Torimaso
1. soanja
(
14/10/2007 14:26)
Ny torimaso ihany hono no fahafinaretana itovizan'ny mahantra amin'ny mpanakarena.
Saingy tsy izay intsony no mahasahirana ireo mpanao fikarohana sasany satria misy mitaky indray izao hoe nahoana moa raha fohanana tanteraka ny torimaso mba hanjakan'ny olombelona ny alina sy ny mazava?
Rehafa natao tokoa hono ny fandinihina dia tsy hoe mila matory adiny 10 akory ny olona iray vao ampy torimaso fa miankina amin'ny tsirairay izany fitakian'ny vatana izany. Tokony eo amin'ny adiny 3 ka hatramin'ny adiny 11 no fiovaovan'izany isan'olona.
Ny torimaso dia manampy antsika hiala sasatra sy hanorenana ny fitadidiana. Raha tsy matory isika dia mety ho lasa adala ny farany satria betsaka ny hery ao anaty lasa , izay miforona rehefa matory. Kanefa hoy ny siantista nanao ny fikarohana hoe rehefa matory mihoatra ny adiny 2-3 aorian'ny fikimpihan'ny maso dia efa vonona sahady izany fiforonan'ny hery vaovao ao anaty izany. Zany hoe ny ambiny izany dia haitraitra sy hakamoana na fahafinaretana tiana hampiadanina ny vatana fotsiny.
Nanapakevitra ireto tsy tia torimaso fa tsy ilaina ny toriamso satria mampihena ny fotoana hamokarana.
Misy fanafody vaovao hitan'ny mpikaroka hanafoana ny torimaso, mandaitra mandritra ny 5 andro aloha no andramana, saingy mbola tsy vita fitsapana tanteraka hoe hatramin'ny oviana ny olona iray no afaka tsy matory nefa tsy manimba na mamono ny vatany tsikelikely.
Ny hevitrao?

répondu par cutie le 20/10/2007 19:15
2. cutie
(
14/10/2007 15:31)
mampahatsiaro ahy cartoon zay ty ry soanja :-D
saingy ny pble an'le oul tao @le cartoon izy tsy mahita tory de nanaovan'ny scientist experience (fa occasion ho an-dry zareo manko )
HS iny alou :oops:
Za ndray alou de tsy maintsy mila torimaso fa tsy miasa ny brain refa tsy ampy torimaso e :-D
aleo ho an'ny mpiasa al zany experience vao2 zany :lol:

3. ratonga
(
14/10/2007 15:43)
zah manokana aloa de taitra oazy refa avy matory adin'ny 4, fa ra tena tsy matory mitsy zany kosa tsy lasa klé:lol:
7. tywa68
(
14/10/2007 18:37)
cutie :lol::lol: d tsy hatory mihitsy ve ?? asa re ! mety mila ady ny farany :-D
8. Belle
(
14/10/2007 18:48)
Raha ny experiences nolalovako dia toa tsy mety ho an'ny vatana ilay tsy hatory mihitsy.
Nanao "carence en proteine" aho indray mandeha ka tsy nety nikipy mihitsy ny masoko telo alina nisesy. Ny vatako nilaza ary naheno fa te-hatory aho, ny masoko nefa tsy nety nikipy fa nipitrapitra fotsiny hatrany. Ka dia toy ny "zombie" (raha tena misy izany) fotsiny no fahenoako ny tenako tamin'izay!
Mety ho toy ny robot fotsiny ihany sisa ireo olona anandramana tsy fatoriana mandritra ny 5 andro (4 alina) ireo raha ny fahitako azy!

9. cutie
(
14/10/2007 19:00)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 14-10-2007 20:37:35
Lohateny : Re : Torimaso
cutie d tsy hatory mihitsy ve ?? asa re ! mety mila ady ny farany
za wa tsy maintsy matory :-D
Za ndray alou de tsy maintsy mila torimaso fa tsy miasa ny brain refa tsy ampy torimaso e
aleo ho an'ny mpiasa al zany experience vao2 zany
12. radjery
(
14/10/2007 20:12)
refa tsy mahita tory matetika zany dé mety lasa kokorazé ny farany:-D:-D:-D
20. radjery
(
14/10/2007 20:54)
ra ny volon-do fotsiny tsy kwa ka:lol: ra ny any @ faritra sasany mety hampatahotra marina:-D:-D:-D