mitady azy aho
1. menjjaa
(
03/10/2007 14:32)
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin'zao anefa dia tsy hita izy.Marihako eto fa izy dia mpiditra @ty site ity ary mino aho fa betsaka no mety ahafantatra azy.koa miangavy re mba ampio ra hitanareo na koa fantatrareo ny aminy fa very izahay ankohonany.AMBININTSOA no anarany 1.70m ny halavany zara2 hoditra izy poeta izy ary tia mifanerasera amin'olona, monina eny amboditsiry izy mila hevitra sy fanampiana rah sitrakareo
répondu par menjjaa le 11/10/2007 15:12
2. Fiffi
(
03/10/2007 15:25)
heu...nga tsy mba nanontaniana ny fianakaviany any dago ? de nanjavona ftsn zao ve ? :roll:
zany hono ry namana an ! zay mahafantatra an'i Ambinintsoa namanareo de mba ampio i menjjaa eh !
zany hono ry namana an ! zay mahafantatra an'i Ambinintsoa namanareo de mba ampio i menjjaa eh !
3. menalamba
(
03/10/2007 16:05)
8O:?::?:Dimy volana tsy hita dia tsy nikaroka azy ianao raha tsy taty @ farany? Tsy azoko
5. lehilahytsyresy
(
04/10/2007 07:41)
menjjaa:
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin'zao anefa dia tsy hita izy.
Grave tokoa izany situation misy anao izany. Zavatra roa no azo eritreretina:
Cas No.1:
Mety sendra accident izy, fa tsy afaka niantso vonjy. (Raha io cas io dia tsara ihany ny mampandre ny polisy)
Cas No.2:
Mety tsy afa-po tamin' ny didim-pitsarana izy, dia nandray fanapahan-kevitra azy manokana.
Ny didim-pitsarana koa anie tsinona indraindray tsy mifanaraka amin' ny zavatra ilain' ny olona tena izy e.
Ny safidiny angamba dia ny hoe efa misaraka tanteraka, kanefa ny didim-pitsarana no manery azy hiaritra amin' ny zavatra tsy tiany.
Dia mety izay angamba no nahatonga azy tsy hiantehitra amin' ny fitsarana sy amin' ny olona intsony.
Lehilahy aho izay manoratra, ary mi-comprendre azy tsara.
6. Fiffi
(
04/10/2007 08:34)
"lehilahytsyresy ":heu.....de mba mi-comprendre an'le vady nilazaozana koh ve ? :roll: le tsy azoko de izy nanjavona.....
Lehilahy aho izay manoratra, ary mi-comprendre azy tsara.
na ny fianakaviany aza ve ry menjjaa de tsy misy mahafantatra hoe aiza izy ? :roll:
7. xxx
(
04/10/2007 11:31)
Salama saina ve izy?
Tokony hanaovana declaration dé anaovana avis de recherche apres!!!
Tokony hanaovana declaration dé anaovana avis de recherche apres!!!
8. diamondra27
(
04/10/2007 11:36)
menjjaa:
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin'zao anefa dia tsy hita izy.Marihako eto fa izy dia mpiditra @ty site ity ary mino aho fa betsaka no mety ahafantatra azy.koa miangavy re mba ampio ra hitanareo na koa fantatrareo ny aminy fa very izahay ankohonany.AMBININTSOA no anarany 1.70m ny halavany zara2 hoditra izy poeta izy ary tia mifanerasera amin'olona, monina eny amboditsiry izy mila hevitra sy fanampiana rah sitrakareo
___________________________
miala tsiny fa izay ao anatin'ny foko no lazaiko.
Lazainao fa tsy misy olana eo aminareo nefa e le izy fa hoe: efa nangataka divorce izy.
Matoa izy tsy niverina dia mety ihany koa suite-n'io décision io.
Misy raha ao de mi-fuire ny réalité izy fa jereo. Za tsy mahalala zay olana teo aminareo fa aza minimiser-na we: tsy nisy ny olana.
9. niainalynx
(
04/10/2007 12:32)
mampalahelo be izany e ! Sao de mba voatanan'ny vehivavy hafa any ary izy ? Efa mba novakianao ve ny tononkalo nosoratany faramparany? Vakio de alaivo taratra ao ny tena ao ampony ! Raha tena poety izy de soratany ao am tononkalony ny fahoriany na ny fifaliany raha nahita vehivavy vaovao nababo ny fony izy !
Mahereza e
Mahereza e
10. hantakely
(
04/10/2007 14:11)
Anotanio any havany akaiky fa tsy maintsy misy iray mahafantatra azy ,raha fantatrao koa ny antony tiany nisarahiny taminao(ex raha vevavy),dia anotanio an'ny manodidina ny misy an'ilay vevavy.
Aza mora kivy fa tsy maintsy hitanao eny foana ny marina.
Aza mora kivy fa tsy maintsy hitanao eny foana ny marina.
