Rehefa mino sy mila vonjy ianao...

21. ikaretsaka ( 26/09/2007 11:57)
angatahan'i Md elizabeta amin'Andriamanitra eo tokoa ialahy ka ho lasa tsiasisa eo tokoa
tsy te hahita aho le
22. la ( 26/09/2007 12:53)
salmo> Atra no hinoana mba ahazoana famonjena, ny baiboly no lalana iray ahafantarana ny sitrapony! :):)
23. rakaroka ( 26/09/2007 17:13)
Mahafinaritra ny "fandalinan-pinoana" iarahantsika midinika eto. Ary hitako taratra eny ho eny ny geza
nibeazan' ny saina amam-panahy nametra ny fijery hitoky tanteraka @ i Jesoa.
Voalohany tsy afangariko Andriamanitra ray? izay fiandohan'ny zavatra rehetra ary possible indrindra koa hoe fiafaran'izany . Izy "concepteur", sns . Ary manana ny toetra, endrika,sns maha Ray azy izy, izay mazava ho azy fa tsy an'ny zanaka izany;
Ny fitaizana nasesika amboletra tamintsika dia mibanjina kokoa an'i Jesoa.Tahaka ny site PPS vao
naelin'i diams iny izao , ilay Jesoa no tena indraindraina zary hadinodino aza ilay Ray.
'zaho manaja, miresaka mahatoky an'i Jesoa tahaka ny zokiko izy fa tsy asoloko ny Ray fototry ny zava-drehetra. Ka io na inn soratra hoe lalana sy fahamarinana izy : ekena fa manana ny "andraikiny" mampiseho ny lalana ny zoky fa tsy nisakana ny fifandraisan'ny ray amintsika izany indrindra Izy izao no nilaza fa na tahaka ny jaky aza ny fahotanareo:"avia hifandahatra". Mahitsy sy mazava ny teniny tsy ilana mpanalalana.
24. pissoa ( 26/09/2007 18:11)
salmo1:

Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika:

- I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jesosy zanak'Andriamanitra:?:

(Jesosy dia zanak'Andrimanitra = Izy ihany no Andriamanitra.) I


Andriamanitra inoana ! Fa rehefa afaka manampy hampitombo, hampivelatra, hampiorina sns io finoana io i Pasitera sy Mopera sy i Papa any Italy sy ny vato vita sarin'i Jesoa sy ny vato vita sarin'i Maria Virjina sy Maria Virjiny niteraka an'i Jesoa sns dia izaho koa tsy hiavona ka ... raisiko an-tanan-droa ny fanampiana ! :-D:-D:-D
25. fijo ( 26/09/2007 19:55)
azafady fa somary manao diska loaka aho,satria tsy mazava le resakareo.raha vao manavaka hoe "andriamanitra sy jesoa"dia tsy manaiky ilay telo izay iray izany ko.io (sy)io anie manova resaka e
26. tsaramaso ( 27/09/2007 02:35)
ikaretsaka:

angatahan'i Md elizabeta amin'Andriamanitra eo tokoa ialahy ka ho lasa tsiasisa eo tokoa
tsy te hahita aho le

Md ???!!!! hahahahaahahaaaa !!!!

Fa iza no tedavin'la ho vendrana @zany : Andriamanitra sa nenitoan'Andriamanitra ???!! hahaahahaha!!! tssssssssss
27. fijo ( 27/09/2007 20:28)
milalaova tsaramaso klo nareo mitsam
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9473