DAH MAMA

1. cmbolatiana ( 16/10/2007 05:16)
Manao ahoana daholo ô
Dia tsisy manana tonokiran'i Dah Mama mihintsy ve ato na ny iray aza? mahagaga ihany an.
Mba mitady re izay manana e, izay misy tiako daholo ny hirany.
Misaotra mialoha
répondu par sarobidy le 27/10/2007 07:50
2. sarobidy ( 27/10/2007 07:50)
ko tsy mahita ko, aza adino ko ny mametraka refa mahita enao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1476