haverina ny lamesa amin'ny teny latin
22. ikaretsaka
(
20/09/2007 22:00)
hay ve i patrick ity sady mpanely tsaho no mpi exagerer e?
vaovao indray iny amiko
vaovao indray iny amiko
24. patrick2002
(
20/09/2007 22:11)
zany hono lesy ra ika mpanely tsaho hono kou ,tsy nianatra droit canonique ny tenanay ,ka tsy mahay an'izany hoe didy, fangatahana ,lalana , hitsivolana :-D:-D
didy 8)8)ce mot la n'est pas tellement catholique :lol::lol:
didy 8)8)ce mot la n'est pas tellement catholique :lol::lol:
25. ikaretsaka
(
20/09/2007 22:20)
patrick2002:
Ka mpitondra fiangonana ambony no miteny ka tsy ho didy ve no hilazana azy :P:P
jereo aloha ilay teneniny:
samihafa ny manery sy ny manome suggestion, samihafa ny tsy maintsy sy ny hoe mba tokony
Raha misy decret hoe mba tokony hananga-tsaina rehefa fetim-pirenena: tsy hoe rehefa tsy mannao ialahy de bedy, fa tsara kosa raha manangana anefa
sady ao vatican tsy misy pretre ahitana opposition izany ,izay no tsy mampizara ny fiangonana katolika .:lol:
ko inona moa no tokony ho opposer-na?:-D
Fa aleo ary hahintsiko ny teniko :
Namoaka fangatahana ny Pape BenoitXVI fa haverina ny lamesa amin'ny teny latin ^:^^:^
poika.. mbola diso indray
"Nisy taratasy avy any Romanavoakan'ny papa nilaza hoe tsy maninona ary encouragena aza ireo te hanao lamesa @ teny latin, raha izay no tiany:wink:
27. hery
(
20/09/2007 22:32)
Io ilay teneniko foana hoe Fantaro aloha ny atao hoe Katolika vao mitsikera ny ao amin'ny Katolika.
Ary tsy hitako anie izay tsy zakanareo amin'izany satria izany mihitsy no maha-Katolika ny katolika.
Raha tsy hoe te-hiditra katolika koa angamba :-)
Tonga soa koa izany i Patrick2002
31. ikaretsaka
(
21/09/2007 14:10)
mbaliana> aleoko manao poIKA toy izay hoe odoye.. fahazarana fotsiny iny.
patrick2002> ka diso ilay izy, na tsy hainareo, dia ahitsy , dia normale raha manazava momba ilay points ao @ fivavahana misy azy...(izay anaovanareo remarques) izy , Satria izy mahay kokoa ilay nahatonga azy ho ao sy ny zavatra hinoany, noho ianao izay tsy ao!

32. inhbrab
(
21/09/2007 15:05)
le teny latina hampiasaina @ fotoampivavahana io ve tsy ao anatin'ny vatican irery ihany no hampiasana azy??? ka raha izany ange de sahala @ hoe teny nasionaly ampiasain'ny vatican amin'ny maha etat azy le izy e! Fa raha mahay teny latina daholo koa moa ny rehetra tsy hitako ny olana raha atao teny latina daholo.
33. ikaretsaka
(
21/09/2007 16:12)
inhbrab:
le teny latina hampiasaina @ fotoampivavahana io ve tsy ao anatin'ny vatican irery ihany no hampiasana azy??? ka raha izany ange de sahala @ hoe teny nasionaly ampiasain'ny vatican amin'ny maha etat azy le izy e! Fa raha mahay teny latina daholo koa moa ny rehetra tsy hitako ny olana raha atao teny latina daholo.
azo atao ivelan'i Vatican ka, ary betsaka no nanao izany sy manao izany aza @ izao isika miteny izao
Afaka mahay teny latinina daholo ny olona rehefa resaka fivavahana ka..RAHA TE HIANATRA
34. fijo
(
21/09/2007 20:13)
ika an,raha vao hoe "decret" aloha dia efa lalana izany.midika hoe didy.ka hovao,fa mety tsy decret le izy fa mety "note" ngamba,ny note de midika hoe tsara kokoa raha manaraka ity nareo
35. ikaretsaka
(
23/09/2007 17:15)
ka ny voasoratra ao anat'ilay decret anie de hoe encourager-na e (famporisihana) fa tsy hoe tsy maintsy!
http://eucharistiemisericor.free.fr/index.php?page=0707071_motu_proprio ny motu proprio
http://eucharistiemisericor.free.fr/index.php?page=0707071_motu_proprio ny motu proprio