Izay mangina volamena
1. xxx
(
17/10/2007 18:34)
Dia hita teto tao anatin'ny roa herinandro izay fa hay ve ka hoatr'ireny ny toetran' ireo noheverina ho tena namana mahafapo teto @ serasera e:o. Dia hoy aho hoe tsy misy afatsy i tsaramaso sy jeankely ihany izany no tena francs =Deto @ ity dinidinika eto ity k'ty.
IZAY MANGINA VOLAMENA:-$
IZAY MANGINA VOLAMENA:-$
répondu par ari.malala le 22/10/2007 06:24
3. cutie
(
17/10/2007 18:48)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-10-2007 20:34:57
Lohateny : Izay mangina volamena
Dia hita teto tao anatin'ny roa herinandro izay fa hay ve ka hoatr'ireny ny toetran' ireo noheverina ho tena namana mahafapo teto @ serasera e
tsara refa fantatra:-D
5. ikaretsaka
(
17/10/2007 19:37)
tsy tena ngetroka be aby raha tsaramaso=volamena le! anaovy 2 kapoaka ao
sao kosa samihafa ny mangina sy ny mitokona rehefa gholemains?:wink: mila jerena akaiky koa io raha io

6. toovs
(
17/10/2007 19:44)
zay mangina Donto am vazah.
refa tsy manakambara de donto sy incompétant. mila mi s'exprime ianao mba hahafahan'ny sasany miheno ny hevitrao sy mampita an'izany. avy am zany no ivoahan'ny adihevitra rehetra.
mety ho izany koa ange no mampahantra ny firenena malagasy e. manankarena ny tany gasy nefa mahantra be. tsy mihetsika tsinona. zao ny thailandais no mpanao safira satria izy no sahy manao zavatra fa tsy miandriandry eo.
resaka lavabe ity raha hotantaraina eto.

7. toovs
(
17/10/2007 19:49)
ho famehezako azy de tsy adala ny olona mamorona ny atao hoe marketing sy publicité. Am zay fantatry ny vahoaka sy ny mpanjifa hoe misy enao ary misy zavatra ataonao. azo ampiharina amin'ny fiainana rehetra io an.
am gasy anefa... ratsy ny hoe mandoka tena. misy lafiny mahatsara azy daholo anefa ny zava-drehetra saingy isika matetika tsy mahita afatsy ny lafy ratsiny. ndao am zay mba hijery ny lafitsaranjavatra e, de avy eo vao mampitaha hoe tokony hiroso sa aleo mijanona rehefa voalanjalanja ny positif sy ny négatif. sa ahoana hoy ianareo.
PS: izay hanao valiboraingina de tsy aleonareo ve tonga de tsy mamaly e. satria tsy hitondra ho aiza ny valy boribory. raha tsy hoe angaha hanala azy de zay ndray no tsy haiko

9. cutie
(
17/10/2007 19:55)
Mpandefa : radjery [ Valio ] 17-10-2007 21:29:35
Lohateny : Re : Izay mangina volamena
fidifidio ny namana é! dé iray na roa ihany tena atokisana
ka ny matetika koa le oul tsy nataonao namana akory no manondrana any ho any .
tsy solution io :-D
10. mbaliana
(
17/10/2007 19:58)
koa maninona i xxx no nanoratra an'io amin'izay dia mba tena hita hoe nangina ianao...ianao zany le hoe ny ataonao mifanohitra amin'ny teninao...
11. xxx
(
17/10/2007 20:18)
mbaliana:
koa maninona i xxx no nanoratra an'io amin'izay dia mba tena hita hoe nangina ianao...ianao zany le hoe ny ataonao mifanohitra amin'ny teninao...
Izy kosa manoratra fa tsy miteny, ary mba avelao izy hanoratra fa tsy mifanohitra akory izany fa milaza ny heviny izy tonga dia tapenanareo. Marina kanjo fa ny mangina volamena, misy valerany kokoa noho ny vato kilonjy!
12. mbaliana
(
17/10/2007 20:42)
atao = manoratra miteny =hevitra navelan'ny sorany
ny soratra navelany no manome hevitra miteny koa..tsy misy manampina ny vavany eto fa ny hevitra avoakan'ny soratany anie no maneho zany hevitra manampina vava zany e...mifanohitra ny hevitra lazainy sy ny ataony...

fa ny mangina volamena misy valerany kokoa noho ny vato kilonjy!toa samy mangina ihany ireo koa na ny volamena na ny vato kilonjy :-D:-D:-D:-D
13. Papoose
(
17/10/2007 20:55)
Zay mangina volamena dia le manao xxx fantatra foana nefa!
tsa de vendrana ihany ny olona misera eto aii!=))
solution ray koa, raha tena ho franc i xxx nanao ny lohahvt de tsy manaron-tena @ x:wink: fa na manarona aza moa kobo foana fa tsy kwa!:wink:

16. Papoose
(
18/10/2007 03:51)
aleo aloha samy hanao aby fa rehefa feno ndray ny kibon'ny omby dia mipoaraka vavolombelona XXXXXX dia ambony laharana be any @ XXX office:lol:
17. sasa
(
18/10/2007 04:24)
toovs:
PS: izay hanao valiboraingina de tsy aleonareo ve tonga de tsy mamaly e. satria tsy hitondra ho aiza ny valy boribory. raha tsy hoe angaha hanala azy de zay ndray no tsy haiko
aleo d ho lazaina amse fa tena fanalana azy ny eto.:-D:-D=))=))
Ikaretsaka, mbaliana, Papoose be X loatra ato fa andao ho any ambadika e!
19. sasa
(
18/10/2007 04:37)
ary mety ho lasa diamondra ihany za fa za toa tsy mety mangina koa :-D:-D:-D:-D:-D
sady aleo diamondra toy izay volamena :-D:-D:-D:-D:-D
xxx :P