Tantara ho an'izay tsy mahalala

1. gasynamana ( 22/09/2007 00:47)
Ny taona 325 (nanaovana ny Co0ncile de Nicée) sy ny taona 381 (nanaovana ny Concile de Constantinople) dia mbola iray ny Fiangonana Kristiana rehetra, ary niara-nanaiky fa:
- I Jesoa Kristy dia tena Andriamanitra no sady tena Olombelona.
- Ny Fanahy Masina dia tena Andriamanitra.

Fampianaran-diso ny milaza fa tsy olombelona i Jesoa. Mbola fampianaran-diso koa ny manambara fa tsy Andriamanitra izy.

Io no lasitry ny fiekem-pinoana kristiana. Avy amin'io no nakan'ny fiangonana kristiana rehetra ny fiekem-pinona
http://fr.wikipedia.org/wiki/Symbole_de_Nic%C3%A9e-Constantinople
répondu par fijo le 05/10/2007 21:57
2. fijo ( 22/09/2007 04:20)
ka tena mifanohitra sy manadala pokona wa le finoana.
ka raha andriamanitra no nahary izao tontolo izao
i maria anefa no niteraka an'i jesoa,izay andriamanitra koa,dia tsy mety,satria raha nahary izao rehetra izao izy dia tokony talohan dreniny .nefa voalaza fa maria no niteraka azy,noho izany maria no amboniny.sy nahary azy
3. Rasiligaoma ( 22/09/2007 05:51)
mindramindrana eo dia manovanova satria somary marary amin'ny sainy ilay zavatra niaraha nekena! izay ilay olona.. mivadibadika toa tanalahy anefa!
4. Joany ( 22/09/2007 06:57)
Mba ahitsy kely ny an'i fijo io fa tokony vakiana tsara aloha le fiekem-pinoana laizain'i gasynamana ery ambony io. Voalaza fa "nateraka izy fa tsy natao". En anglais "borne not made" Koa esory le hoe Maria no nahary azy sns fa diso be. Ao anatin'ilay fiekem-pinona koa ny hoe Jesoa "teraky ny Ray talohan'ny taona rehetra, A/tra avy amin'A/tra". Ny fahatongavany ho olombelona dia fidirana tanteraka amin'ilay mission maha Zanak'Andriamanitra azy dia ny famonjena ny olombelona tanatin'ny fahotana izay niafara tamin'ny fanolorany ny ainy teo ambony la croix.
Misaotra e
5. tsaramaso ( 22/09/2007 07:36)
Rasiligaoma:

mindramindrana eo dia manovanova satria somary marary amin'ny sainy ilay zavatra niaraha nekena! izay ilay olona.. mivadibadika toa tanalahy anefa!

Ny ao Vatican ohatra ??!!!!!
6. tywa68 ( 22/09/2007 07:46)
Joany : marina izany fa misy tsy te-halala e ! jereo fotsiny i tsaramaso, na alina na maraina toa tsy mandray ny fanazavàna fa mananihany foana.
7. tsaramaso ( 22/09/2007 07:51)
hahahaha!!!!!! mananihany indray hono !!! tssssssss
Rehefa tsy hain'i tywa68 valiana ilay fanontaniana tsy blem ka !!!! aleo hovalian'i Rasiligaoma azy !!!
8. tywa68 ( 22/09/2007 07:54)
tsaramaso : sao dia ianao no tsy namaky tsara, iza no nanova sy niova taty aoriana ? :lol:
9. tsaramaso ( 22/09/2007 08:05)
fa misoratra aiza eo ??!!!!
- ny valin'ny fanontanian'i tsaramaso (eny na tsia)
- ny valin'ny fanontanian'i tywa68 (iza?)

atoroy fa tsy hitan'i tsaramaso e !!!!!
10. tywa68 ( 22/09/2007 08:09)
mamaky ny tantara sy zay lazain'ny namana eto, dia avy eo mieritreritra d afaka mamaly hoe iza no nanova :lol:
11. tsaramaso ( 22/09/2007 08:22)
Ny tantara tsy hita hoe aiza sy ny forum iray manontolo no asain'i tywa68 vakiana ??!!!! tsssssss !!!!

Tena izay iray alehany :
- na i tywa68 tsy mahalala n'inon'inona akory fa be resaka fotsiny
- na i tywa68 matahotra hiteny fa zava-diso sy lainga fanosoram-potaka
- na i tywa68 sadika ratsy

Fa i tsaramaso lazain'i tywa68 fa tsy te halala kanefa manontany modiany fanina fotsiny !!!!!

