windows live #%&è!?#/

1. wooda ( 22/09/2007 17:30)
Androany vao hitako ilay zavatra tsy nety nampatory ahy omaly, niasa saina aho satria rehefa nalefa ilay messenger de nande tsara aloha, de rehefa andefa message @zay @reo akama dia tsy hita tampoka teo ilay fenetre firesahana fa nanjavona, de nihevitra fa nidélire ndray ilay win #%&è!?# tsisy ilana azy ato, de natory.

Vao teo de niconnect ndray za de io indray fa tsy eo ilay fenetre firesahana de nandrasako, de rehefa nivoka de gaga be ilay olona (akamako) we f\'inona doly hono ireny fichier nalfako t@ny ireny ??? de gaga koa za we na za teo aza tsy afaka niresaka t@ny akory!

ka zao fotsiny ry akama isany, aza manaiky mitélécharge izay fichier compresse ianareo surtout @nareo izay mampiasa windows live messenger fa misy piraty mihaodihaody any. :evil::evil: de ra vo tsy mteny gasy de dakao any.

zao securité maxi firewall nena ato, cookie banni, de mampiasa miranda sns fa mbola tsy nahita solution za @ net, fa raha mahita lesy nareo efa gaigy lahy na vavy dia mba valio eto ihany fa tena somary grmblll :evil::evil: be za ato

répondu par kallie le 25/09/2007 11:42
2. wooda ( 22/09/2007 17:43)
Raha fintinina dia izao:

* alefako connexion wlm (windows live) de mvoka fenetre principal.
* misy akama efa connecté ao, de antsoiko @ le fenetre conversation, mande tsara.
* de mresaka patati patata...
* ...
* tampoka eo tsy hita ilay fenetre varavarankely de hidiko fenetre principal .

* ireo contact @zay mandefa mail fa inona doly hono ireny fichier nalefako t@ reo ireny.

Dia zao vao haiko fa azon'ny hacker sa piraty? za io zao dia mangataka hevitra @nareo
3. naughtyboy ( 22/09/2007 18:33)
za efa ko sendra an'io ..
4. kallie ( 25/09/2007 11:42)
manin ra mi-retélécharge vao2?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0815