koba
1. salmo1
(
09/10/2007 16:12)
Mba azonareo homena ahy ve, ny fikarakarana manao koba?
(olana kely) ^:^
aty tsy misy ravin-akondro, inn no mety hasolo azy?
;-)
...
(olana kely) ^:^
aty tsy misy ravin-akondro, inn no mety hasolo azy?
;-)
...
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:26
2. sipagasy
(
09/10/2007 16:18)
rehefa tsy misy ravin'akondro dia azo atao papier allu kann fa tsy hitovy tsiro aloha e!
http://sipagasy.blaogy.org/sakafo1/
dia mazotoa homana ann
http://sipagasy.blaogy.org/sakafo1/
dia mazotoa homana ann
3. salmo1
(
09/10/2007 16:24)
sipagasy :-D
mi sôtra e, fa lay miaraka am voanjo somary lavalava tahakany razana reny no tiko,
¿ahoana ny fanaovana anireny?
mi sôtra e, fa lay miaraka am voanjo somary lavalava tahakany razana reny no tiko,
¿ahoana ny fanaovana anireny?
5. Samoana
(
09/10/2007 16:41)
booboo:
tahakany razana
:-D:-D:-D
=))mpanatrika famadihana mihintsy salmo an!! Mazotoa homana letsy a:-D
6. sipagasy
(
09/10/2007 16:56)
sarotra be ny manao an'io ry salmo ann tena tsy haiko fa mila herinandro raha tsy diso aho izay ann ny fikarakarana sy ny fandrahoana an'io fa tsy vita veti² izany e!
7. ikaretsaka
(
09/10/2007 17:04)
ie herinandro no fanaovana an'io. Moa aty tsisy lavaka be sy le barika avafika volany atao fandrahoana azy ireny.
jereo ao Talata Volonondry ao fa kivy ialahy raha mahita ny fanaovany azy hoe ..zao zavatra bedebe zao ve ny anaovana iny zavatra didina kely iny?
jereo ao Talata Volonondry ao fa kivy ialahy raha mahita ny fanaovany azy hoe ..zao zavatra bedebe zao ve ny anaovana iny zavatra didina kely iny?
8. Mitah
(
09/10/2007 17:18)
Inty ny web hahazoanao ny fanamboarana koba voanjo.
http://a.ratsimbarajohn.free.fr/
Misy nem, sambosa,.....izay tianao rehetra koa ao mameno ny an'i Sipagasy.
http://a.ratsimbarajohn.free.fr/
Misy nem, sambosa,.....izay tianao rehetra koa ao mameno ny an'i Sipagasy.
9. salmo1
(
09/10/2007 17:20)
sipagasy: hay ve izy ty zany e... mala suerte :oops:
ikaretsaka: hitsakitsahana am-tongotra hono rehefa manao anizio, zany less mba tantarainy namana aty amiko, asa ndray raha marina zany kle 8) ^:^
Mety tsy diso ihany angamba satri efa ol maro2 ihany no nilaza ahy anizany. Fa mamely ihany alou ny tsiron'ity kaly gasy ty e.

10. Mitah
(
09/10/2007 17:30)
Manamboara ao an-trano fa izaho tsy nanitsakitsaka tamin'ny tongotra izany fa mety. Maharitra ela aloha ny fandrahoana azy e! Iray andro sy tapany ny nandrahoana azy ilay nataoko vao nety.Vilany matevina be 1cm ireny ny hatevenany no nandrahoako ny koba nataoko. 25 a 30 cm teo ho eo ny habeny ary 12 a 15cm ny diametre-ny.
11. boubounezy
(
09/10/2007 18:43)
za alou andé ho any @ muraille de chine ividy fa eo tena misy tsarab @ déva eo!:lol:
12. fahamarinana
(
10/10/2007 10:16)
sipagasy:
rehefa tsy misy ravin'akondro dia azo atao papier allu kann fa tsy hitovy tsirony.
:arrow:Ny ahy papier sulfurisé fa tena miraikitra be ny allu rehefa avy eo na ny pate-ko no ratsy angamba.(l)
13. kallie
(
10/10/2007 13:50)
ary ra tsisy koba vary na mangahazo aty aminay???:cry: d azo soloina lafarinina ve? sa maizena?
15. fahamarinana
(
11/10/2007 07:43)
kallie:
ary ra tsisy koba vary na mangahazo aty aminay???:cry: d azo soloina lafarinina ve? sa maizena?
:arrow:ohatran'ny toa ilay kobam-bary ihany akia no mety kou,na vary totona koa anie à la place dia mety e,andramo anie...(l)
17. diamondra27
(
11/10/2007 08:59)
koban-dravina vao mafana , tsy hividy ve madama ô?:-D:-D:-D Miam miam io kle
18. fahamarinana
(
11/10/2007 10:10)
kallie:
mety mixer-na nga ny vary? sô d manapaka masinina?
:arrow:totona anaty loana vato ireny aloha no fanaoko an,fa am machine ndray mbola tsy nataoko kah.Na manao godrogodro na manao mofogasy dia io no ampiasaiko satria ndraindray tsy tonga mividy farine de riz any am sinoa.(l)
20. fahamarinana
(
11/10/2007 10:22)
:arrow::-D:-Dany amin'ny sinoa aky misy mivarotra laona vato a,tsy haiko ndry na aiza no mipetraka fa jereo any anie,misy tailles samihafa,eo am 15e eo ny vidiny sinon ao paris am 13ème iny feno magasins sinoa.(l)