Tsy alehany ilay tywa68 fa aleo miandry an'i Rasiligaoma e !!!!!
12. pissoa ( 22/09/2007 09:05)
fijo:

ka tena mifanohitra sy manadala pokona wa le finoana.
ka raha andriamanitra no nahary izao tontolo izao
i maria anefa no niteraka an'i jesoa,izay andriamanitra koa,dia tsy mety,satria raha nahary izao rehetra izao izy dia tokony talohan dreniny .nefa voalaza fa maria no niteraka azy,noho izany maria no amboniny.sy nahary azy


fijo manao toko sapile eran'ny forum kle :-D:-D:-D
13. tywa68 ( 22/09/2007 09:08)
tsaramaso : eny ary fa dia mahandrasa valiny e :lol:
14. tsaramaso ( 22/09/2007 23:10)
Hitan'i tsaramaso nisy betsaka nandalo fa tsy nisy namaly !!!! tssssssss
Rasiligaoma koa !! mety mbola maika ngamba razoky !!!!
15. ikaretsaka ( 22/09/2007 23:56)
mino aho fa raha "nandalina" tsara i tsaramaso dia mahalala io lazain' i gasynamana hoe iza no nindrana
16. ikaretsaka ( 23/09/2007 02:51)
misy halalinina:
http://fr.youtube.com/watch?v=h0nSjxDKJEo
17. niryna ( 24/09/2007 03:38)
gasynamana:


- I Jesoa Kristy dia tena Andriamanitra no sady tena Olombelona.

Atra Izy ary voaporofo izany ao amin'ny soratra masina::roll::D:D
14 Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**.[**Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra] Isaia 7:14

1Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.

2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.


13 dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.

14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. Jaona 1:1,2,13-14

-
Ny Fanahy Masina dia tena Andriamanitra.


14 Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
Rom 8:14

Hoy indray ny Tompo hoe:
25 Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho;

26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
Jao 14:25-26


Farany dia isika tsy mahalala izay angatahintsika fa ny Fanahy Masina no mitaraina amin'Atra.
26 Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin'ny fitarainana tsy azo tononina. Rom 8:26

Misaotra Ray o fa noho ny fitiavanao anay rehetra dia nomenao anay ny Zanakao Malalanao hisolo ny fahotanay sy ny heloka rehetra vitanay.Ampio izahay mba hanaraka ny teninao,enga anie tsy andalo fotsiny izany teninao izany fa ampiharinay amin'ny fiainanay.
Ho an'ilay Mpamonjy be indrafo Kristy no angatahinay izany vavakay izany.^:^
18. patrick2002 ( 25/09/2007 01:25)
Dia misaotra anareo nilaza fa ny ao @ baiboly koa dia misy milaza @ jesoa nivavaka amin'Andriamanitra


"Vers le matin, pendant qu'il faisait encore très sombre, il se leva, et sortit pour aller dans un lieu désert, où il pria." marc 1.35

"Et lui, il se retirait dans les déserts, et priait." luc 5.16

"En ce temps-là, Jésus se rendit sur la montagne pour prier, et il passa toute la nuit à prier Dieu." luc 6.12

Mbola misy koa milaza fa andriamanitra ambony noho kristy.

" Vous avez entendu que je vous ai dit: Je m'en vais, et je reviens vers vous. Si vous m'aimiez, vous vous réjouiriez de ce que je vais au Père; car le Père est plus grand que moi." jean14.28

" Un chef interrogea Jésus, et dit: Bon maître, que dois-je faire pour hériter la vie éternelle? Jésus lui répondit: Pourquoi m'appelles-tu bon? Il n'y a de bon que Dieu seul." luc 18.18 ,19

Ka samia ary mandray ny tandrify azy
Miala tsiny fa @ teny frantsay ny baiboliko.:lol::lol:



19. fahamarinana ( 26/09/2007 04:16)
:arrow:Merci niryna,merci patrick2002,ié dia samy mandray zay tandrify azy tokoa dia araka ny vavaka nataon'ny niryna teo hoe enga anie mba tsy handalo amiko fontsiny lay teny fa ampihariko amin'ny fiainako.Ainsi soit-il!(l)
20. yah ( 26/09/2007 04:46)
niryna:

gasynamana:


- I Jesoa Kristy dia tena Andriamanitra no sady tena Olombelona.

Atra Izy ary voaporofo izany ao amin'ny soratra masina::roll::D:D
14 Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina* ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela**.[**Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra] Isaia 7:14

1Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.

2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.


13 dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.

14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. Jaona 1:1,2,13-14

-
Ny Fanahy Masina dia tena Andriamanitra.


14 Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra.
Rom 8:14

Hoy indray ny Tompo hoe:
25 Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho;

26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
Jao 14:25-26


Farany dia isika tsy mahalala izay angatahintsika fa ny Fanahy Masina no mitaraina amin'Atra.
26 Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin'ny fitarainana tsy azo tononina. Rom 8:26

Misaotra Ray o fa noho ny fitiavanao anay rehetra dia nomenao anay ny Zanakao Malalanao hisolo ny fahotanay sy ny heloka rehetra vitanay.Ampio izahay mba hanaraka ny teninao,enga anie tsy andalo fotsiny izany teninao izany fa ampiharinay amin'ny fiainanay.
Ho an'ilay Mpamonjy be indrafo Kristy no angatahinay izany vavakay izany.^:^




tena marina ary ao anaty baiboly avokoa ireo misaotra ko t@ ilay ranombavaka , fa ny maha lasa ny saiko hoa de angamba nisy takelaka very t@ izay nosoratan'ireo mpaminany tany aloha tany ka izay no mahatonga ny adihevitra be mipetraka @izao mampizarazara ihany koa . Raha mba teo mantsy na hita izay an ! tsy hiady hevitra toy izao itsony isika rehetra sa mety rehefa any adanitra vao aseo? asa......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613