blogy
41. sasa
(
24/10/2007 10:03)
diams le 72 io akia no president an'i namana dago an! tsy mbola hainjy ve?
tess misy saropiaro sahady ary amle sary koa njy angaha ahoana? hoe iza koa hono ireny bandy misakambina amiko ireny :D
tess misy saropiaro sahady ary amle sary koa njy angaha ahoana? hoe iza koa hono ireny bandy misakambina amiko ireny :D
42. fasaly
(
24/10/2007 10:14)
:-D:-D:-Diza aky izany ry sasa: mbo bitsiho amiko hoe:wink: afaja fafaiko ny sary raha misy saro piaro ao....sary fotsiny reny fa angah moa de misy in?:-D
43. xxx
(
24/10/2007 10:45)
aza misy fafana izany akia ny sary an! za zany mahatsiaro antsika le niaraka nandihy tamin'ny anadahindry ry fasaly le tany am lebus hi hi hi mahay mandihy akia izy iny.
sasa
sasa
45. ftma
(
24/10/2007 11:07)
misaotra nizara e
Misy mpihinana fen'akoho malaza mihitsy any an mba ovay amin'izay akia :-*
Misy mpihinana fen'akoho malaza mihitsy any an mba ovay amin'izay akia :-*
47. diamondra27
(
24/10/2007 13:22)
sasa: merci akia a! tena tsy nahalala aho raha tsy vao izao e!:-* de njy koa zay vao haiko fa de faly mahafantatra akia a!
tess: :-D:-D:-D zany ve akia? kiadi ange akia zany trimobe zany e
kiadi: de mi-kiss an'i kiadi :-*:-* bon retablissement de courage leisy a!
tess: :-D:-D:-D zany ve akia? kiadi ange akia zany trimobe zany e
kiadi: de mi-kiss an'i kiadi :-*:-* bon retablissement de courage leisy a!
50. ftma
(
24/10/2007 14:13)
diamondra27 tonga de devinena i darlin ko :)
izay tsy fatatra petahana ps :-D
izay tsy fatatra petahana ps :-D
51. ari.malala
(
24/10/2007 14:15)
tess, ts mbola mahay mampiditra sary za fa aleo alefako e:oops: sa v mianatra?:P
52. tess
(
24/10/2007 16:16)
xxx:
aza misy fafana izany akia ny sary an! za zany mahatsiaro antsika le niaraka nandihy tamin'ny anadahindry ry fasaly le tany am lebus hi hi hi mahay mandihy akia izy iny.
sasa
:-D:-D:-D i sasa ihany io kan!:-P aoka ndry iny anadahiko iny an!:-D:-D doux be ve lery de......:-D
53. tess
(
24/10/2007 16:17)
methode:
Fafao tao kanjo ny sariko! :oops:
fangah misy methode izany tany??
anoraty aza aho klou!:wink:
54. tess
(
24/10/2007 16:19)
ari.malala: tena tsy sarotra ny mampiditra sary ao fa araho fotsiny ny rehzetra aky an!
alefakio any ny mots de passe an!:-P
alefakio any ny mots de passe an!:-P
56. fijo
(
24/10/2007 19:32)
fasaly an,ary tsy mba nantsoina aho tamin'io dodo maro be amin'ny tany io le???
57. tess
(
24/10/2007 19:34)
fijo: voalohany aloha tsy dodo tam tany io fa tambony fandrina an!:-D:-D
ka ny an'i fijo ange nalefa aloha loatra de zao taraiky ndray e!:-D
ka ny an'i fijo ange nalefa aloha loatra de zao taraiky ndray e!:-D
58. fijo
(
24/10/2007 19:46)
kyyyyyy tsy olana na ampandriana na an tany ka,fa le mba miara midodo no mahafinaritra.:-D:-D:-D
59. andryrabe
(
24/10/2007 19:53)
vao manomboka mijery za de pejy faha 26 no hitako, de gaga aho.
de naveriko nojerena hatram voalohany, de hitako hoe amin'ny antsipirihany mihitsy ny tantara ato. haka fotoana mihitsy mijery azy fa tena ho lava izy ity kah.
merci fasaly a. am manaraka indray e.
de naveriko nojerena hatram voalohany, de hitako hoe amin'ny antsipirihany mihitsy ny tantara ato. haka fotoana mihitsy mijery azy fa tena ho lava izy ity kah.
merci fasaly a. am manaraka indray e.
60. fasaly
(
24/10/2007 20:05)
andryrabe: mazotoa mamaky sy mamadika pejy sy mamerina indray ny fety aneritreritra:-P:wink:
fijo: am manaraka ndray de de alefa miaraka....
oupssss! ny vacances io an!:-D
fijo: am manaraka ndray de de alefa miaraka....
oupssss! ny vacances io an!:-D