dinika mivantana

1. lohabe ( 21/10/2007 02:45)
Raha tiana asiana dinika mivantana (chat) kay ny pejy iray dia inona no tokony ianarana?
J2EE ve?
répondu par sarobidy le 25/10/2007 14:23
2. adler ( 21/10/2007 19:38)
lohabe:
inona no tokony ianarana?

teny anglisy :wink:
Ohatra hoe : http://www.phpfreechat.net/
3. lohabe ( 22/10/2007 03:55)
tsara be fa misaotra!!!
4. sarobidy ( 25/10/2007 14:23)
Za ko misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1943