ahoana no hamalian-lah azy?
1. salmo1
(
10/10/2007 20:43)
(matetika mivôka filme izy ty)
Manana sipa elah, nisy zavatra tsy nahafaly azy manokana hitany tany ambadimbadika tany, tsy fantatry elah akory oe: inn no tsy mahafaly azy:roll: elah amnio tena tibe an-le sipa(l) fa tsy mbola kobon-le sipa ny tena fitiavan-elah azy...
Avy eo rombotra be le sipa, sady tamy ihany, no manantona... tsy hazavainy akory zay antony maharombotra azy. Fa tonga de felapelakiny tamaina tsy akijanona mandrapajanona ny fony :lol:
ahoana no fomba hamalian-lah azy :?: (tadidio fa elah efa voafelapelakabeny tamaina :lol: )

répondu par rakapy le 03/12/2007 04:13
2. simplex
(
10/10/2007 20:58)
ito fotsiny no hamaliana azy: :*:*:*:*
mety mbola mahazo felapelaka kely ihany an, fa mijanona tsy moramora wazy eo...
;-)
mety mbola mahazo felapelaka kely ihany an, fa mijanona tsy moramora wazy eo...
;-)
6. salmo1
(
11/10/2007 08:25)
simplex: fa elah ve tsy mahazo resaka e :lol::?:
pissoa: filme io ka:lol: fa hatramzao alou za mbola tsy tratrany. Fa raha tratrany kosa... de hataoko ihany le valiny nomeny rasimplex ;-)
tadidio fa elah efa voafelapelakabeny tamaina
pissoa: filme io ka:lol: fa hatramzao alou za mbola tsy tratrany. Fa raha tratrany kosa... de hataoko ihany le valiny nomeny rasimplex ;-)
7. koffman
(
12/10/2007 15:26)
rah felapelaky ny sipa zany lesy tsy de maninn fa hiaretana eo aloha mandra-paha afaka tsara ny fony. andraso afaka tsara ny fony vao anntanin'lah izy hoe fa maninn enao?:-*
8. sitlo
(
12/10/2007 16:06)
rehefa afaka ny fony dia felapelao ny tehamaina indray izy mandra-pahafaka ny fon'ialahy. :-D
9. pissoa
(
12/10/2007 16:31)
salmo : vao maika toi mahazo gidra be amin'io fa andramo ... (tamy filme koa no nahitako an'zany) :-D:-D:-D:-D:-D
=D=D=D ho an'i koffman :-D:-D:-D
=D=D=D ho an'i koffman :-D:-D:-D
11. Nickovy
(
12/10/2007 19:01)
sitlo:
rehefa afaka ny fony dia felapelao ny tehamaina indray izy mandra-pahafaka ny fon'ialahy. :-D
De rahefa avy eo nareo samy afa-po de maty!!!!!=))=))=))=))=))=))
Tsy tsara izany eh. :-$:-$:-$Aleo miaritra kely de avy eo mifanazava. Raha tsy izany de vao maika gidraka be io de ialahy indray no mety hanenina:snif::snif::snif::snif::snif:
12. selepa
(
12/10/2007 22:43)
ra samy maty nefa de tsary misy afaka mamoaka taranaka, inona zany no tonony hatao?
14. tsaramaso
(
13/10/2007 00:10)
tadidio fa elah efa voafelapelakabeny tamainaelah zany no vendrana e !!!!!!!! hahahaha !!!!! elah ve manaiky darohana kanefa tsy mahatanty akory le !!!!!!!!
15. cutie
(
13/10/2007 00:26)
Mpandefa : Nickovy [ Valio ] 12-10-2007 21:01:12
Lohateny : Re : ahoana no hamalian-lah azy?
Hoy i sitlo:
rehefa afaka ny fony dia felapelao ny tehamaina indray izy mandra-pahafaka ny fon'ialahy.
De rahefa avy eo nareo samy afa-po de maty!!!!!
Tsy tsara izany eh. Aleo miaritra kely de avy eo mifanazava. Raha tsy izany de vao maika gidraka be io de ialahy indray no mety hanenina
zay de nandalo niserana fotsiny:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
16. koffman
(
13/10/2007 06:03)
rah sipa tian'lah le izy de miaritra kely lesy e!!rah tsy hoe angamba misy zavatra mahamahana tany ho any, mifanazava ihany no mety e! HAin'lahisany moa ny hiran'i Nantenaina iny "Ody fitiavam-biavy tambitamby" zay de milamina...:*:*:*:*:wink::wink:
19. Kwasi
(
18/10/2007 13:50)
Fa tonga de felapelakiny tamaina tsy akijanona mandrapajanona ny fony
:-D:-D de ho possibla ve lesy zany? felaka indray mandeha ihany ngamba lesy no mety hahavoa fa ny manaraka efa mety afaka mi-esquive na hoe voasakana ny tanany. Raha tsy matory angamba elah.
Fa ny loza koa dia ilay hoe mandrapijanna ny fony k'le, elah zany sady efa voafelaka no mety mbola ho tratran'ny enquete ihany koa.
Fa raha ny hamaliako an'ilay felaka dia anontaniana alou hoe fa misy inona?