KANETIBE - Tompondaka eran-tany
1. Samoana
(
21/09/2007 13:32)
Nanomboka omaly alakamisy ny championnat du monde ( CDM Pétanque ) izay atao any Thailande, sampana lehilahy. Marihina fa ny " TIR" sy ny "TRIPLETTES" no handraisantsika malagasy anjara @ izany. Toy izao ny vokatra azo hatr@ izao mikasika ny ekipantsika:
- CDM "Tir" : RAKOTOARIVELO Sylvain no solontenantsika. Tafakatra demi-finale ny lehilahy @ izao isika miteny izao=D. Maroc, France ary Tahiti no firenena 3 tafakatra koa
- CDM "Triplette": Miady ny 1/16ème de finale ny antsika @ izao fotoana izao. Marihina fa par poule koa ity 1/16 ème ity ary vao naharesy ny ekipan''i Danemark 13-1 ny gasy izao ary miomana hikatroka @ sônegaly
Lazaina miandalana arak'izay azo atao hatrany ny vaovao fa r@ alahady moa izy ity vao mifarana.

répondu par Fiffi le 26/09/2007 16:51
2. Samoana
(
21/09/2007 13:49)
Triplette : Vao naharesy an'i Sénégal 13-7 indray isika ka tafakatra hiady ny 1/8ème de finale izany:wink:. Miandry ny tirage
4. Ralay
(
21/09/2007 14:28)
Raha farafaratsiny aloha dia tokony ho ao anati'ny carré finale isika malagasy e.
6. Samoana
(
21/09/2007 16:01)
EQUIPES qualifiees pour les 1/8éme Finale ( rahampitso )
Madagascar,Danemark,Thailande2,Tchequie,France1,Finlande,France2,Allemagne,Tunisie,Suisse,Maroc,Canada,Tahiti,Espagne,Cote Ivoire,Italie.
Mbola tsinjaraina poule 4 koa ireo. Lazaina eny ihany ny tohiny rehefa vita ny tirage:wink:

7. ikaretsaka
(
21/09/2007 16:37)
tsara kosa izany le..
misaotra an'i samoina (ary mba anipaso match+ tonta any e:wink:)
misaotra an'i samoina (ary mba anipaso match+ tonta any e:wink:)
8. boubounezy
(
21/09/2007 16:50)
misôtra any samoana fa tena ainao tsara ny mintantara azy enao ra teo kou mou ao anatiny reo mpanao kanetibé reo ka tsy magaga lotra anah lé commentaire=D=D=D
9. mandrindra
(
21/09/2007 16:57)
samoana, misaotra e, ary ny tirage ve ankitsapaka gaboraraka sa misy catégorie hoe ireto samy favori dia misy tête de poule?
10. Samoana
(
21/09/2007 18:14)
Mandrindra/ T@ 1/16ème de finale no nisy tête de série fa ny poule 1/8 gaboraraka ny hitsinjarana ny groupe kah ! Raha diso ny teniko dia ahintsiko eto miandalana ihany:wink:
Ika / ny bi-pôle aza lazain-drizalahy fa manja noho ny match+ kouh !( tsy mbola nandramako ). Andao hifanakalo e:wink:
Bouboun/ mamporisika hilalao no tena balako fa za mbola zazavao kah ! Misaotra nitehaka na izany aza ô:P
Ralay/ Tokony ho tafita hatr@ farany hatrany letsy fa mivoraka tampoka tsy fantatra hoe ahoana rehefa phase finale a:twisted:

11. Samoana
(
21/09/2007 18:17)
CDM Tir : Araky ny siosion-dresaka dia toa i Maroc no hifanandrina @ Sylvain demi-finale "tir" rampitso. Tsy mbola nivaoka officiel ny vaovao:wink:
12. sylvain
(
21/09/2007 20:31)
voanay io é!:-D:-D lasantsika ny amboara!:-D
efa nahazo io amboara eran-tany io tsika ka tokony ho averina indray amin'ity!
efa nahazo io amboara eran-tany io tsika ka tokony ho averina indray amin'ity!
13. mandrindra
(
22/09/2007 10:08)
samoana, dia iza ihany hono izany no iray poule amintsika izao? tena mba mahalina ahy mihitsy ity taranja iray ity:D
14. Samoana
(
22/09/2007 18:46)
[URL=http://img232.imageshack.us/my.php?image=lamarseillaise2007gg2.jpg][IMG]http://img232.imageshack.us/img232/2328/lamarseillaise2007gg2.th.jpg[/IMG][/URL]
Fa indro aho hilaza vaovao mahafaly aminareo namana: Fa malagasy no nahazo ny amboara eran-tany @ Tir. Ny anarany dia i " Carlos". Izay no ahafantaran'ny rehetra azy. Arahaba soa nanandratra avo ny maha-malagasy antsika eeeee!!!!! Mpilalao frantsay no resiny t@ famaranana

15. lanto
(
22/09/2007 18:48)
=D=D=D
Tsy naharaka ny tenanay fa dia teto no namaky vaovao e! Manja kosa izany :-)
Tsy naharaka ny tenanay fa dia teto no namaky vaovao e! Manja kosa izany :-)
16. Samoana
(
22/09/2007 19:12)
CDM Triplette: Tafakatra 1/2 finale koa ny malagasy.
Rahampitso alahady ny tirage sy ny fikatrohana @ izany.
France1, Italie ary Tunisie no ekipa telo hafa.
Marihina fa t@ 1/4 de finale dia resin'ny malagasy fanny ( 13-0 ) i France2:D
Rahampitso alahady ny tirage sy ny fikatrohana @ izany.
France1, Italie ary Tunisie no ekipa telo hafa.
Marihina fa t@ 1/4 de finale dia resin'ny malagasy fanny ( 13-0 ) i France2:D
17. Samoana
(
22/09/2007 19:38)
[URL=http://img231.imageshack.us/my.php?image=rakotoarivelosylvaincartx8.jpg][IMG]http://img231.imageshack.us/img231/8151/rakotoarivelosylvaincartx8.th.jpg[/IMG][/URL]
Izato lehilahy izato izany no tompodaka eran-tany @ Tir=D^:^
Izato lehilahy izato izany no tompodaka eran-tany @ Tir=D^:^
18. ftma
(
22/09/2007 20:21)
njy ve ry samoana no nahazo coupe ko sa ahoana? sa tsy njy io @ sary io :)
Arabaina izany Carlos e de misaotra nanome voninahitra ny Tanindrazantsika =D=D
Nahitsin'i lanto
Arabaina izany Carlos e de misaotra nanome voninahitra ny Tanindrazantsika =D=D
Nahitsin'i lanto
répondu par ftma le 23/09/2007 08:06
20. mbaliana
(
22/09/2007 20:46)
ttoa mitovy amin'i samoana kosa le manao tee-shirt manga2 io koa ...
arabaina aloha e... dia tohizo fa tsara e...=D=D=D=D=D
arabaina aloha e... dia tohizo fa tsara e...=D=D=D=D=D