Rehefa mino sy mila vonjy ianao...

1. salmo1 ( 25/09/2007 14:23)
Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika:

- I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jesosy zanak'Andriamanitra:?:

(Jesosy dia zanak'Andrimanitra = Izy ihany no Andriamanitra.) I
répondu par fijo le 27/09/2007 20:28
2. Fiffi ( 25/09/2007 14:35)
sady efa voavalin'salmo le fanontaniany....
3. fahamarinana ( 25/09/2007 14:40)
:arrow:"Il n'y a pas de salut en aucun autre." Asan'ny apostoly 4:12.
Le parachute important,c'est JESUS.Seul ,il nous permet d'etre sauvé si nous mettons toute notre confiance en Lui...(l)
4. ikaretsaka ( 25/09/2007 14:51)
jesoa no mahavonjy. fa fitaovana entina manampy @ famonjena antsika aby ireo, toy ny baiboly!
aza afangaro Andriamanitra sy ny fitaovana entina manampy!
5. rakaroka ( 25/09/2007 17:18)
Ahitsiko ilay fomba fijery mba tsy hisian'ny "jery harina an-tava":
Mi-dévié tanteraka anie ilay "conception biblique" :
tsy natao hivavahana akory i Jesoa ka: nampianatra aza Izy ny vavaka fa Atra Ray no tokony hi-adresséntsika. Donk fomba iray nisehoan'ny fitiavana na ny famonjen'Atra ny nanirahany an'i Jesoa fa tsy Jesoa irery no nisehoan'ny tara-pahasoavany raha teo @ lafiny famonjena ny olona no banjinina. Ka ny "acte famonjen'Atra @ fomba isankarazany" tsy tokony ho tsinontsiniavina sy hodian-tsy hita avokoa .
6. Rasiligaoma ( 25/09/2007 17:37)
miombon-kevitra amin-drakaroka
7. menalamba ( 25/09/2007 19:46)
rakaraoka>Momba anao aho eto
8. fijo ( 25/09/2007 21:03)
eo ary fa hoavy ny ady hevitra.tsy i jesoa no hivavahana fa andriamanitra???ka i jesoa izany tsy andriamanitra indray ve?????
9. pissoa ( 25/09/2007 21:12)
:-D:-D:-D
10. karinah ( 25/09/2007 21:32)
ny ahy manonkana dia Andriamanitra no mpanome ny soa rehetra! i Jesoa avy @ Atra noho izany tokony ekena sy azo angatahina fivavahana ihany koa!^-^
11. ikaretsaka ( 25/09/2007 23:12)
miodina indray ny seval de bois ry fijo sy ry pissoa a:-D:-D:-D
miara miodina amin'ny diska eo!
12. fahamarinana ( 26/09/2007 02:47)
fijo:

eo ary fa hoavy ny ady hevitra.tsy i jesoa no hivavahana fa andriamanitra???ka i jesoa izany tsy andriamanitra indray ve?????

:arrow::-D:-D,iny ndray fijo an(l)

13. fahamarinana ( 26/09/2007 03:20)
rakaroka:

fomba iray nisehoan'ny fitiavana na ny famonjen'Atra ny nanirahany an'i Jesoa fa tsy Jesoa irery no nisehoan'ny tara-pahasoavany raha teo @ lafiny famonjena ny olona no banjinina. Ka ny "acte famonjen'Atra @ fomba isankarazany" tsy tokony ho tsinontsiniavina sy hodian-tsy hita avokoa .

