hoanzay vodona tahaka...
1. todisoa2
(
25/10/2007 13:20)
ty mis tantara iray. Tna nisy fa ts vazivazy.
3 volana lasa izay no nisy fitiava-nitsiry t@ tovovavy iray. Ny tena mampme d lay izy toa ts tena fanta-kvt. Araky ny tantarain'ny manodidina aza dia toa efa mifamofo aman'olon-kafa hono ity farany. Izy anefa ts hita hanontaniana. Ny zavatra efa tafidi-dalina. Asa na izany no hoe dona na tsia, satria rehefa isitahana toa manatona, hatonina tsy hita izay apoaka.
Ahoana hoy hianao, inona no hevitra fa tena efa mila hovaky ny loha.

répondu par todisoa2 le 26/11/2007 11:43
2. sarobidy
(
25/10/2007 13:30)
Tsotra fotsiny, raiso fotsn ny fanapahan-kevitrao, jereo tsara aloha, amarino le resaka henonao d rehefa marina d ialao, atao aôna ko no hiaraka @olona efa manan-tompo!
korazy e
korazy e
3. tess
(
25/10/2007 13:50)
marina ny an'i sarobidy fnataro tsara aloha dia aza misalasala miresaka manotany azy amin'izay resaka henonao momba azy e!
5. lehilahytsyresy
(
25/10/2007 16:14)
Ity kosa ny hevitr'i Lehilahytsyresy:
Ny tena important dia hoe vonona ny hiaraka amin' ialahy "coûte que coûte" ve izy ?
Raha ohatra hoe tena tia an'ialahy izy, dia vitany foana ny misaraka amin' ilay bandy anakiray efa niarahany taloha.
Mba hahafahan' ialahy mitsapa ny halalin' ny fitiavany an' ialahy, dia somary ampifilafilao kely izy. ( Ampisehoy azy hoe ialahy koa anie ka afaka mahazaka vehivavy be-dia-be. Tsy tantin' ny vhv mihitsy mantsy io resaka concurrence io raha toa ka tena tia marina izy. )
"Ady" mantsy ny fiainana, ka izay manaiky resy am-boalohany dia maty antoka.

6. totty
(
27/10/2007 14:31)
ity ny havitro e
tsy misy trsy vitanny resaka ry ise an! resaho amim pahendrena izy dia ho hitanao eo ny vali teniny,menatra tsara izy raha maheno ny teninanao
tsy misy trsy vitanny resaka ry ise an! resaho amim pahendrena izy dia ho hitanao eo ny vali teniny,menatra tsara izy raha maheno ny teninanao
10. la
(
03/11/2007 08:33)
todisoa2>mifampiresaha de teneno azy ze zavatra enonao e!! fa zao tsy haiko ny manazava azy aminao fa ra olona tsy manana afenina aminao izy de fantatrao eny ihany amin'izay fomba fiarahanareo fa tsara fona ny mifampiresaka:):)
11. mihanta3
(
03/11/2007 13:07)
tsy azoko mitsy ny fitiavana;fomba fiteny fotsiny iany angamba le oe "ils vecurent heureux" fa ny tena marina tsy maints misy fona ny korotaneee
12. mihanta3
(
03/11/2007 13:19)
sendra fantatro ary zany olona zany il y a qlq tps jé entendu l mm histoir.ésq o azar tabit a anosizato
14. arialy
(
06/11/2007 11:46)
todisoa>> tantara be zany an!! manaova todikivoho refa tsy zaka e :wink:
15. bioubiou
(
07/11/2007 13:08)
idem be le tantara!:cry: sarotra ny fandidiana, sondéo iany alou ny mombamombany sy lé iray ra mbola afaka hidirana, nefa tafidtra lalina hatraiza koa nefa lé tantara?:-P
16. hassinah
(
23/11/2007 14:49)
mba naeno d amal kel e! za vevav mten @ nao a! fa ra za enao miala dieny tsis ninininona vita matotra fa aleonao az zao nareo vo miarak zao d maita anzan sad ts adal lesy Andriamanitra nanao anreo vevav bobaka reo a! sady na tinao takaninona ar izy ref ts anjara n anareo d ts tanteraka fon fa avelao alo n foton ande fa rsis aretin ts sitran foton e experience vécu zany fa na zan az fantaro tsara iany ze tena marina fa aza miaino feondakolos tokana enao zay alo fa oanzay vodona rehetra maereza daolo fa mbola o av n andro aitanareo mangirana any ndray andro any!sad zao fon atao ao antsain oe "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" ts mamaly faty a! fiadin'ny resy zany fa ts maintsy isy valin @ olona tsi11 fona ze ataony na tsra na ratsy zany
17. todisoa2
(
26/11/2007 11:43)
arialy:
todisoa>> tantara be zany an!! manaova todikivoho refa tsy zaka e :wink:
todikivoho aona le