hande hianatra sa hande hiasa?
1. salmo1
(
19/10/2007 06:49)
Matetika izaho rehefa tafaresaka amin'ny mpianatra nahazo alalana hianatra aty an-dafy dia izao no mitranga matetika:
- Misy ny mpianatra manajanona ny fianarany tampoka, de haleony kokoa mitady asa dia miasa.
Dia avy eo tonga tsikelikely ny olana isakarazany.
Marina ve zany:?:
;-)
- Misy ny mpianatra manajanona ny fianarany tampoka, de haleony kokoa mitady asa dia miasa.
Dia avy eo tonga tsikelikely ny olana isakarazany.
Marina ve zany:?:
;-)
répondu par RyAnona le 20/10/2007 11:24
2. bilakarenjy
(
19/10/2007 07:38)
de raha atao mifamadika le toerana de ianao indray no maka ny toeran'ireo mpianatra de aleo ilay mpianatra no maka ny toeranao de inona no havalinao .
3. salmo1
(
19/10/2007 08:18)
bilakarenjy: manjary tsy mety aminy ny toerako, satry ny toerako dia fianarana, fa ny azy kosa dia fiasana. Noho izany: tsy mendrika ho azy ny toerako:lol:
sa mety zavatra hafa no tinao resahina:?:
sa mety zavatra hafa no tinao resahina:?:
4. bilakarenjy
(
19/10/2007 14:47)
matoa anie le mpianatra manao izany de misy zavatra miseho eo @ fiainany .Tsy fidin'ilay mpianatra ny hanao izany fa voaterin'ny fiainana izy .
5. niryna
(
20/10/2007 02:18)
Aleo izy hiasa,aleo izy hianatra fa tsy maninona izany e.Samy manao izay mahasoa azy daholo ny rehetra,raha misy mahita asa aza any dia afaka mizaraha ho an'ireo izay mipitrapitra tsy mba afaka sy tsy manana asa.:D
6. RyAnona
(
20/10/2007 11:24)
Arakaraka ny taratasinao io raha afaka miasa @ visa nao ve ianao nefa mpianatra no nidiranao any. Izany hoe tokony hianartra ianao ary ny asa eny @ elanelany eny e! mazotoa