:arrow:Zany hoe amin'ny rakaroka izany misy fomba hafa toy ny inona koa en plus ???????:roll:
Amiko mantsy dia hatreto dia Jésus est le chemin,la vérité et la vie .Personne ne vient au père sinon par lui.Zay no teny hitantsika ao amin'ny Baiboly,Jean 14:6.Tsy niteny Izy hoe il est un chemin fa ca laisserait croire qu'il y a d'autres chemins pour aller au ciel.Non,Il est le seul chemin qui nous conduit à la communion avec Dieu,et finalement à la vie éternelle.Dia mitombona ny tenin'ny Ika hoe ny fitaovana rehetra na ny olona rehetra ampiasain'ny Tompo dia manampy antsika amin'ny fikatsahana izany Famonjena izany.Hevitro zay an sady inoako fa ialàko tsiny amin'ny hafa raha tsy mitovy amin'ny azy.(l)


14. niryna ( 26/09/2007 05:28)
fahamarinana:

:arrow:"Il n'y a pas de salut en aucun autre." Asan'ny apostoly 4:12.
Le parachute important,c'est JESUS.Seul ,il nous permet d'etre sauvé si nous mettons toute notre confiance en Lui...(l)



=D=D
o^o Jesosy Irery Ihany no Filazantsara soa.Nentin'ireo mpanompo torina aminao.Maizina avokoa izao rehetr' izao.Nefa he ny mazava .Naposako aminao.

Jesosy irery ihany no ivavahana.Ny Anarany Irery no Fanavotana.Ny olona rehetra no handohalika.Ety an-tany ka hatrany an-danitrao

Jesosy tsy miova omaly sy anio.Ary mandrakizay fa tsy mba mamitaka.Mifona ho antsika eo an-kavanan-dRay.
JESOSY IRERY IHANY re no isaorana. o^o
WE (l)(l) YOU J E S U S
15. kalina80 ( 26/09/2007 05:57)
I Jesosy ihany no lalana sy fahamarinana ary fiainana.Tsy misy makany @ Ray raha tsy @ alalany e !!!!!^:^^:^^:^^:^
16. diamondra27 ( 26/09/2007 08:04)
kalina80:

I Jesosy ihany no lalana sy fahamarinana ary fiainana.Tsy misy makany @ Ray raha tsy @ alalany e !!!!!^:^^:^^:^^:^



__________________________

Jaona 14: 6 e!

17. diamondra27 ( 26/09/2007 08:11)
salmo1:

Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika:

- I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jesosy zanak'Andriamanitra:?:

(Jesosy dia zanak'Andrimanitra = Izy ihany no Andriamanitra.) I

____________________________

Rehefa mino @ inona na mino an'iza dia voavonjy @ inona?

===> raha Mino an'i Jesosy Kristy ianao ka mila vonjy dia i Jesosy izany no tokony hinoana mba hahavonjy.

Ny zavatra fantatra dia:
raha manana aretina tsy azo sitranina ianao ka mino an'i Jesosy dia tsy maintsy roahina @ alalan'i Jesosy io aretina io vao afaka tanteraka. Ary @ anaran'i Jesosy irery ihany no hahavonjy anao @io fa tsy @ anaran'Atra




18. diamondra27 ( 26/09/2007 08:21)
Ny tiako tenenina dia izao hoe:
misy fotoana iantsoanao an'Atra
misy fotoana iantsoanao an'Andriamintra ary misy fotoana iantsoanao ny Fanahy Masina

Samy manana ny asany avy ireo ary samy mahavonjy anao daholo araka ny asany avy.

Izay no mahatonga ahy hametraka fanontaniana tetsy ambony hoe: mino inona na iza, etc etc.

RAHA NY ZANAKA NO ANAFAKA ANAREO DE HO AFAKA TOKOA IANAREO: Jao 8:36

RIEN EST IMPOSSIBLE A DIEU

Fa ny olona araka ny fanahy dia mahafantatra ny zavatra rehetra ; kanefa izy tsy fantarin'olona. I KORT 2:15
19. diamondra27 ( 26/09/2007 08:33)
niryna:


Jesosy KRISTY NO tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay

___________________


====> HEBREO 13:8



20. tsaramaso ( 26/09/2007 10:54)
fijo:

eo ary fa hoavy ny ady hevitra.tsy i jesoa no hivavahana fa andriamanitra???ka i jesoa izany tsy andriamanitra indray ve?????

hahahaahahaahaahaa !!!!! kely sisa zany de silamo le !!!!! tssssssssss

@salmo1: hadinon'elahy ry lety i Masina Elizabeta nenitoan'Andriamanitra a !!!!! hahahaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828