volo potipotika:-(
1. ari.malala
(
24/10/2007 07:18)
manahoana daolo tsika retraretra,
nsy fotoana hoa zany nianatra coiffure t@ institut iray izay tantine anay, d hoe mianatra teinture ry zareo, de nasainy nividy loko za, de le loko nasainy novidiana le loko sinoa 5000F eny antsena ireny d zao ny voloko potipotika be sady tapatapaka be. Tokony faranana ve aloha sa aona no tokony atao, fa tena malaelo b za:-( ny tena angano koa d zao, efa mba lavalava kely zany le volo teo alou teo, d notenenin'le dokotera izay za hoe tapaho fa manify loatra sns, d lasa tokoa nanapaka, nefa le mampaniry anle volo aza efa giravy b fa sady maina no ts mitombo mitns le volo, inona ry reto no tokony atao? ny voloko alou zany ts tsotra e, efa natao lissage fona, fa za kou matahotra hoe mampamaina volo no sady mampanify volo ny lissage d ts nataoko tsony. Misaotra ialoha am torohevitra e

répondu par mamzelkely le 25/12/2007 00:07
2. kally
(
24/10/2007 08:49)
Ka ny tena nahavoa ny volon'i Arimalala angamba ilay izy efa maina dia mbola tratr'ilay loko ka vao mainka maina, dia farany tapatapaka sy mihintsana ilay volo. Ny tokony ataonao voalohany aloha ny manao izay hampamandina an'ilay volo (hydrater-na), dia tsara be aloha rehefa najanonao ilay lissage. Mampiasà masque sy bain d'huile,ary shamppoing ho an'ny volo maina, bain d'huile betsaka tsara any amintsika,raha mahavatra aza ianao dia tsara zavokà na atody ampiasaina. Ny shampooing tandremo mampiasa elsève fa vao mainka tapatapaka be io.Raha ny volonao natao lissage izany dia shampoo dark&lovely ampiasaina na organic roots.Rehefa tafaverina mangirana sy malefaka ny volonao dia haniry amin'izay.
3. paolla
(
24/10/2007 11:05)
Slt dôl r reto a!!!!
Za ko reto mb sek aka soltion @areo f tena simb be mits ko reto n voloko a! sadi mainaB no enjanaB ko!de in reto n tokoni atôko@ azi ref lé manasa loha in?
Ny mb mapalemilemi anaz si ts mapiongotrB anaz zan e!
De in ko ni tokoni atôko@naz ref lé manas loha in?mb atoroi evitra reto fa ainareo ian fa vevavi ni tena mba mila mikarakara vatava keli e!
Zei fa mb miandri valini mahafapo @areo indrindra fa lé ef nianatra manokana momban\'ni volo ren!!

4. ari.malala
(
24/10/2007 13:03)
kally, merci beaucoup aky a! shampooing saraB aloha izao no ampiasaiko ao e, de bain d'huile SaraB iany koa. Nojereko tsara fa misy hoe pour cheveux secs abimés le izy, sa ts mety? ary tsara ve ny mampiasa après shampooing?
5. kally
(
24/10/2007 13:47)
Tsy misy fisaorana akia Ari fa toa ohatry ny tsara tokoa iny Sarah B iny sady manimanitra kely.Ny après-shampooing tsy voatery hatao kah! ny bain no tena zava-dehibe,raha tsy oe lasa be menaka be indray ilay volo na mifotetaka loatra rehefa avy atao bain dia asio après ihany.
paolla>> izaho aloha tsy mpanao volo fa mitovitovy amin'io resako tamin'i Ari io ihany, hoe ataovy aloha izay hahatafaverina an'ilay volo ho mandina tsara, fa ny volo malefaka ho azy rehefa hydraté.

6. kallie
(
24/10/2007 14:47)
efa nahazo ana io problem n'i Ari io fa ny nataoko d bain d'huile koa, lé zavokà, tsy ny volo rehetra no mahatanty azy, ny anà zao tamza nampiasa an'io d vô mé ratsy be...
ny bain d'huile ampiasaiko d lé ao am homéopharma, anafarako mihintsy refa lany ny ato, tsara lé izy amiko ka sô d mahasoa anareo... d io bain d'huile io ampifandimbiasina am ze masque na bain d'huile-nao io (za tsy mahafantatra anle produit SaraB)
d refa manomboka miova lé volo d tapahana lé efa simba am lohany fa iny no mitarika ny sisa (mbola tsara) ho tapatapaka, ny anà zao tsy tonga d notapaina in-1 fa 1cm isaky ny 1 volana eo d zao tsisy tsony lé simba ny farany

7. sakaizakely
(
24/10/2007 19:46)
efa nahazo ahy io ry ari. fa dia tsy nisy hevitra fa dia notapahina daholo nefa efa lavabe koa tam zay. Aza matokitoky reny produits vita snoa reny fa ny any am salon de coiffure ihany, dia grande marque, raha tsy izay dia aleo tsy manao. Ny ahy indray tsy fandokoana no nahavoa ahy fa fanatsorana volo @ supermarchés ireny, nefa dia tena ilay malefaka be no nampiasaiko. Indroa nanao fotsiny nielanelana 3 volana fa toy ny bozaka le volo:{:{:{ Voatery notapahina.
Ny volo ry zareo rehefa maty dia maty a ! na asiana menaka inn na bain d'huile manao ahoana tsy avotra intsony. Ny fakambolo ihany (bulbe) no miaina fa izay efa tafavoaka aty ivelany dia izay ny aminy. Raha ampy sakafo tsara ny fakambolonao dia tsara ny volo mivoaka avy eo, ary mila kenakenaina tsara mba tsy ho simba @ fampiasana menaka, après shampooing sy bain d'huile isankarazany. Une fois simba ny keratine miaro ny singambolo dia tsy tafaverina intsony.
Toy ny hoho ihany io. Ny mitsiry aty afara manosika ny efa simba hihintsana, fa ny efa simba tsy azo ovaina intsony.
Tandremo ihany ny fampiasana produits tsisy garanti professionnel
Dia miomana indry hanapabolo izany :-*:-*

