pleine pouvoir

1. rmbary ( 29/10/2007 23:00)
aona ty t aka ny faefana reetra eto am tanana ty e
mety v io sa aona?
t anankarena lotra lery e sa aona?
tsika nefa minn fatiny mitsy
inn no tkn atao am io e
ho very ty dago ty ra zao no mitohy
répondu par rmbary le 31/10/2007 23:12
2. LazaDaddy ( 29/10/2007 23:15)
aona ty t aka ny faefana reetra eto am tanana ty e
ahoana amin'ny inona moa izay?
mety v io sa aona?
mpisandoka daholo izay te handrombaka "plein pouvoir" izany. Ny andro iainany aza tsy voafehiny ka izany ve dia "plein pouvoir"?
t anankarena lotra lery e sa aona?
iza moa izany?
tsika nefa minn fatiny mitsy
izaho mihinana ny vatan'i Kristy sy misotro ny ra-ny
ho very ty dago ty ra zao no mitohy
tena ho very tokoa ary eo an-dalam-pahaverezana satria tsy latsa-paka ao am-pon'ny maro Ilay Famonjena.
3. Robert ( 29/10/2007 23:28)
Fa izà tokoa ny tian'i Rangah resahana @ io ??
4. cutie ( 30/10/2007 00:03)
heveriko fa i george bush no resahina:oops:
5. Jeankely ( 30/10/2007 04:53)
I Rainizanabary koa io=))=))=))
6. rmbary ( 31/10/2007 23:12)
ny tim e
an dry lerony mitsy no eritreriny momba anty dago ty e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422