blogy

1. xxx ( 22/10/2007 21:18)
fanahy iniko nanao xxx aloha fa i tess ity an!
amin'izay mantsy tsy mivoaka ary amin'ny page d'acceuil ary ny dinika amin'izay ny mpijery forum ihany no mahita no vositona

ity aza ilay lien niandrasana efa ela e! ny sary tamin'ny fiaonana 22 septembre lasa teo....
http://dagonamana.skyrock.com/26.html

na dagonamana.skyrock.com fotsiny
mazotoa mijery ary..
zé namana tiany esorina ny sariny de hanoraty fotsiny aho fa mora esorina ny sary....:wink:
répondu par kelly13 le 24/11/2007 15:26
2. ikalamako ( 22/10/2007 22:00)
nahafinaritra fa misaotra nizara sy nampitsiriritra ary nanampy nanisy loha ireto ps hita sy re eto foana ireto (afa-tsy ry xxx)=D=D=D
3. fasaly ( 23/10/2007 05:08)
:°)niasa loha be ikalamako oul bedb ireo ve ho azondry antsaina hoe iza fa izay mpametraka sary ihany no fantatra ao:-D
4. Darlin ( 23/10/2007 05:56)
salut daholo,

Misaotra t@ ilay fizarana ny sary tamin'ny fihaoanna 22 septembre fa ny tenanay izany tamin'iny tsy afaka mihintsy.

Dia @ manaraka indray e!
5. ari.malala ( 23/10/2007 07:19)
xxx na tess, misaotra foana aky a! :-*:-* d am manaraka ndray e:)
6. ikalamako ( 23/10/2007 07:55)
fasaly ===> zara aza nisy an'izay o ? faly nahafantatra an'i fasaly klony koh, dia ari.malala sy izay voatonona anarana fa teo aloha dia ps fotsiny daholo no hay.:-D:-D:-D
7. tianalove ( 23/10/2007 08:27)
Misaotra betsaka am'ilay sary fa mampanembonembona mihitsy ny mijery azy...

Bisous akia tess an!!! sa mou rasta???:lol:
8. sasa ( 23/10/2007 10:29)
misaotra betsaka akia fasaly am le sary an! tena milay be, efa narahako le nolazainjy d tsy mila mandefa am mail tsony njy an!
Ari.malala mba alefaso le sariko any e! efa maika ny hahita ny haratsiko akia za an! par mail io an!
:-*:-*:-*:-*
tianalove ahoana le akoho e! :-*:-*
9. tess ( 23/10/2007 10:37)
sasa: fa lay sipa mpi gerer ny dité mafana koa aloha enjana be mitsy e! mikilay mitsy ve ny bandy vao mahazo goute na dité iraika

tianalove: efa desactiver ny kilk droit amzao ka tsy hatahorana ny sary am manaraka asiatsika revansy b ndray:wink: mety dool na rasta na tess:-P

ari.malala reo dool ny sary zany aky an! fa de am manaraka ndray fa nahafinaritra iny;...
ikalamako faly mafantatra andriko kounkou aloha ary an!....ny fiaonanareo tany italy kou somary efa hitako any am blogy any nysary blogy n'i hery io an:wink:
10. sasa ( 23/10/2007 10:45)
tess hi hi hi hi hi hi za koa ary akia otran'i hoe mamo am le migerer dité koa, tena tsy nampoiziko iny sary iny koa :-D:-D:-D
11. sipagasy ( 23/10/2007 10:47)
manja behhhhhhhh, misaotra akia tess annn:-*(l):-*
12. tess ( 23/10/2007 11:01)
tsy misy fisaorana aky sipagasy an!:-*(l)

sasa: aiza kou ny otran'ny mamo eo fa tsara be mitsy kou! tiko be aloha e!
13. tess ( 23/10/2007 11:01)
darlin: misaotra e! amin'ny manaraka ndray manao be e! afaka asiana foana ny fiaonana refa tonga any antanàna e!:-*
14. tywa68 ( 23/10/2007 11:27)
tess : m'ci nizara e :-* tsy ratsy ilay fika xxx :-D:-D efa saika tsy hijery aho tsss :lol: mbola tsy vita fa atao tsikelikely e:wink:
15. ari.malala ( 23/10/2007 12:18)
tess, mercy ky f tena ohatran'ny hoe niverina niaina ilay izy zany za nijery ilay sary rehetra! rovina ndray ndry no tonga?:P
16. Samoana ( 23/10/2007 13:22)
=D mahafinaritra raha toa andry daholo ny xxx rehetra ato:-D.Tena nahavita azy mihintriny:-*!
Misy tsokitsokilovina mandritry ny herinandro maromaro fa misaotra indrindra e:D^:^
17. booboo ( 23/10/2007 14:21)
hu hu hu. Misaotra nizara ô ! :D:D.

Motika zao ouay ê hihihihihi

re-misaotra hatrany Tess a. :-*
18. tess ( 23/10/2007 15:38)
tywa: hihihih! ka raha vao tsy natao xxx ity dinika ity de hita ary amin'ny page d'acceuil de manitona oul be mahitsiny fa aleo sam entre tsika mpiforum iany moa nareo efa niandry ny sary rehetra de indro e! tsy misy fisaorana e!:-D:-*

samoana: efa mba ela tokotrany no naniry hiaona amin'ny namana tany dago ka vita izy iny nahafinaritra fa miodikodina eny ny tany mety any marseille ndray no hamonjy fiaonana am manaraka:°):^):-D

booboo: tsy misy fisorana aky an! mbo te hanome fahafaham-po ho anareo tsy tany e!:wink::-*
19. Kwasi ( 23/10/2007 16:06)
Misaotra @ voandalana ooo!!!
Voky ho azy teto mihitsy ny tena nahita ilay kaly bdb.:D Dia nanenina marina izay tsy tonga e.:wink:
20. tess ( 23/10/2007 16:16)
mitongava ihany wa! am manaraka e! na de ny ambiansy fotsiny aza aloha....:wink::-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1636