Raozery!
1. ikaretsaka
(
02/10/2007 03:14)
oktobra indray ity ny andro. volan'ny raozery, ho an'izay liana!
http://ikaretsaka.blaogy.org/
http://ikaretsaka.blaogy.org/
répondu par rafangotsohana le 23/10/2007 12:00
2. Fiffi
(
02/10/2007 05:24)
Ika: misaotra akia nizara an ! :) heu...fa io raozery io any am-toi any isakin'inn ? ny aty manko isakin'alarobia....sa isan'andro misy any ?
3. ikaretsaka
(
02/10/2007 11:00)
Izay tianao ka : na isan'andro ianao ka afaka manao ny mistery rehetra dia tsy maninona ary vao mainka tsara aza, na afaka ataonao daholo ny mandinika ny misitery rehetra ao anatin'ny 1 andro.
Raha te hanao meditations sy tianao zarazaraina isan'andro ilay izy dia matetika izao no fanaovana azy:
Mistery Mahafaly: rehefa alatsinainy sy sabotsy
Misitery Mpanazava: rehefa alakamisy
Misitery Mampalahelo: talata sy zoma
Misirery Be voninahitra alarobia sy alahady
Mbola ho velabelarinay misimisy kokoa ny momba an'io fa eo am-pikarakarana e:wink:

4. Fiffi
(
02/10/2007 13:39)
ikaretsaka:Ika: heu....tsy ho vita kosa angamba io anaty 1 andro an !
Izay tianao ka : na isan'andro ianao ka afaka manao ny mistery rehetra dia tsy maninona ary vao mainka tsara aza, na afaka ataonao daholo ny mandinika ny misitery rehetra ao anatin'ny 1 andro.
ny olana koh de m'enfin.....ny ahy kalou de aleko miaraka am be sy ny maro an ! ohatran'ny anauy aty....miaraka am masera....ao am chapelle....
de noho ny fotoana tery de tery de mba io isakin'alarobia io no mba atao zay ankanesana any....
8. ikaretsaka
(
02/10/2007 20:33)
fiffi> azo atao eny rehetra rehetra eny kao ry fiffi a..
ny ahy ny fanaobako azy aza teny ambony taxi be ko. sady mijery ny manodidina no manao meditations sy mitanisa ny raozery, dia mampiasa ilay peratra disainier kely iny mba tsy very kaonty . io ilay hoe 'lasa lavitra aza ny fanahy rehefa tsy miala @ tontolo ny vatana' e
Raha Alarobia i fiffi dia ny misitery be voninahitra ihany no ataonao.. raha tsy hoe ..., fa vita 1 andro io ka..
30 -45 minitra eo matetika ny misitery 1

9. Fiffi
(
02/10/2007 20:50)
Ika: zany hoe: le fandehanako an'io aty an ! de isakin'alarobia ftsn no misy...heu....ao am masera tsinn no anaovana azy , satria io no fotoana afahan'olona bdb miaraka....
tsy midika kory zany fa hoe tsy misy ny andro hafa...(perso io an ) fa ny hitiavako azy de le miaraka bdb ao zahay....:)
tsy midika kory zany fa hoe tsy misy ny andro hafa...(perso io an ) fa ny hitiavako azy de le miaraka bdb ao zahay....:)
10. fijo
(
02/10/2007 22:19)
lasa indray izany ny raoziraozinay sy cutie an,tandremo pissoa manadala eo indray an
13. Rasiligaoma
(
08/10/2007 14:44)
misaotra ika
^:^
ny Ray no naha andriamanitra an'i Jesosy
ny Reny no naha olombelona azy
Dia raha mino an'i Jesosy hoe sady Andriamanitra no Olombelona isika dia amiko diatokony mankasitraka sy manaja ireo
Ilay Andriamanitra tsaoana (mitsaoka, mankalaza) sy hivavahana!
Moa ilay reny hajaina sy asaina mivavaka ho antsika sy miara mivavaka amintsika!

15. rafangotsohana
(
23/10/2007 12:00)
Mahafinaritra ahy daholo ny valiteninareo rehetra eto @ ity forum ity. Izaho koa di tena Katôlika iringirinymihitsy ary anisan'ny tena mpandala sy mpanatanteraka an'io RAOZERY io, ary tsoriko aminareo fa raha ataonareo am-pinoana ilay izy dia tena misy mérite be tokoa. Ohatra ahy izao dia toy izao ny fanatanterahiko ny RAOZERIKO :
- alatsinainy : Mistery Mahafaly.
- talata : Mistery Mampalahelo.
- alarobia : Misteyr Be Voninahitra.
- alakamisy : Mistery Mamirapiratra.
Fa t@ ity volana oktobra ity dia niezahiko natao isanandro ny Mistery iray, izany hoe : ny alatsinainy voalohan'ny volana oktobra aho no nanomboka ka hatramin'izao, mbola tsy tapaka mitsy isanandro, Mistery iray isanandro, koa manainga anreo mba haka tahaka @ izany raha toa ka vitanareo.
Izaho koa dia manao toa an'i ikaretsaka, fa na eny ambony taxi-be handeha hiasa aza aho, dia manonona ny RAOZERY foana, ary vitako foana na misy mitabataba aza, fa ny hisaorako an'andriamanitra aloha rehfa miventy ilay fivavahana aho dia mba tsy misy miteny ratsy mitsy e!
Izay aloha ry reto fa @ manaraka indray e