Tantara ho an'izay tsy mahalala
21. fahamarinana
(
26/09/2007 04:55)
yah:
fa ny maha lasa ny saiko hoa de angamba nisy takelaka very t@ izay nosoratan'ireo mpaminany tany aloha tany ka izay no mahatonga ny adihevitra be mipetraka @izao mampizarazara ihany koa . Raha mba teo mantsy na hita izay an ! tsy hiady hevitra toy izao itsony isika rehetra sa mety rehefa any adanitra vao aseo? asa......
:arrow::-D:-D iny ndray no tsy hitako ry yah marina...(l)
22. ikaretsaka
(
26/09/2007 12:17)
yah: tsy hoe nisy takelaka very, fa nisy boky bedebe najanona kosa
(vokatry ny Consilin'i Nicea)! Io konsily io no nanapaka hoe: ireto boky ireto ihany no andao atambatra dia lasa hoe baiboly ny anarany:
baiboly=bible.. dia nazoana @ teny hoe bibliotheque!
Mino aho fa tsy ho azonao ao anaty bibliotheque 1 aby ny fahaizana rehetra na tapitra voavakinao aza ny boky ao! (andramo @ bibliotheque misy any aminareo)
mainka fa boky 46 fotsiny?
T@ io nicea io tokoa anefa no namoronana ny Fiekem-pinoana

23. patrick2002
(
26/09/2007 13:34)
io tenin'i Ika io koa efa reko tamin'ny nanoratana ny baiboly ,izany hoe nisy ady hevitra be dia be dia tapaka fa ireto ihany no atao ao anaty baiboly ,avy eo ireo sisa tsy tafiditra tao anaty baiboly ireo nangonina ihany ary voatahiry ao vatican hatramin'izao ,izay mijanona ho secret ,ka olona voafidy ihany no mahazo mi-consulter azy.
24. fijo
(
27/09/2007 21:14)
joany,hoy iano hoe "nateraka izy fa tsy natao"ie,satria ny olona nateraka tsy natao aloha?????
ianao io ,za isika rehetra ireto dia samy nateraka daholo.ary nisy nanao aloha isika vao nateraka.
ianao io ,za isika rehetra ireto dia samy nateraka daholo.ary nisy nanao aloha isika vao nateraka.
25. ari.malala
(
28/09/2007 14:30)
fijo, ka ts natao anie izy e, tsy nisy tsirin'ain'olombelona niray t@ tsirin'ain'i Maria naha olombelona azy fa ny Fanahy MAsina no tonga tao amin'i Maria, dia izay ilay hoe nateraka fa tsy natao.
26. fijo
(
28/09/2007 21:15)
ari malala an,amin'izao fotoanan'ny aterineto izao ve de mbola hino ndry fa nisy olombelona tonga teto an tany nefa tsy nisy tsirinaina lahy sa vavy nihaona nahatonga azy????sao dia jamban'ny finoana marina ary nareo ry vahoaka?sa efa nisy clonage tamin'izany fotoana izany????
27. fahamarinana
(
29/09/2007 06:28)
fijo:
ari malala an,amin'izao fotoanan'ny aterineto izao ve de mbola hino ndry fa nisy olombelona tonga teto an tany nefa tsy nisy tsirinaina lahy sa vavy nihaona nahatonga azy????sao dia jamban'ny finoana marina ary nareo ry vahoaka?sa efa nisy clonage tamin'izany fotoana izany????
:arrow:Fijo :ka izay mihintsy anie ilay izy e,tsy takatry ny saintsika olombelona ny zava-bitan'ny Tompo.(l)
28. fijo
(
05/10/2007 21:57)
aoka nama,fandrebirebena izany kle.misy anie zavatra mba azo hiandiankevitra e.fa misy tena resake.toa ity resaka bevohoka tsy nisy lahiny ity;