Izay mangina volamena

21. Rasiligaoma ( 18/10/2007 06:11)
izay mihomehimehy izany safira dia sady volamena etoana no safira no diamant ko.
Draisss:-D
(hibizina indray izao i Ika)
22. ari.malala ( 18/10/2007 06:48)
kiiiiiiiiiiiii, tara train ndray i ari... mbola misy ve le tsaramaso volamena ooooo! mba anaovy telo kapoaka ra mbola misy eee:^)
23. sasa ( 18/10/2007 07:54)
lanto:

sasa hahahhahahhaha toa doubla sens izy izany an!?

aleo amzao akia an! :-D:-D

24. xxx ( 18/10/2007 08:22)
radjery:

fidifidio ny namana é! dé iray na roa ihany tena atokisana:lol:

marina izany, dia aza afangaro ny atao hoe monde virtuel sy réél
25. mbaliana ( 18/10/2007 09:07)
ho an'le xxx farany ity e... fa anga ra virtuel dia tsy azo realiser-na réel.. mba limité koa ange nareo zany e...
ny virtuel zao no mampandroso ny rehetra koa ...
ny Moral koa azo atsaraina amin'ny virtuel... zay le mbola mahavoa ny toetsainareo... fa anga rehefa tsy misy mahita sy tsy misy mahalala dia manararaotra ny manao tsy mety sns... ohatry ny mpangalatra...mampalahelo e... mba mivoatra amin'ny tsara amin'izay
26. diamondra27 ( 18/10/2007 09:57)
sasa:

ary mety ho lasa diamondra ihany za fa za toa tsy mety mangina koa :-D:-D:-D:-D:-D

sady aleo diamondra toy izay volamena :-D:-D:-D:-D:-D

xxx :P

:-P:-P
27. diamondra27 ( 18/10/2007 09:59)
xxx:

Izay mangina volamena

Izay miteny diamondra =))

_______________________________

:-D:-D:-D

de ze miteny sy manoratra varahina sa safira?:oops::oops:

Aleo atao we: xxx refa manaratsy de varahina fa rehefa xxx manatsara de safira =))=))=))
28. Kwasi ( 18/10/2007 10:39)
Ary ny mangingina inona?
29. tywa68 ( 18/10/2007 10:45)
aleo ihany diamondra feno safira toy zay vato kilonjy k :-D:-D
30. xxx ( 18/10/2007 10:53)
mbaliana:

ho an'le xxx farany ity e... fa anga ra virtuel dia tsy azo realiser-na réel.. mba limité koa ange nareo zany e...
ny virtuel zao no mampandroso ny rehetra koa ...

ny rehetra ve no azo atao virtuel ? Mba lazao ahy hoe izany vady virtuel ?
raha virtuel lasa réél dia efa niova statut izany fa tsy virtuel intsony e

mbaliana:

ny Moral koa azo atsaraina amin'ny virtuel... zay le mbola mahavoa ny toetsainareo... fa anga rehefa tsy misy mahita sy tsy misy mahalala dia manararaotra ny manao tsy mety sns... ohatry ny mpangalatra...mampalahelo e... mba mivoatra amin'ny tsara amin'izay

inona no tianao lazaina @ hoe moral ? LE sa LA ?

Tsy niteny kosa aho angamba fa raha virtuel dia fanaovana ny tsy mety . Raha virtuel dia kely kokoa ny fitokisana ary tokony hitandrina kokoa satria tsy voatery ho ohatranao daholo ny olona ao ambadiky ny écran. Nahoana ohatra no limité ny fandoavana vola na fividianana zavatra @ internet ?
31. xxx ( 18/10/2007 11:12)
Papoose:

Zay mangina volamena dia le manao xxx fantatra foana nefa!
tsa de vendrana ihany ny olona misera eto aii!=))

solution ray koa, raha tena ho franc i xxx nanao ny lohahvt de tsy manaron-tena @ x:wink: fa na manarona aza moa kobo foana fa tsy kwa!:wink:

fa ahoana no ahafantaranao hoe iza io xxx io?
32. xxx ( 18/10/2007 11:15)

Sao dia irapapozy ary no detektiva eto klou eh???
33. xxx ( 18/10/2007 11:29)
anisan'ireo efa nanoratra eo aùbony eo ary zà de vinanio oe iza fa meko biz'oroka b mints ze mahalala we iza ah o :^)
34. xxx ( 18/10/2007 11:31)
afatsy hery sy ny admin an'ity dinika ity iany no ts mahazo miteny an:P
35. Kwasi ( 18/10/2007 12:15)
Marina kanjo fa ny mangina volamena, misy valerany kokoa noho ny vato kilonjy!

tanjemo fa ny vato kilonjy raha tonga eny am-pelatanan'i davida be valera an!:wink:

36. sitlo ( 18/10/2007 14:28)
David Jordan le mpanao baskety ve zany?
37. Papoose ( 18/10/2007 14:47)
ary toa taitra daholo nyxxx leee!!=))=))
za tsy manam-potoaana hanaovana detectiva na piblika na priveee fa IZAY MANGINA VOLAMENA:-D:-D
38. ari.malala ( 18/10/2007 14:51)
papoose,=))=))=))=))=))
39. ikaretsaka ( 18/10/2007 15:17)
mbola misy le gants de boxe o sady d'or be mihitsy o
mangina mitampim-bava mihitsy ange tratran'ny gant de boxe eo amin'ny vava fa araraoty araraoty!

telo dimanjato @ le milbandy ... sady misy eponge vitafoam mihitsy le izy madama an!
ataoko mora raha haka maro e...
prix promotionnel ho an'ny xxx efa mangina fa ireny efa voa teo @ vavany o!
40. Kwasi ( 18/10/2007 17:21)
:-D:-D ilay davida ao @ samoela voalohany lesy ry stilo a, tsy samoela mpihira an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6184