rugby can 2007
1. kiadi
(
01/10/2007 20:17)
salama doly!
efa henonay ny valiny fifamarana teo @ lavalava fa ba mangataka an'i ravatorano raha ba manana film kely ba azo jerena t@ io farananana io ! na de sary ko aza tsy maninona !!
misotra betsaka eh !

répondu par ravatorano le 05/10/2007 10:35
2. ravatorano
(
02/10/2007 05:47)
marina izany e !
za anisan ireo nandeha nanatri maso nijery teny ary efa anisan ireo niteny mialoha koa fa ho sarotra amitsika ny handavo an ireo cranes ougandais ireo satria b vatana ry zalah ary koa manana pack d'avant matanjaka indrindra fa tena mbola manan souffle ry zareo.Tsika tetsy andaniny toa tsy afaka nanoahitra sy tsy afaka nanoatra mihitsy fa na mampiasa ny 3/4 aza tsy tafavoaka fa akombon dry zalahy foana tsisy mihitsy koa ny mpandaka bolina akana touche ka tsy nahagaga raha vetivety dia mora reraka satria sarotra be zany hoe hitondra boll avy ary aoriana ary ka hatrany amin 'ny ligne de but an ireo mpifanandrina amin'ny tena
tsy lazaiana intsony ny vokatra e
Ny manahirana koa dia ity rehefa mandeha tsara ny baolina dia samy mihoraka ny rehetra izany hoe raha mety ny atao fa raha soimary manary boll matetika sy mamotsotra ny maki dia raikitra ny sioka nefa tokony mba homena fampirisihina ry zalahy
dia tsy miova mihitsy ny fomba fijeritsika malagasy bolina na lavalava io na boribory io,injindra fa isika mpijery sy mpanohana eo Mahamaisna , mbola tsy afaka foana ilay mody alohan'ny fotoana hahataperan'ny lalao rehefa hita fa tsy ho tafa ny mpilalao tohanana
Farany tana za ley bandy akama mlay b tsy manana film azo jerena eto ah na dia kely aza fa raha mahita fa mbola hikaroka dia eto ihany izany e
tsiky dia ampy !

3. kiadi
(
02/10/2007 16:13)
misotra ravatorano namitina ny ffandehany tany an!! ba te ahita mafy fa aty atany lavitra moa de tsy afamanotra! sohy ihany fa ba misy ny coupe du monde ba jerena aloha @ izao!! ny mahagaga anah ange de zao eh! efa resintsika reo be loha reo taloha ! ny cotes d'ivoire aza resintsika nefa ry zareo reo koa ange de be vatana eh!!
de naninona no resy ny maki t@ alahady teo!! sa ve vizana ny nanao stage taty ampita?
mila soloina koa wa le anarana oe " maki" io fa tô tsy hatahoran'ny olona ange zany gidro manao rugby zany eh! :-D:-D:-D (vazivazy io an)
faly ihany aloha ny tena fa ba indroa izay ny gasy kely no vice champion d'afrika !
mba hovina vô ba hilalao eo @ sehatra herantany?
mila mitombo ny vatana fa zah mahita ny mondial aty fa mapatahotra mijery andry zareo manao mondial reo ! ngeza lotra :-D:-D:-D:-D

4. ravatorano
(
03/10/2007 10:35)
raha tsy b vatana aloah tsy tafa amin ireny sehatra avo eratany ireny e
mila vovok'aiana ihany koa io e tsika zany nanao b tamin ny cote d'ivoire d vizana ary tsy nahovoka tsony rehefa nifaena tamin ireo ougandais hany ka dia najakan dry zalah ny lalao
diso fanatenana dhl ny olona satria maro no nihevotra fa ho vitatsika mora foana ny fibatana ny coupe saingy ny baolina moa lavalava ka dia izay faharesetsika izay no niafarany e
amin'ny manaraka indray zany e

5. kiadi
(
03/10/2007 17:17)
misy famarinanay ihany nenao zoky lahy fa zah ba nahita ny coupe du monde taty fa ireo samoa sy tonga reo tena be vatana be mapatahotra fa hitako oe tsy afaka ihany ry zalahy fa ngeza lotra kle!! anaovandry anglisy sy ny afrik du sud daka be de hifanejehana ny bôla de very ry 120kg isany!!melé sy ny placage no tena avantage @ le vatana be fa mila ko ny miazakazaka!!sady plus enao ngeza plus enao mora reraka !!
zah aloha tsy nahita ilay match tao mahamasina fa raha ny eritreritro de tokony oe tsy mitady izay hametrahana bôla @ aina be ny gasy fa tokony oe resaka drobs sy ny daka be de hifanenjehina any aloha any !tsy mitady ny hifanosika lava fa kely vatana !!
zany oe eritreritro io @ mahapakafia lavala anah fa mety oe refa ampiarina zay ! mety tsy lasa ko!!
ba omeo ny eritreritrao!

6. Nickovy
(
04/10/2007 10:13)
kiadi:
salama doly!
efa henonay ny valiny fifamarana teo @ lavalava
=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
8. kiadi
(
04/10/2007 16:41)
betsaka ihany ange ny mihotra ny zato kilao ao amintsika ao fa zany mila formé-na fotsiny eh!! momban'dry tonga sy samoa indray de tsy mitovy hevitra aminao zah satria ny akamarondry zalah de milalao aty eopara sy any australie ary newzeland, misy ray ao @ ekipa tonga zao de milalao eto montpellier!!