...Tsy tsara raha irery ra lehilahy....

21. yah ( 26/09/2007 04:18)
la:

yah>gravy zany ry se! ny iray aza efa milaza izy fa potehina ny avenirany, maika fa atao bedebe tsy de animba aveniran'olona firy zany tssss tsy mety zany.
Hay ve ny anareo lehilahy zany ratsy 2 fara-faha keliny tsy mety?
Matezà ny ainareo zany e!!
Misaotra ny rehetra amin'ny hevitra an!:)=D



ianareo vehivavy ge no nolazaiko fa tsy izahay lehilahy ry se eh
22. la ( 26/09/2007 04:54)
Ka samy mila mandinitena daholo na lahy na vavy fa tsy we lahy ihany na vavy ihany
23. Herimiafina ( 26/09/2007 22:35)
Iny aloha izany tsy mametraka olna intsony fa ny mametraka olana amiko izao dia ahoana raha mbola mahatsiaro tena irery foana nefa efa misy vehivavy iray eo? :^):@
24. wooda ( 27/09/2007 00:43)
Herimiafina, mbola dinihana izany satria mbola tsy manana ofisialy,(draidray zany fanagasiana be).

Fa efa niteraka lehilahy kely iray kosa. :°) (tantara hafa koa izany)

Ny safidy dia samy manana ny azy, miankina amin'ny zavatra ihainanao sy handalo @nao. Tsy misy mahafantra izay avoakan'ny rahampitso, mety ho maty za na hanakarena tampoka na koa ... bdb eh!

"L'Homme propose, mais c'est Dieu qui décide"
25. UB40 ( 27/09/2007 01:01)
:roll::?::!::?::!::?::!::?::roll:
26. naughtyboy ( 27/09/2007 17:06)
:-Dpissoa valaky ny hehy an .. mitombina b mintsy io oe firy io ,zay tsy mila vhv de anazy zay fa za mila betsaka,oh:mila ny reny satria tsy tonga de lhl fotsiny @ zao hanabe avy eo tsara ko ny misy anabavy,
namana,reo mihoatra koko noho ny namana sns..reo vhv tsy mila lhl ihany no tsy ao anaty kaonty ka ozy za firy?bebe ihany hoy ny tsy mahay manisa:lol:
27. tywa68 ( 27/09/2007 17:43)
la : tena ilain'ny lhl ny vhv e :-D:-D

Herimiafina : f'iza no nifidy azy ?:lol:
28. Herimiafina ( 28/09/2007 03:47)
Ilay lehilahy tamin'izy mbola tena tsy matotra no nifidy azy! :-D
29. navigo ( 04/10/2007 12:28)
.... tsy tsara raha irery ra lehilahy .... dia ,ny vehivavy koa ka fa adino fotsiny ny nanoratra azy tao am baiboly, lolllllll
8O , :D ,
30. la ( 15/10/2007 04:59)
navigo> hahaha zany an!
tywa68> asa reee?
31. navigo ( 16/10/2007 07:15)

la > sa toi aza ve mety ra irery e !!!!!! asa toukou re !!!mdrrrrrrrrrrrrr
:D
32. la ( 17/10/2007 10:22)
navigo> angina zah ka tsy ilaobava e!! zah mafantatra enao koa tsy atoro an! lolll:):):):D
33. navigo ( 19/10/2007 09:57)

la > enao mangina za mihaino , enao tsy hilôbava za tsy hilôteny , d samy mafanatatra no tsy atoro zany kou !!! lolllllllll, bizzzzzzzzzzzz
34. yah ( 22/10/2007 04:31)
la:

navigo> angina zah ka tsy ilaobava e!! zah mafantatra enao koa tsy atoro an! lolll:):):):D



hay de efa sady mahafantatra notsy atoro an! suuuuuuuuuuure:idea:
35. la ( 22/10/2007 05:58)
yah>ie mifankafantatra zahay sy navigo =))=))
36. Darlin ( 22/10/2007 11:17)
navigo> marina leits zany an! hihihi

Samy tsy mety tokoa na irery ny lahy na ny vavy an! hihih
Io koa anie misy banga foana raha mijanona ho hirery foaan e! jereo araka ny voalazan'i ravatorano zoky b fa raha hoe hameno ny tany dia tsy maintsy misy ny fitiavana olon-droa de sexe opposé. hihihi

Jereo @ izany.
37. yah ( 23/10/2007 04:42)
Darlin:

navigo> marina leits zany an! hihihi

Samy tsy mety tokoa na irery ny lahy na ny vavy an! hihih
Io koa anie misy banga foana raha mijanona ho hirery foaan e! jereo araka ny voalazan'i ravatorano zoky b fa raha hoe hameno ny tany dia tsy maintsy misy ny fitiavana olon-droa de sexe opposé. hihihi

Jereo @ izany.



fangah enao tena miheritreritra ny hameno ny tany mihitsy kle?
38. la ( 23/10/2007 04:51)
Asakasakareo ze ameno tany fa de mazotoa daholo araka izay tratra e hihihi:lol::lol::lol::D
39. navigo ( 23/10/2007 07:08)

hihihihi, ka le mission tsika eto antany koa ange tsy maintsy tanterahana e , za klouny d manantanteraka e , za tsy irery sady tsy mamela olona irery no andeha hameno ny tany !!!lollllllllllllll
:D
40. la ( 24/10/2007 05:20)
bonne continuation navigo aa=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079