humm, milay ny mihaona tampoka aty antany lavitra

1. nirijimka ( 28/09/2007 20:32)
tafahoana aty tuléar zahay sy pata anio, hummm, mialy an! refa ela tsy nahita namana dia nisy nasesiky ny razana! sady natao afapo t@ tsaky calmar sy henomby lery anio. ny lesoka de tsy nety nanota fady @ fihinana henan'osy mintsy ry lerony asa nahoan aloatra
ny lesoka manarak akoa, dia ny tsy fananana fankantsary nampilendalendana anareo! lol:lol::lol:
répondu par fijo le 09/10/2007 20:03
2. xxx ( 28/09/2007 20:45)
d inona ny lesoka azonay tsoaina amizany ,nisy veivavy v?
3. fijo ( 28/09/2007 22:13)
an an nisy lesoka
4. lo ( 29/09/2007 01:42)
o lety ry pata aa, mandende any ndray ny tananlà aa
nix : milay less zany mitapô tampoka zany klee
5. nirijimka ( 29/09/2007 05:10)
6. madafy ( 29/09/2007 09:42)
nix>:-D:-D
7. kelly13 ( 30/09/2007 13:02)
iza le pata fa :^) b za? sa i hery? lollll!! ampilendaleondao ndray zay ry nix fa tsy quoi mintsy an, tsy ho tonga any nga za we :°):°):°)
8. lo ( 01/10/2007 03:53)
kelly13 : ps le pata k, bandy akama toponle tànana miseho atsy amle sabnam
9. sasa ( 01/10/2007 04:08)
nix tssssss asio sary e! =))=))=)) na d efa haiko aza hoe tsy misy fakantsary any
lo nantsoinay elah tam vendredi d messagerie le phone tssssssss:-D
10. nirijimka ( 01/10/2007 13:03)
sasa a
11. lo ( 02/10/2007 10:32)
sasa : ko maninn rah nametraka message, fa saika waiza? momentané fotsny zany messagerie zany fa mandeh 24/24 ny phone-ko en principe, fa so d diso ol nareo :)

12. glou ( 02/10/2007 12:01)
tsssss, zah koa ve less tany de niandry an' lisany aho hoe aty @ zazah club aho fa tsy afaka mitsorika dia tsy tonga akory lisany zah zao efa tafaverina eto tana ndray , tsy koi eh @ manaraka ndray:roll:
13. fijo ( 02/10/2007 21:55)
ary nareo izany anie mahita aleha tampoka e....hummmmmm
sasa an,asio mesazy sao bedy eo i lo ny farany ,hoe iza indray izany tsy mamela hafatra izany?
14. lo ( 03/10/2007 04:14)
lol bedy amin'ny aona aza
15. ravatorano ( 03/10/2007 10:43)
mety v raha averina amin'ny volana novembre indray ilay any toliara fa amizay za mande misaka any kle
hihihihihih
lo
16. lo ( 03/10/2007 13:17)
ravato : eto iany za less zoky aa, ka efa lasa izy d zay matonga an'io MV fona (rah le num nomeko anareo iny zany aa), za ary wen b fa tsy navita nanao veloma klee, b kanja b lotra d varina tany ny saina

i ... aa, raha mamaky toi d dsl fa tena sahirana b tao ho ao k'hatramzao ee, kony aa :wink:
17. fijo ( 03/10/2007 20:26)
lo an,io fa mody be kandra an,sady efa tsy tazanaintsony hoy zoky.hummmmm
18. watafon ( 04/10/2007 17:45)
ravato :za mou efa tsy lavitra fa midina kely ftsn fa tairo ary e !:-D:-D:-D
19. fijo ( 04/10/2007 19:52)
izay fa lasa RDV
20. sasa ( 05/10/2007 04:39)
lo ha ha ha ha tena nantsoinay wa elah d le oul niantso anao kamo hametraka message koa,
ravatorano za koa otran'ny partante amzany mandé tuléar izany raha mahazo congé otrany efa ela mantsy za tsy tany,sady efa niteny le namako 1 izay hoe mandalo any aminy refa tonga any.
watafon ela be tsy henoheno an! :-*:-*:-*:-* sa misy mibedy koa
fijo za ve no sefon'ny mpibedy d za indray no bedesina tsy asa fotsiny angamba:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3492