karaoke malagasy
1. marclagon
(
27/09/2007 19:19)
aiza kay ry reto no mety ahitana karaoké ggasy
na site misy azy hafana mitelecharger misaotra tamin'ny fanampina

répondu par sarobidy le 06/10/2007 08:30
2. sipagasy
(
27/09/2007 19:43)
izaho koa mba mitady,
afaka jerenao ato http://batoto.free.fr/download.php?lng=fr
ato koa http://perso.orange.fr/thierry.rarison/Midigasy.htm
mazotoa e! misy ilay vanbasco izay koa fa tsy tsaroako teo ilay izy fa izya manana dia manomeza tokoa hoeeee, toa efa am-pikarakarana ny mpikarakara fa dia mazotoa e!!!!!:-*;-)

5. xxx
(
28/09/2007 04:44)
l'etablissemant green eny taninarena manana morceau karaoke malagasy maro fa tsy aihko aiza no nahitany azy ireny ary ny tompony koa tsy miteny