Oniversité tsara indrindra!!!!
1. Herimiafina
(
06/10/2007 04:23)
Toy ny isan-taona dia mamoaka ny lisitry ny fianarana ambony tsara indrindra eran-tany ity sampana iray any Chine ity.
Ao anatin'ny zavatra jereny ny hatsaran,ny fampianarana sy ny mpampianatra, ny mariboninahitra efa azon'ny tsirairay, sy ny karazana haisoratra sy boky efa naparitaka, sns....
Ireto avy izy ireo....
http://www.arwu.org/rank/2007/ARWU2007_Top100.htm

répondu par Jeankely le 06/11/2007 09:57
2. Jeankely
(
06/10/2007 06:42)
Dia hitanao ao mazava ny laharana misy ny Université any USA ary firy @ zato voalohany ny ao Frantsa? Ny mba hany marihiko dia saika mirehareha sy mametraka ny laharany ny Université vahiny nefa sady sahirana ny Université Malagasy no mbola ny kely hanana aza dorana. Izany no politika mihitatra hatreny @ Université. Tsy ho afaka ny hananotana sy hianatra @ Top Université ny maro ka tsara ny miezaka manatsara ny kely ananana na mampalahelo kely aza. Rehefa miakatra Postgraduate mety afaka ny hianatra any @ Top - U rehefa miezaka. Samy maniry ny hivoaka @ ireny saingy tsy azo mora izany. Efa niresaka an'io aho tany aloha tany fa tamin'ny endriny hafa.
3. Fiffi
(
06/10/2007 06:54)
:wink: de hoe ny USA daholo hono no mitondra ny laharana ambony rehetra....:-w:-w raha stat avy kalou io de tsy mahagaga eh ! :wink:
4. malalatinasoa
(
06/10/2007 10:20)
Ilay critere hanaovandrizareo ilay rank mihintsy no tsy azoko tsara, sady samy manana ny azy, fa toa miova fona ny rang an'ilay universite sasantsasany na dia samy 2007 aza.
Ary sao dia mahita ny journal rank kou Mr HM?
Ary sao dia mahita ny journal rank kou Mr HM?
6. sakaizakely
(
06/10/2007 17:30)
Mampaninn an'iza anefa na 100 na 1000 voalohany US mihoatra an'i Frantsa ? Mahaofana ny mpiasany izy ary mahaleo tena, tsy mila mangataka etsy sy eroa. Na inn na inn no tsinin'ny fitondrany, mbola mahavelontena izy aloha hatramin'izao et ça reste un pays de droit
Ny gasy aza moa tsy mahay manaja ny kely ananany ko nefa mba mitsikera la Frantsa. Na aorinan'i us aza izy dia mbola aloha lavitra ny faradoboka.
Ny gasy aza moa tsy mahay manaja ny kely ananany ko nefa mba mitsikera la Frantsa. Na aorinan'i us aza izy dia mbola aloha lavitra ny faradoboka.
7. Herimiafina
(
06/10/2007 17:36)
Ity ny misy ny fomba nandaharany azy sy ny critères rehetra.
Ny fahitako azy dia mitombina ihany ny critère raha ny resaka publication navoakan'ny oniversité tsirairay avy sy ny fahazoana mampiasa ny vokampikarohana no jerena.
http://www.arwu.org/rank/2007/ranking2007.htm
Ny zava-misy dia ny oniversité afrikana dia tsy misy mihintsy raha ny top-500, ny antony dia satria tena kritera goavana ny lanjan'ny vola miasa amin'ny resaka fikarohana.
Ny vola ampiasain'ny oniversité iray any Californie ohatra dia mitovy ny fitambaran'ny vola ampiasain'ny oniversité rehetra mitambatra any Canada.

8. Fiffi
(
06/10/2007 21:27)
Herimiafina:tsy de atao mahagaga loatra io.....
Ny zava-misy dia ny oniversité afrikana dia tsy misy mihintsy raha ny top-500, ny antony dia satria tena kritera goavana ny lanjan'ny vola miasa amin'ny resaka fikarohana.
heu....ry zareo tsy manaja ohatra ny couche d'ozone...fa zay ahabetsaka ny vola ftsn no mba zavatra hainy sy fantany....
