'ZAY
1. kallie
(
28/09/2007 14:16)
:cry::cry::cry::cry: aôna kay zany oe Malala hiverina d anao spectacle zany?
:cry: d za zany anisanle ts mahita? :cry:
2. nihary
(
28/09/2007 17:47)
ka i hanitsoa diditsa nge aky e :twisted::-*
3. kallie
(
28/09/2007 18:08)
Hanitsoa manin fa ts azoko?
4. ari.malala
(
05/10/2007 13:08)
i hanintsoa ranga fotsy feo kely ts mahatoraka Malala mints a! sady mamalan-kira ka tss ts lasa e!
5. sarobidy
(
06/10/2007 08:27)
za ko aloha d anisan'ny Faly @io Malala niverina io eee:D! Na d tsy mahita anle spectacle aza :(
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0475