...Tsy tsara raha irery ra lehilahy....
1. la
(
24/09/2007 04:56)
Atao aty amin'ny FITIAVANA satria resaka fitiavana.
Hoy ny baiboly:"tsy tsara raha irery ra-lehilahy dia anaovako vady sahaza hoa azy izy..."; ary mba ahoana zany ra vehivavy? raha ny hevitrareo an fa tsy ny ao amin'ny baiboly :?::idea::)8O

répondu par yah le 02/11/2007 04:18
3. boli2
(
24/09/2007 07:34)
Ny vehivavy dia nofo avy amin'ny nofon-dralehilahy ary taolana avy amin'ny taolan-dralehilahy, io no namboarin'Andriamanitra ho naman'i Adama tamin'izany. Ankehitriny nivoana izany, noho ny fandrosoana ve? satria efa azo atao koa izany ny mifampivady lahy samy lahy, vavy samy vavy mampalahelo.
4. diamondra27
(
24/09/2007 08:52)
boli2:
Ny vehivavy dia nofo avy amin'ny nofon-dralehilahy ary taolana avy amin'ny taolan-dralehilahy, io no namboarin'Andriamanitra ho naman'i Adama tamin'izany. Ankehitriny nivoana izany, noho ny fandrosoana ve? satria efa azo atao koa izany ny mifampivady lahy samy lahy, vavy samy vavy mampalahelo.
________________
de tsy mahazo tso-drano izay olona manao izany saingy mety hanaiky tsy sazoka ny RAD par respect ny choix-n'ilay olona fotsiny.
6. Jeankely
(
24/09/2007 09:40)
Tsy tsara raha irery ny lehilahy. Ratsy lehilahy mandry amin'ny lehilAhy. TSARA, MENDRIKA, ARY MIFANARAKA AMIN'NY METY REHETRA NY LEHILAHY MIARAKA AMIN'NY VEHIVAVY.=))=))=))
9. Jeankely
(
24/09/2007 10:51)
Re hatrany ve ilay hoe RATSY NY LEHILAHY MANDRY AMIN'NY LEHILAHY. Mivazavaza ve izany =))=))=))
11. bozyboleta
(
24/09/2007 11:35)
Na ara-boajanahary, na ara-tsiansa, io tsy maintsy + sy - no miaraka vao mety fa raha misingatsingana eny tsisy dikany.
Tsy tsara raha irery ralehilahy ary tsy tsara koa raha irery ravehivavy.
Ahatsiarovako blagin'i Francis Turbo ity lohahevitra ity. Hozy oe, ny tena dikan'ny hoe vhv mananontena hono de vhv manann ny tenany...:lol:

12. naughtyboy
(
24/09/2007 15:23)
:roll:ony wa ekena fa tsy tsara ra irery ny lhl fa vhv firy no tsara aminy?
15. simplex
(
24/09/2007 20:59)
:-D:-D:-D
fa lisany ve tsy mahatsapa fa vevavy no tena mpanimba ny avenir-n'ny kofy boay :?: bandy tena hita fa mamiratra tsara izao ary efa hoe mazava ny lalana fa indrisy fa nahita sipa ary dia veloma lava :-w
sao d mba fikan'A/tra hanamorana ny avancee an'ny lelah aza io resaka taolan-tehezana io kle :roll:8):D

16. Jeankely
(
25/09/2007 01:55)
Raha Andriamanitra no hinaninao dia tsy maintsy vizana ianao na ho ela na haingana. Raha simban'ny vehivavy kosa ny fikasana izay hataonao dia tsy nahay nifidy vehivavy mifanaraka sy mahalala ny tanjonao ianao koa tsy mahagaga raha potika satria samy manana ny tiany haleha.
Ny vehivavy no voalohany mahatsara ny fiainan'ny lehilahy ka raha ny tombony (Advantage) indray no lasa fahavoazana (Weakness) dia mila mandinintena fa ilay bandy mihintsy no vendrana.
Ny Andriamanitra tsy mametraka fikafika ahavery ny lehilahy fa ny lehilahy no mitady izay ahavery azy.

17. soanja
(
25/09/2007 02:34)
Ny vehivavy indray dia hoe:
Izay misafidy ho virjiny de mahafaly an'Andriamanitra ary aoka hitazona izany.
Ireo izay hanampakevitra hanambady kosa dia mahaiza manaiky ny vadinao fa izy no lohan'ny fianakaviana.

18. yah
(
25/09/2007 04:30)
tsy maintsy hanoratra ihany e!
misy karazany 2 ny hevitr'io teny io :
1-tsy mahavita tena mihitsy ny lehilahy eo @ fiainana @ akapobeany na hisy faty olona aza
2-ilay lehlh iray mihitsy izany no tsy tsara ry vehivavy isany ka mba ataovy mihoatra ohatra owe 2 na 3 na ......97847513264578497645787946754978454675
de ny aina no matèzà hihihihihihihihi:*:*:*:*:*:*:*:*:*:x:-@:-@

19. la
(
25/09/2007 04:54)
yah>gravy zany ry se! ny iray aza efa milaza izy fa potehina ny avenirany, maika fa atao bedebe tsy de animba aveniran'olona firy zany tssss tsy mety zany.
Hay ve ny anareo lehilahy zany ratsy 2 fara-faha keliny tsy mety?
Matezà ny ainareo zany e!!
Misaotra ny rehetra amin'ny hevitra an!:)=D