12. Veloo
(
04/10/2007 18:11)
mbola hiverina eo ihany izy e... rehefa leo any izy dia mahatsiaro ny ankohonany
13. Fiffi
(
04/10/2007 18:38)
tsaramaso::roll::roll: vadiny ve tsy ho tadiaviny kosa eh ? :roll:
Hatao inona ???!!!!!!!!! iiiiiiiiiiiiiiiii
14. ikaretsaka
(
04/10/2007 19:23)
fa ny tsy azoko..5 volana navela @ zao dia avy eo voaka divorsa vao wawawa?
15. menalamba
(
04/10/2007 20:13)
Izay anie hoaho é,efa amam-bolana tsy hita tsy rototra na mba nampilaza ny manam-pahefana satria nisy ny fandaozana ny tonkan-trano,izay maha -meloka eo anatrehan'ny lalana.Ny fanazavana hoentinao koa somary misafotofoto be ka tsy hita izay azo hanampiana anao mazava. Mba hazavao tsara aloha ny fandehany hoe raha azo atao :-/
16. soanja
(
05/10/2007 03:03)
menjjaa:
efa ho5 volana izay no tsy nahitako ny vadiko marihana fa tsy nanana olana izahay.Ary 1volana lasa izay no nangataka divorce IZY ary tamin'zay nivoaka ny didy hoe "mody aty @tokantranony izy" hatramin'zao anefa dia tsy hita izy.Marihako eto fa izy dia mpiditra @ty site ity ary mino aho fa betsaka no mety ahafantatra azy.koa miangavy re mba ampio ra hitanareo na koa fantatrareo ny aminy fa very izahay ankohonany.AMBININTSOA no anarany 1.70m ny halavany zara2 hoditra izy poeta izy ary tia mifanerasera amin'olona, monina eny amboditsiry izy mila hevitra sy fanampiana rah sitrakareo
Mety sarotra mihaino ity lazaiko ity fa saingy izay no hitako fa mety.
Amiko raha misy olona mitady hiala amin'ny fifandraisana, fanambadiana, fisipana sns na efa niteraka na tsia dia tsofy rano izy satria izay no hitany fa mety aminy. Raha tianao tokoa amin'ny fonao izy de avelao izy halalaka hisafidy izay tiany. Olondehibe izy mahalala izay ataony.
Rehafa anary zanaka izy dia atao akory fa izy izany ilay karazan-dreny nahafoy zanaka. Misy de misy mantsy io; ao ny mamono ao ambohoka, ao ny manary amin'ny arabe, ao ny manao toy izany.
Mampalahelo saingy rehefa izay no tiany ka tianao izy dia avelao izy hitady izay hitany fa mahasoa azy.
Matetika mantsy ny olona toy izany rehefa fesona any amin'izay alehany any dia mitampody ihany raha toa ka nomenao ny soa indrindra izy teo akaikinao nefa tsy nahatsapa. Rehefa voa avy any izy vao hitady anareo.
Eo no hiseho ny tena FITIAVANAO satria raha mbola tia azy ianao sy ny ho avin'ny zanakao dia mila miasa tsara ny saina fa tsy ny fo hoe inona no handresy?
Aza giazana ao anaty fitiavana na endrika fangenjana izany ny olona iray fa vao maika mamoafady tokoa.
Vitao tsara ny adidy mahaRay ary aza kivy fa tsy mora ny fiainana, fa izay tsy mora milavolefona ihany no handresy amin'ny farany! :-*:-*:-*:-*:-*
17. soanja
(
05/10/2007 03:06)
Azafady rehefa mandinika ao de lehilahy le olona tsy hita? Mbola mitovy ihany anefa ny hevitro na lahy izy na vavy. Mahereza hatrany mitady ny very saingy aza sondrina manamboatra zavatra efa tapaka fa hanolatra foana ny fery indray andro any!
18. mandrindra
(
05/10/2007 08:12)
efa nagataka divorsa izy koa inona intsony no antony hiverenany. nanivoaka aza ny didimpitsarana hoe miverena ao antranonareo izy, avelao izy ho any ivelany dia milamina toa izay hody ao antrano dia ho gidraka
19. Fiffi
(
05/10/2007 08:58)
na izany aza mba mahagaga hiany zany hoe nanjavona tsy misy mahafantatra hoe aiza izy....:roll:
20. booboo
(
05/10/2007 09:01)
Mitovy² fanontaniana @ Tsaramaso zà eto :°).
Menjjaa > Fa maninona izy no tadiavinao ? Satria malahelo azy sa mitaintaina sao misy manjo sns sa maninona ?
Dia rehefa hitanao izy dia inona no hataonao aminy ? forcer-na hiverina @ taloha (miray trano) sa hifampiresaka mazava ny @ hatao sa inona ?
Tsy manaraby mihitsy zà a :-*, fa mety hanampy anao ireo fanontaniana ireo....