haverina ny lamesa amin'ny teny latin
1. patrick2002
(
20/09/2007 14:16)
Eto ampanomboana dia tsy sanatria akory fanambaniana ny finoana katolika sanatria no hanaovana ity loha-hevitra ity fa ,fisainana te hahalala, noho ny amaroan'i mpino katolika ato amin'ity forum ity ,ka miangavy anao izaho hamaly am-panetreha-tena raha hamaly rehefa tsy mahay kosa dia aza mamaly fotsiny
Voalaza ary fa namoaka didy ny pape Benoit XVI fa haverina indray ny lamesa @ teny latin izay efa nisy taloha tamin'ny fiangonana katolika ,fa nofoanan'i Pape (Tsy tadidiko ilay Pape ) izay nitondra ny fiangonana katolika tany @ taona 1955 tany ho any angamba raha tsy diso ny fitadidiako.
-Inona no maha zava-dehibe ny teny latin @ finoana katolika ?
-manan-danja kokoa ve ny teny latin noho ny teny afa @ finoana katolika ?
Dia misaotra ho an'izay mamaly.:D:D

répondu par fijo le 26/09/2007 21:03
2. vavolombel
(
20/09/2007 14:18)
de eto no vao mainka ho simba sy hiha-donto indray ny katolika fa hivavaka sy hotoriana ny soratra masina amin'ny teny tsy ho hainy,de ho tafita ve izany ny hafatr'A/TRA amindry zareo?
3. ikaretsaka
(
20/09/2007 14:37)
haverina fa tsy obligatoire ka, fa tsy hoe lasa latin daholo,
Samihafa angamba ny encouragena sy ny obliger-na
Ny fijeriko azy dia ny hampiray azy ary no tanjona bebe kokoa kendrena
.
taloha teny iray no niarahan-dry zareo nivavaka, na ny tany madagasikara na ny tany amazone na ny tany frantsa
nefa samy nahalala ny inoany sy ny nataony.. matoa ilay izy nijanona sy naharitra 2000 taona (mazava be kosa izany)
vao mainka aza fahalalana sy fampiraisana izany..
vavolombel: @ ny katolika hafatr'andriamanitra dia tsy eo am-piangonana ihany.
Ny azy rahefa alahady, na ny isan'andro rehefa manonjy lamesa dia mitovy daholo ny vakiteny rehetra manerana ny tany sy ny theme dinihina androany!
dia efa samy nandinika an'iny aby ny olona!
Izay no mampiavaka kely azy, tsy vakiteny sy toriteny ary vavaka araka ny aingam-panahin'i pasitera fotsiny no atao any am-poangonana ( liturgie de la parole) fa ao koa ny fanamasinana ny mofo ho vatana sy ran'i kristy, fanolorana sorona..io ny azy no tena important kokoa (Litorzian'ny lamesa)amin'ny maha lamesa azy!
dia na teny latinina io na teny tandroy.. Tafita ny hafatra fa aza matahotra ianao.. satria efa voaomana mialoha, sady mbola mandray an'i Jesoa ao anaty Kominio izy manazava azy!:wink:
Ia lectura est. Dominus Vobiscum,

4. ari.malala
(
20/09/2007 14:39)
vavolmbel v mahay mamaky teny?:-D:-D:-D jereo tsara fa
patrick2002:d nefa jero ty ataonao!!:-D:-D
,ka miangavy anao izaho hamaly am-panetreha-tena raha hamaly rehefa tsy mahay kosa dia aza mamaly fotsiny
5. Joany
(
20/09/2007 14:46)
RAHA LIANA ARY IANAO DIA VAKIO HATRAMIN'NY FARANY
fa efa nisy niteniteny foana tokoa io aloha io
Aleo tokoa ahitsy fa samy diso daholo na ny hoe averina na ny hoe namoaka didy ny Papa. Tsy didy le izy fa famporisihana ho an'ireo izay nalahelo tamin'ny nanafoanana azy io ka tsy tena niombona tamin'ny katolika hafa indrindra hatramin'ny 1962 mankaty. Noho izany izay maniry dia mangataka amin'ny momperany dia anjaran'ilay mompera ny manapa-kevitra. Misy mantsy fiangonana tena tia teny latinina, indrindra ireo zokinjokiny. Tsy ny teny latinina no hoe manan-danja kokoa fa safidy io. Na eto Madagasikara aza misy antitra sasany milaza hoe hoatrany any andanitra izy rehefa teny latinina no ivavahany. Mba hanomezana fahafaham-po an'ireny angamba. Ny fanovana ny litorjia (tahaka ny ritoaly @ loteranina) mantsy saika tsy dia be mpankasitraka amin'izany fotoana izany. Ny tena marina izany dia hoe sady eo ny fomba fivavahana ankehitriny no azo atao koa ny taloha hoa n'izay tia.
Mazava kosa angamba io fa dia misaotra e.

