koba

21. mihanta ( 11/10/2007 11:01)
12. Mpandefa : kallie [ Valio ] 10-10-2007 15:50:46
Lohateny : Re : koba
ary ra tsisy koba vary na mangahazo aty aminay??? d azo soloina lafarinina ve? sa maizena?



za alou nanadrana an'io recette n'i sipagasy io fa lafarine no nataoko (farine de froment pour pâtisserie)fa d nety tsara.

ilay papier alu koa no namonosako azy.

fa ny ahy fotsiny nandrahoiko bain-marie.

fa natsiro be fa hafa ihany aloha ilay izy anaty ravina é.
22. fahamarinana ( 11/10/2007 11:10)
:arrow:Mihanta : Andramako ndray izany pate de froment lazaindry izany fa mbola tsy nataoko koa aloha sady iny hita eny am g surfaces rahateo.Merci.(l)
23. mihanta ( 11/10/2007 11:16)
fahamarinana tsy misy isaorana fa dia samia ho botrabotran'ny koba eto daholo
24. fahamarinana ( 11/10/2007 11:20)
mihanta:

fahamarinana tsy misy isaorana fa dia samia ho botrabotran'ny koba eto daholo

:arrow:efa botrabotra retsy fa ny tenda moa mahafaty e.(l)

25. mihanta ( 11/10/2007 13:47)
fahamarinana botra atramin'ny tenda koa zany hihihihih
26. diamondra27 ( 11/10/2007 14:09)
mihanta: koba sy letisy akia entina ho ahy a!:-$:-$
27. mihanta ( 11/10/2007 17:12)
25. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-10-2007 16:09:33
Lohateny : Re : koba
mihanta: koba sy letisy akia entina ho ahy a!


refa laniko daholo akia ny letisy vao miverina za d ahoana?
28. ikaretsaka ( 12/10/2007 01:57)
kallie:

ary ra tsisy koba vary na mangahazo aty aminay???:cry: d azo soloina lafarinina ve? sa maizena?



alaivo ny fotsimbary dia ataovy ao anaty fitotoana kafe elektirika ireny mandra paha lasa azy ohatran'ny lafarinina:wink:izay aloha no fataoko e
29. kallie ( 12/10/2007 10:35)
Ika> tsy misy anzany ko ato fa zay tsy misotro kafe, fa teo za netsena tany am GS d nisy oe "semoule de riz", sô d kobambary io? fa boite kelikely alo lé iz e, 250g, d oe pour dessert ny soratra eo, izy sa tsia?
30. sipagasy ( 13/10/2007 09:54)
kallie amoha aiza no mpetraka e! hihi, misy akia hoe farine de riz annn misy izy koa farine de riz gluant, fa tsy semole akia ann!eny @ mpivarotra sinoa na afrikana no tena mpisy azy raha aty frantsa ianao

fa hoy koa anefa i mihanta hoe:

. Mpandefa : mihanta [ Valio ] 11-10-2007 13:01:59
Lohateny : Re : koba
Voalaza teo :
12. Mpandefa : kallie [ Valio ] 10-10-2007 15:50:46
Lohateny : Re : koba
ary ra tsisy koba vary na mangahazo aty aminay??? d azo soloina lafarinina ve? sa maizena?



za alou nanadrana an'io recette n'i sipagasy io fa lafarine no nataoko (farine de froment pour pâtisserie)fa d nety tsara.

ilay papier alu koa no namonosako azy.

fa ny ahy fotsiny nandrahoiko bain-marie.

fa natsiro be fa hafa ihany aloha ilay izy anaty ravina é.
31. kallie ( 13/10/2007 11:21)
ka nitady ange za fa, draso fa itety GS mintsy ngamba
32. sipagasy ( 16/10/2007 19:17)
kallie, ka efa nahita veh e!!!:-*
33. ikaretsaka ( 22/10/2007 20:24)
kallie:

Ika> tsy misy anzany ko ato fa zay tsy misotro kafe, fa teo za netsena tany am GS d nisy oe "semoule de riz", sô d kobambary io? fa boite kelikely alo lé iz e, 250g, d oe pour dessert ny soratra eo, izy sa tsia?



tsy haiko fa tsy lafo koa ange ny fitotoana kafe electrika eny @ mpivarotra eny e!
dia amin'izay kao azo antoka hoe tena vary io satria ianoa ihany no mitoto anazy
34. arialy ( 26/10/2007 10:40)
kallie eny am africain koa misy , tena oe farine de riz , soratra mainty de misy sary manga², 250g, sachet keli² zany.
de manges tout
35. Ratoa ( 30/11/2007 13:21)
Ny fitotoana café eclectrique koa mety itotoana koba ( alona aloha dia avela hitsiaka ny rano).
Ny moule à cake koa mety anaovana koba, lafiana papier sulfurisé ( raha tia atao boribory) na avela amin'izao (forma carrée)
36. lemurbaby ( 24/01/2010 17:26)
Videos

Koba Akondro:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/HrUFuN6Fjh0

Koba / Kobandravina:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/1/uYpl02_k1jc
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197