9. Herimiafina
(
06/10/2007 21:47)
Mila fantarina koa anefa dia misy antony matoa any amin'izy ireo daholo ny volan'ny mpamatsy ara-pikarohana no mandeha. Satria favy izy....
10. pissoa
(
06/10/2007 21:57)
Hi hi hi, sady ny betsaka amin'ny afrikanina favy koa toa lasa mamonjy an'ilay efa be mpamatsy koa :-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
06/10/2007 21:59)
Ny lessona azo tsoahina dia izao: misy saosy izany ireo oniversité ireo ka aleo any no mangataka hibaosy raha hibaosy ihany! hehehehe:-D
12. Fiffi
(
06/10/2007 21:59)
Herimiafina:dainn....favy am inn hono akia ? am bomba matanjaka sy ny nukléèra ve ? :{:{:{:{
Mila fantarina koa anefa dia misy antony matoa any amin'izy ireo daholo ny volan'ny mpamatsy ara-pikarohana no mandeha. Satria favy izy....
16. ikaretsaka
(
07/10/2007 03:41)
Herimiafina:
Toy ny isan-taona dia mamoaka ny lisitry ny fianarana ambony tsara indrindra eran-tany ity sampana iray any Chine ity.
Ao anatin'ny zavatra jereny ny hatsaran,ny fampianarana sy ny mpampianatra, ny mariboninahitra efa azon'ny tsirairay, sy ny karazana haisoratra sy boky efa naparitaka, sns....
Ireto avy izy ireo....
http://www.arwu.org/rank/2007/ARWU2007_Top100.htm
ny ahy ny fijery ny hoe iza no university tsara indrindra dia ny education sy ny hoe lasa inona ilay olona. sy ny placeny eran'izao tontolo izao, fa tsy hoe tsara mpampianatra diploma be dia lasa hanirian'ny tranonkala ilay izy nefa avy eo
18. Jeankely
(
07/10/2007 05:37)
Angaha moa angatahana fotsiny ny mi-bosy amin'ny Top-U. Tsy midi-potsiny hotran'ny fiangonana io ary misy critère. Ny Université Malagasy raha mbola ny fanjakana no be resaka aminy dia lavitrabe ary raha mbola asiana resaka politika dia taraiky. Fa ohatr'inona no droit aloha amin'ireny Top-U ireny? Université izany sahala ny Tanana iray mihintsy misy ny rehetra ary mampidi-bola sy mamoaka vola sahala ny Orin'asa vaventy be. Aza adino fa na ny manodidina ny Université Malagasy aza hanaovan'ny sasany trano tsy ahafahany mihitatra intsony. Ary misy mpampianatra @ Université manana trano @ tanin'ny Université. Tsy fitanisana ny Top-U fotsiny no tiana havoitra fa hoe mba ho aiza ny laharan'ny U-Malagasy?
19. malalatinasoa
(
07/10/2007 10:40)
Ny Universite gasy tsy hita tableau mihintsy. Soa ihany fa misy mpianatra gasy vitsivitsy maromaro navoakan'ny Universite any madagasikara mbo hita tableau ao @ top10-100 ihany.
20. Herimiafina
(
07/10/2007 19:16)
Ika: toa anisan'ny criteria nojerena io hoe lasa aiza sy aiza avy ny mpîanatra ivoaka avy tamin'ireny. Jereo ny harvard izao fa malaza ho tena olona mananatoerana decideurs daholo.
malalatinasoa: maromaro mihintsy kah, tena efa betsaka mihintsy no nivoaka amin,ny top-100 saingy tsy dia manana ny plasiny rehefa lasa any amin'ny oniversité francophone.
Jeankely: ny oniversité any amintsika angamba tsy dia ireo criteres noresahana teto ireto no tena vaingaindoha-ndraharaha fa zavatra hafa mihintsy no systeme valeurs any amintsika. Raha contexte malagasy aloha dia tsy misy mahay azy ohatry ny oniversité gasy ihany. :^)