6. hery
(
20/09/2007 15:30)
Angamba efa mazava amin'i patrick2002 ilay fanazavana.
Tsy misy hanampiana azy intsony fa fintiniko izany ireo nolazaindry zalahy ireo.
1. Tsy namoaka didy ny Papa. Tsy didy io nolazainy io.
2. Tsy tokony hanao lamesa amin'ny teny latina izay tsy mahay sy tsy mahazo aina amin'izany.
3. Amporisihina toa izany koa ny lamesa amin'ny tenin-drazan'ny tsirairay.

7. mbaliana
(
20/09/2007 15:35)
mahagaga fa rehefa misy zavatra miseho dia misy ny mi-exagerer...: namoaka didy????:roll::roll::roll::roll: tsy aleo aloha mba mi s'informer kely alohan'ny tenitenina foana
sady tsy ny lamesa rehetra anie no atao teny latinina e.. ny toriteny sy ny vakiteny le hafatra ampitaina atao teny zay ifankazahoana indrindra fa le fivavahana iraisana : Credo.. Rainay any andanitra sy ny hafa no efa hay no atao teny latino raha tiana... sady ireny ange efa hay amin'ny teny fitenin'ny tsirairay e... afaka mianatra teny latino koa amin'izay satria efa hay ny dikany...
vavolombel> aza mitsaratsara raha mbola tokony ho tsaraina ianao

8. ravakamalala
(
20/09/2007 16:46)
ohatra koa raha hoe andeha hanao vakansy any espagne ianao, tsy mahay teny espagnol ianao nefa kosa mahazo ny teny latina amin ny litorjian ny lamesa, dia lasa ianao mandeha nay amin ny fiangonana manao lamesa latina! tsotra!!!!!
9. patrick2002
(
20/09/2007 17:56)
mahagaga fa rehefa misy zavatra miseho dia misy ny mi-exagerer...: namoaka didy???? tsy aleo aloha mba mi s'informer kely alohan'ny tenitenina foana
Iny moa fomba filaza fotsiny ,fa tsy haiko ny voambolana aminareo katolika ,ka gazety no namakiako azy,@ teny frantsay ,ka tsy fantatro ny handikana azy @ teny gasy na didy ,na baiko na hitsi-volana ,na lalana . decret aloha no soratra tao.Ialana tsiny raha manafintohina anao.:lol::lol:
10. tywa68
(
20/09/2007 17:58)
patrick2002 : mpanely tsaho d mody manontany avy eo ; tsy misy didy nivoaka izany, fa azo atao ny manao lamesa en latin, inona no olana, misy olona mila an'izany d maninona e ? zaho manokana aloha tsy manaraka en latin ka tsy afaka hiteny hoe inona na inona, fa fiangonana miteny frantsay no alehako, rehefa tsy gasy.
11. pissoa
(
20/09/2007 18:12)
ka tamy teny latina leisy ry Tywa le izy d tsy azony fa neverina fa didy an :-D:-D:-D
12. tywa68
(
20/09/2007 18:14)
sady mody miala tsiny fa mamerina ihany atsy ambadika :lol: tsy olana amiko aloha f'efa tsy mahagaga e !
13. patrick2002
(
20/09/2007 18:28)
Ka mpitondra fiangonana ambony no miteny ka tsy ho didy ve no hilazana azy :P:P
sady ao vatican tsy misy pretre ahitana opposition izany ,izay no tsy mampizara ny fiangonana katolika .:lol:
misaotra an'izay nanintsy aloha eh!=D=D
Fa aleo ary hahintsiko ny teniko :
Namoaka fangatahana ny Pape BenoitXVI fa haverina ny lamesa amin'ny teny latin ^:^^:^

15. Belle
(
20/09/2007 18:32)
hoy vavolombel: ... mainka ho simba sy hiha-donto indray ny katolika ...
HS ny holazaiko manaraka eto fa tsy maninona - mba ho hitan'ilay nanoratra eo ambony eo:
fitaovana sy zavatra avy amin'ny sain'ny katolika no ampiasanao rehetra eto; izao nefa no fanabatianao ny katolika!? midika izany fa ny sainao mandray vonona fotsiny, dia simba sy donto (lò) avo zatoheny noho ny an'ny katolika namorona ireo. mbà mana-kambo fa raha izaho no be vava sy manenjika olona toy anao izao dia tsy hampiasa kely akory ny zavany aho. hitady lava-boalavo aho hisitrihako noho ny fahamenarako amin'izany! :twisted:
19. fijo
(
20/09/2007 20:07)
aza mifaneritery eto kosa fa sao sosotra aho an,:^):^):^)
he he he,za koa letsy nahita an'io rapa,fa tsy fanerena le izy an.ny mpitory any ambadika any no mety handika vilana an'io,ka hanery ny olona hianatra teny latina indray.