resaka virtuel

1. Kwasi ( 21/10/2007 13:36)
Lasalasa ny saiko hoa nandinika an'ireo suojet "vavolombelona x" sy ny tariny. Voalaza matetika tao moa ny resaka hoe virtuel, fiainana virtuel sns, dia nisy mihitsy moa passage mahatsikaiky niresaka nampahatsiahy an'izany marriage virtuel izany. Dia lasa ny eritreritro eto sady manontany anareo ihany hoe mety misy koa ve ny orgasme virtuel?
répondu par sarobidy le 25/10/2007 10:30
2. lohabe ( 21/10/2007 14:23)
ataovy any ambony
3. xxx ( 21/10/2007 17:25)
tsy aiko aloha fa zà efa ni-tchat t@ olona tao @ meetic d lasa nitovy ny lokanga d niresaka d lasa sex d tonga ny orgasme ! @ko aloha d misy io e!fa tsy fantako we obsédé v ilay olona ireny na we ahoana fa mba mahagaga ,zà aloha sipa e! fa lasa ihany ny saiko we bandy taraiky v reny sa efa sainany mihintsy , ny ahy moa experience fotsiny ! fa izy aloha tsy mahasosotra e! ihihi
4. xxx ( 21/10/2007 20:51)
tsy fananana patience daholo izany eo amin'ilay mpangataka sy ilay mpanaiky.
5. ikaretsaka ( 22/10/2007 00:29)
eo @ le transition virtuel mankany @ reele matetika no misy probl.
aza mamorona atsanga sy mandainga sy mifamitaka fotsiny. fa tsy maninona anefa ny mi imagine.

ohatran'ny manao trano ihany io. rehefa vita ny plans (virtuel sy imaginations) sy ny estimations.. dia atao reel @ izay.. fa raha ajanona eo @ nofinofy dia eo fotsiny! raha milaza fa manana plans nefa tsisy akory nefa mampanantena olona, dia eo ianao no raisina..
sady voatebaka no voaala baraka no lasa mitsippozipozy manao xxx sisa fa manafin-drambo ohatran'ny alika voatoraka
6. kallie ( 22/10/2007 05:49)
ika> ka zay ndrindra, ra mijanona virtuel ny virtuel fa ts miditra any am réel d milay sy milamina fôna io... na resaka tsiky na sex :wink:;-)
7. sasa ( 22/10/2007 05:54)
kallie misy ilana ny réel ihany kan!
8. Papoose ( 22/10/2007 06:56)
raha azo zany le virtiell de resaka imazination aby, dia atao akory ny manao kisarisary an-tsaina an'ity orgasm:?:
9. ari.malala ( 22/10/2007 07:13)
mba mifantasme ky njy papoose a;)
10. la ( 22/10/2007 07:26)
8O8O:idea::idea::?::?:
11. Papoose ( 22/10/2007 07:28)
ka le sary apetraka @ le orgasm no tena tsy haiko, raha hoe fahasambarana zao de afaka amoronako sary an-tsaina hoe manga be ny lanitra de mandrivotra dia miposaka be ny masanjo fa tsy mafana fa antonony tsara ny tamperatira dia misy lolo manidina sy zazakely sipakely manao roby ble siel sy bandy kely manao rafanenjika dia sns, fa raha orgasm nga de in a:?::roll::roll::lol:
12. Kwasi ( 22/10/2007 09:25)
Ka io mihitsy ry papoose no mahalasa saina a. Fa ilay an'i xxx manko efa nivadika reel ilay izy fa tsy nijanona ho virtuel tsony.
13. kallie ( 22/10/2007 09:34)
:-D:-D d eo amzay lé lasa manonofy manao ary amle dinika anakiray ary :-D:-D
14. ravatorano ( 22/10/2007 09:53)
d manofisa atoandro eo izany kanou
sa manakory zay kà papoose ah
:-P:-P:-P
15. sarobidy ( 25/10/2007 10:30)
dinika aiza zany ry kallie?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243