy lasibatry ny ady an-trano. Ny mahagaga anefa dia na zaza velon-dray sy reny aza nentiny, asa na ny mpandika teny no tsy mahay sy nandika vilana na tena saika ho rofiny avokoa izay tiany ho rofiny na ahoana.
4. arialy ( 13/11/2007 20:03)
:( ra tsy objet ny zaza koa afindra toerana sy ovaina tompony fa tsy misy taratasy ara-dalàna, fanambaniana ny firenen'olona fotsiny izao !!
aleo anaovany chantage any, ra maka vola koa izy sitrany ahay ny azy koo !! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.338