mivoleza Parson Jacques
1. diamondra27
(
29/09/2007 13:43)
Sendra mba nandalo tao @ RVG dia nahita an'ity "mivoleza ity " http://www.pcplanets.com/videos-113421-Mivoleza-Parson-Jacques.shtml#
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2730
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2730
répondu par diamondra27 le 01/10/2007 06:06
4. diamondra27
(
29/09/2007 17:05)
bilakarenjy: 'zany ve?
Ny aty amiko ndray anefa mandeha tsara tsy tapaka izany
sady @zay refa vota le hira de moverina automatik raha tsy soloinao
ity ndray aza e! fa somary kely version iphone
http://iphone.dailymotion.com/mahong-andry-francklin/video/xxukq_mivoleza-parson-jacques_music
fa ty ny version daily normale
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mivoleza+/video/xxukq_mivoleza-parson-jacques_music

6. diamondra27
(
29/09/2007 17:23)
salmo1: za aza mba gaga t@ le nouvelle version wa ry salmo fa efa hira taloha nge ireny e!
de manao coucou an'i Jacques koa za zany au passage Jacques Parson: hihihi hay ve mbola ao doly ny ekipa solida tany tamatave e!de mbola niampy iray aza fa toa lasa nisy vhv.
Nampimé koa nareo t@iny an!:-$:-$

9. Soniamada
(
29/09/2007 18:13)
Misaotra an'i diams nanome an'ilay rohy. Efa elaela kely io version io fa ny clip no izao vao hitako :D
kopatanana ho an'i parson jacques!
mba mandalo ato ve izy? :roll::)
kopatanana ho an'i parson jacques!
mba mandalo ato ve izy? :roll::)
10. bilakarenjy
(
29/09/2007 20:05)
masaka be io hira hirain-dry zalahy io ka .milay e!
tonga de raikitra ny dance ry diamondra a!. ao ve
tonga de raikitra ny dance ry diamondra a!. ao ve
11. boubounezy
(
29/09/2007 20:59)
ary max exeption @zay v d tsy itanareo akory?
i njakatina ngamba lé niaranihira t@ pj talou fa ity max. miresaka any max exeption mba omeo hirany max z manana na clip na hira fotsiny aza é! lé wé "IZA" d lé wé kou "AIZ'E" misôtra sady alou é! d avy eo misôtra hafa njay!:-D

12. diamondra27
(
30/09/2007 07:34)
Soniamada:
Misaotra an'i diams nanome an'ilay rohy. Efa elaela kely io version io fa ny clip no izao vao hitako :D
kopatanana ho an'i parson jacques!
mba mandalo ato ve izy? :roll::)
________________________
:-D:-D:-D
tsisy fisaorana e!hay ve efa elaela izy io e! tena tsy à la page tsony koa zahay zany an!
za koa kopa-tanana ho an'i JP sady te-hanontany azy we: efa ni-recuperen'ilay namany ve ny akanjony le very tany tamatave tao ampitan'ny prison :oops:?
de le dame blanche hono ve mbola blanche ihany sa efa niova akanjo? :-D:-D:-D:-$:-$
13. melody
(
30/09/2007 16:51)
diam: tsy mbola naheo io hira io akia izaho a fa tsara ka, misaotra e!:-*
14. diamondra27
(
30/09/2007 18:16)
melody: zany ve akia? nefa tany @ 88 tany ho any io an
de soa ihany zany fa nasehoko le izy de atolotro ho andr sy sarobidy ary Soniamada
de mazotoa mihaino e
le hira fahiny atsy ambadika koa tena milay be doly an!
________________________________________
H.S 'ty an!
seduction doly ve zany hira alefanareo zany e?:-D:-D:-D:oops::oops:
messages hoy salmo1
le melky atsy ambadika atsy moa de aoka fotsiny e!:oops::oops:
hanana elatra e! mbola tia, ambadik'i sahondra...
Solika ndray manao fiarahaban'Andriana: tsarava tompoko :-D:-D:-D
milay e!
hay ve isika manana hira tsara be toaireny fa tsy le gidragidra be reny ihany e
asio rap gasy ndray we ze mahita, merci

15. melody
(
30/09/2007 18:37)
diam: 88 nivezivezy be tetsy sy teroa ka izay angamba no tsy nahenoko azy dia misaotra e!
16. diamondra27
(
01/10/2007 06:06)
melody: tsisy fisaorana akia fa le solika koa aza tsy hitako raha tsy nisy an-dry, sady mba mamoha ny fahiny 'reny e! hihihi