humm, milay ny mihaona tampoka aty antany lavitra

21. tywa68 ( 05/10/2007 05:08)
sasa : ary njy prem foana an :-D:-D sady mibedy no miandry bataina :lol:
22. ari.malala ( 05/10/2007 06:35)
:-D:-D:-D:-D:-Dhatrary ka hatraty misy resaka mifampibata fona sy mifampibedy fona:-D:-D:-D:-D:-D
23. sasa ( 05/10/2007 10:13)
ari andao rangah hanokafana dinika vaovao ity mifampibata sy mifampibedy ity an!
tywa he he he he ny detective tsy mba tara izany :-$
24. tywa68 ( 05/10/2007 10:21)
ahoana akia ry ari an ! njy trotroina fa kely bilitina kely :-D:-* sady azo bataina ! efa misy kandida bobaka anie e !

sasa :dinika efa eto koa hanokatra inona indray :-D
25. fijo ( 05/10/2007 19:37)
sasa an,i wata efa tsy heno fa efa lasa racapace koa.izayyy le vaovao
26. nirijimka ( 09/10/2007 14:36)
o ravato a
27. fijo ( 09/10/2007 20:03)
malalaka izany ry zareo fa araraoty an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.59