congélation aliments astuces
1. boubounezy
(
19/09/2007 11:04)
reto misy astuces kely, za refa mividy tomates d ataoko ao anaty congélateur ny légumes vidiko retra sasako d tétéako ataoko anaty sachet alimentaire d efa portion z tokony andraoko sahaza anay zany lé potrion ataoko anaty sachet, d refa ahandro iny za d efa madray vita fotsiny d mandrotsaka anaty vilany ny tomate ra congeléna d refa ampiasa azy d lemana rano mafana fotsiny ny odiny d miala andraso kely 5mnt d azonao teteina ny tomate:lol:
répondu par kofbay le 24/12/2007 22:15
2. meva2
(
20/09/2007 07:35)
Raha ohatra indray hoe tiana hanala ny hoditr'ilay voatabia frais dia:
mampangotraka rano ao anaty casserole.
Alaina ilay voatabia dia didiana kely atao croix @ antsy eo antampony eo.
Avy eo arotsaka ao anaty rano mangotraka dia avela
8 secondes, tsy mihoatra an!
Esorina avy ao anaty rano, ho hitanao fa miendaka morabe ilay hodiny.
mampangotraka rano ao anaty casserole.
Alaina ilay voatabia dia didiana kely atao croix @ antsy eo antampony eo.
Avy eo arotsaka ao anaty rano mangotraka dia avela
8 secondes, tsy mihoatra an!
Esorina avy ao anaty rano, ho hitanao fa miendaka morabe ilay hodiny.
4. tywa68
(
20/09/2007 10:59)
booboo : asorina rehefa rogay, fa rehefa atao saosy tsy olana (raha tsy hoe te handany fotoana) :-D
5. simplex
(
20/09/2007 14:29)
bbnz,
fa otran'ny eponge le izy mivoaka avy ao no tsy tiako :°):lol:
Ny kotomila sy selery kou tonga d otran'ny lo hafahafa zany ny poziny ra vao ambany be ny hatsiaka...
6. mirana5
(
20/09/2007 15:43)
Ny hoditra voatabia koa mora miala raha ampiketroninao @ voan'ny antsy, dia miendaka ho azy tsy ilaina rano mangotraka zany , indri2 ka hanaovana lasary voatabia, Ndain!!:cry: mafana nefa lasary!!!
Mba ataovy ange é!
Mba ataovy ange é!
8. pissoa
(
20/09/2007 18:06)
za tsy mba hihinana rogay any am'booboo fa za tsy tia hodina voatabia :lol:
9. booboo
(
20/09/2007 18:22)
Pissoa > zany ve ? hihihi ao fa omeo anà aby ny voatabia a, dia omeko anao aby ny tongolo :-D:-D. Mandra-paha mangatsiaka ny vary ve tsy ho voatsimpontsika zay e ? :-D:-D:-D:-D:-D
10. boubounezy
(
21/09/2007 09:01)
simplex tsy otrany eponge zany lé tomate avokanao avy eo ka! refa lemanao ran,o mafana iny izy tonga d miala ny odiny d tsy avelanao hafana ela b eo l tomate fa 5mn ra ela fa na mbola mivaingana iny aza izy d azona tetehina tsara
11. boubounezy
(
21/09/2007 09:05)
booboo za alou ny tena nanaovako lé tomate anaty congélo d ba évitéko ny mandany fotona amoasana lé tomate satry vô lémanao rano lé izy tonga d vaky lé odiny d sitomina kely fotsiny, ny rougail ndray za tsy manala odiny na salade tomate na refa crudité d tsy esoriko, ra andraona za manala odiny satry tsy tiko mijery lé odiny miforitra lava2 iny za tsy tiko ny minana lé odiny ra masaka
12. meva2
(
21/09/2007 09:06)
mirana5,
Fahalalàna kely dia kely no nentiko nozaraina teto satria mantsy mpanao sakafo ary mpampianatra no nanoro ahy an'io fomba io. Antsoin'ny vahiny hoe "monder" .
Betsaka ny olona tsy mampiasa hoditra voatabia. Ny ahy indray ny rougail no tsy voasako fa ny sauce no amohasako azy.
13. boubounezy
(
21/09/2007 09:08)
meva2 sady ny oditra vôtabi manta kou ngé azo atao déco avy eo é! anaovanjy rose kely mafaty2
14. meva2
(
21/09/2007 10:30)
bourbonezy, ieee, raha io indray aloha dia tsara tokoa e! misy mahavita zavatra mahagaga mihitsy @légumes, ny sinoa no hitako tena havanana @ izy io
15. tywa68
(
21/09/2007 11:00)
booboo : ajedaho marina fa ela loatra :-D:-D telina foana moa ô :{
boubounezy : Tena gravy aloha ireo sinoa ireo raha hanao an'ireny haingony sns ireny e :wink:
boubounezy : Tena gravy aloha ireo sinoa ireo raha hanao an'ireny haingony sns ireny e :wink:
16. boubounezy
(
21/09/2007 17:46)
meva2, tywa68 téna zareo mintsy no spécialita @ reny ary vety2 kely mintsy ny anaovany azy an! refa vônkazo na zavampihinana retra d vitany dôly é!^:^
17. Ratoa
(
30/11/2007 13:06)
raha anana sy celleri no ho congeler-na dia somary ampangotrahana kely (3mn raha ela). Ny ahy arotsako anaty rano mangotraka (kely) dia esoriko avy hatrany dia congeler-ko miaraka amin'ny ranony.
Ny persil na tsotra na sinoa, tetehina madinika aloha vao congeler-na, tsy ampangotrahana, dia tonga dia ampiasaina iny congelé iny;
Ny persil na tsotra na sinoa, tetehina madinika aloha vao congeler-na, tsy ampangotrahana, dia tonga dia ampiasaina iny congelé iny;
18. kofbay
(
24/12/2007 22:15)
Ary ahoana indray raha hena? izahay mantsy aty Madagasikara tena mijaly mihintsy anavan'ny delestage azy, simba daholo ny hena na lasa mankarary kibo amin'ilay tapatapaka foana ny jiro, indraindray tena 1h x 3 mihintsy ao anatin'ny 1 andro! ilay mandeha miantsena isan'andro tsy vita fa tsy misy fotoana dia isak'asabotsy dia vidiana ny herinandro