Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Salama e
1. richandre4
( 16/10/2007 08:04)
Manahoana daholo e!!!
Mba afaka aseho eo amin`ny tononkira ve ny hiran`i Rija Rasolondraibe ilay misy hoe:
Vaovao mahafaly x6
No entinay ho aminareo!
Misaotra mialoha de mirary soa daholo e!!
Stor klem(tena fankasitraha lehibe no dikany)
Richard.
Répondre
répondu par
sarobidy
le
27/10/2007 07:54
2. sarobidy
( 27/10/2007 07:54)
raha ohatra ka hainao le izy da afaka ampidirinao eto nge e, fa izaho mantsy tsy mahay atram farany ko d tsy sahiko ampidirina:oops:
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2043