volo potipotika:-(

21. meva2 ( 31/10/2007 08:06)
kallie,
izay aloha dia marina mihitsy satria misy produits maro mahery amin'izy ireo.Ny ahy ny ataoko dia une fois tous les 2 mois ihany aho no manao brushing, ny ambony dia avela maina fotsiny à l'air libre dia manao masque sy crème nourrissante.
22. evasoa ( 31/10/2007 08:17)
tsy toy ny tarehy ihany ve ny volo, tsy aleo miverina amin'ny natioraly ihany ?

ny tamenakatody sy krema fresy ve tsy efa mety ? misy milaza fa mampalandilandina hodintarehy manko ireny

sa misy mahatsara azy ihany ny produits simika ?

Inona ihany no tsara ?
23. meva2 ( 31/10/2007 08:51)
evasoa,
izaho aloha dia tena mampiasa produits naturels mihitsy e! na ny vatana na ny tarehy fa izany hoe mampiasa produits "chimique" kely ihany aho na dia à base na fruits na plantes aza. Ny fanaoko koa dia bain d'huile @ huile d'olive.
24. kallie ( 31/10/2007 12:45)
ra rasaka tarehy ndray ilaina ihany ny manao gommage ndraindray (fa tsy matetika an) amzay miala ny loto eo, d ôtran'ny volo iany koa oe hydraténa tsara fôna, masque cocombra ko oatra
25. ari.malala ( 02/11/2007 11:52)
d in ndray aza no fanaovana gommage e!
26. ikaretsaka ( 02/11/2007 16:02)
alaina ny gaoma dia fafana izay tasy.non?
27. ari.malala ( 06/11/2007 13:43)
ika, :-D:-D:-D:-Dresabehivavy zanyrise a!
28. mamzelkely ( 25/12/2007 00:07)
ari a eriterreto wa le nolazaiko iny fa mora karakaraina ange ee ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5451