8. kally
(
24/10/2007 21:29)
sakaizakely:
Ny volo ry zareo rehefa maty dia maty a ! na asiana menaka inn na bain d'huile manao ahoana tsy avotra intsony.
Toy ny hoho ihany io. Ny mitsiry aty afara manosika ny efa simba hihintsana, fa ny efa simba tsy azo ovaina intsony.
Dia miomana indry hanapabolo izany :-*:-*
Misy volo mbola avotra raha tsy vakivaky izy fa tsy mila tapahina raha maina fotsiny kah!
9. ari.malala
(
25/10/2007 07:17)
sakaizakely:
Dia miomana indry hanapabolo izany :-*:-*
:snif::snif:za nefa mba te ho lava volo, le mampaniry anle volo efa giravy be:snif: takizay aho tamin'iny hoy ilay hira izay, nefa takizay aiza tsony:snif:
10. kallie
(
25/10/2007 10:19)
ari> za manokana miteny oe mety lé tapahana tsikelikely fa tsy tode in-1 mande, marina fa ts maintsy tapahina amzay lasa dôly lé ratsy
ny anà zao lé nolazaiko io oe 1cm isaky ny 1 volana, dé raha nourrit tsara koa izy d mitombo ôtran'io, na latsaka kely, sady tsy mora tapatapaka tsony no ts tonga d bory volo ndry amzay

11. tess
(
25/10/2007 11:32)
ari.: dia mizàra aky manao placage am alina koa amizay malefadefaka milamindamina ny volo refa maraina an! isa-kalina moa izany e! misy cousine ko izay mantsy somary enjana koa ny volony fa tsy manao brushing izy na manatso-bolo fa manao placage am alina foana de manja foana ....
12. ari.malala
(
25/10/2007 12:18)
kallie:
ny bain d'huile ampiasaiko d lé ao am homéopharma,
in ky ny anarany ry kallie? de otrin le izy? merci davans an!
Tess, za anie manao placage fona e, fa na d asiko menaka izao aza le volo fa zany otran'ny kitay refa maraina ny andro:-(
13. kally
(
25/10/2007 14:07)
F'angaha akia tsy mampihongotra volo hono ny placage? Mahasolasola an'ilay eto amin'ny fihirifana hono fa voasintona mafy loatra angaha ilay tahom-bolo. Asa fa mety samy manana ny hodi-dohany koa ka ny mety @ hafa tsy hety @ hafa angamba.:D
14. ari.malala
(
25/10/2007 14:32)
tsy haiko tsony fa zany no henoko alou hoe mampalefaka volo hono ny placage:? ts haiko tsony mints e!
15. kallie
(
29/10/2007 12:37)
ari> bain d'huile fotsiny lé izy (ataoko fa tsisy afatsy io ao am homéopharma) 3000Ar tamza tany farany ...
ny placage ndray, za reto tsy mahatanty a, tena atramizay mintsy, fa tonga d marary be ts azo kasiana mintsy ao am tapondoako ao afaka 2 na 3 heures

16. ari.malala
(
29/10/2007 13:24)
kallie, merci ky fa hanontaniako indray io! tena efa may mints mantsy za hitsabo an'ity voloko nidiran-doza ity:-(
17. kallie
(
29/10/2007 13:52)
d aza afangaro b lôtra ko ny zavatra ahosotra azy e, manjary tsisy efficace kory
18. ari.malala
(
30/10/2007 07:39)
:) ok fa ts afangarok ok :) fa toa misy shampooing pour cheveux très secs zay kou ao amzareo hoemo ao ra ts diso za e, tsara v?
19. meva2
(
30/10/2007 10:07)
Bjr daholo ô!!
Ny ahy aloha ny produit hitako nahatsara dia bio33 raha any ma/car e! izaho rehefa mankany dia mitondra mody foana satria hitako fa tena mifanaraka @ type n'ny volontsika mihitsy ilay izy.
Ilay homeopharma indray dia mbola tsy henoko: à base de inona ilay izy e?
tess: manimba volo ny placage (araky ny tenin'ny mpanao volo), ny brushing be loatra koa.
Hoan'izay mandoko volo, nahita produits de coloration aho aty eny @ pharmacie hoe sans amoniaque izy izay raha tsy diso aho, izany hoe mba tsy dia manimba volo loatra na koa ny fahasalamana. Efa nisy nampiasa ve nareo???

20. kallie
(
30/10/2007 12:40)
meva> ra ny eritreritro manimba volo dôly refa resaka oe défrisant e, colorant e, sns... za klo fay e, zao a zao sady tsy mandoko no tsy manatsotra no ts mi permanente fa tô mety iany ko