mila vonjy
1. ngyahavo
(
18/09/2007 11:57)
Mba toroy hevitra fa tsy de manana fahazotoana manao firaisana loatra amin'ny vadiko , tsy haiko hoe ahoana , misy fanafody azo hanina ve (vehivavy izaho manoratra)misaotra anareo .
répondu par Simpona le 01/10/2007 10:20
2. Fiffi
(
18/09/2007 12:46)
sao de le vadinao kosa no tsy mba mihetsika ? heu.....ohatra misafosafo sns.....fa de miandry eo ftsn ? :roll:
raha tsy misy orokoroka , safosafo sns.....normale raha tsy mazoto koh ! :{
raha tsy misy orokoroka , safosafo sns.....normale raha tsy mazoto koh ! :{
3. booboo
(
18/09/2007 13:23)
Alohan'ny hitadiavana fanafody hanina tsy tsara kokoa ve ny manadihady ny antony tsy mampazoto mi-crac crac boum boum ?
-sao dia misy raha naha tezitra anao taminy
-sao misy raha manahirana ny sainao
-sao ratsy beee ny fandraisanao izany hoe zizi miditra @ vagin (aza tsiny raha cru loatra ilay fiteniko)
-sao tsy hainy hoe ahoana ny fanomezana fahafinaretana anao dia leo be ny farany
-sao miviaka ny hormones ? (misy ny vhv sasany rehefa mandray pillule dia ny effet secondaire n'ilay izy tsy te hierika crac boum mihitsy :^))
-sao tokony hiova rivotra kely nareo roa
-andramo indray positions hafa fa sao dia lay mahazatra iny foana isaka zay mihetsika...
-sns....

4. soanja
(
18/09/2007 14:19)
ngyahavo:
Mba toroy hevitra fa tsy de manana fahazotoana manao firaisana loatra amin'ny vadiko , tsy haiko hoe ahoana , misy fanafody azo hanina ve (vehivavy izaho manoratra)misaotra anareo .
Mankanesa any amin'ny dokotera koa atao fitiliana sao manana problema na thyroid ianao satria io koa indraindray dia misy fiantraikany amin'ny fahazotoana hanao firaisana sns satria tsy miodina tsara ny glandes rehetra indraindray fa mihisatra ka mahatonga tsy fahavolariana amin'ny ankapobeny.
Misy tokoa aloha ny fotoana no leo na tsy mazoto hanao firaisana amin'ny vady ny olona iray satria misy zavatra manelingelina ny sainy na tsy mahamety izany. Ilaina ny fanaovana vacances kely manalavitra ilay vady de manina azy rehefa avy eo. Any no mety ahitana na inona ny olana. de rehefa mihaona miresaka tsara izay tsapa tany aminy.
Ny fanafody aloha raha ny fahitako azy dia na viagra aza de mety na vehivavy aza. Ny cola tsy fantatro fa io tsy misy mampiasa aty. Ny Katy koa. Fa azo andramana de jerena na mety na tsia. Tsy misy tsara ny fitadiavana ny tena marina ny tsy fahazotoana (ara-psy)aloha raha mbola tomombana tsy misy marary ny vatana.
5. inhbrab
(
18/09/2007 15:13)
ngyahavo:
Mba toroy hevitra fa tsy de manana fahazotoana manao firaisana loatra amin'ny vadiko , tsy haiko hoe ahoana , misy fanafody azo hanina ve (vehivavy izaho manoratra)misaotra anareo .
asaivo manao an'le fihetsika sy fitafy sy fiteny netin'ny vadinao nikotiana anao fahiny ny vadinao, asiana romance kely fa sao dia efa zary routine ny fiananareo!
6. faxkely
(
19/09/2007 04:51)
Mitovy hevitra @ Fiffi ko za,sao de tsy mba misy safo2 sy oroka fa avy hatrany de ...,sao ko nareo de isanandro manao frsn fôna de leo ianao farany de lasa tsy mazoto intsony,mankaleo ko nge le izy refa totoafo e!Raha fanafody zany aloha mety tsy miasa zany fa ny sainao sy eritreritrao mintsy no amboarina,maka rivotra kely aloha oh.
7. ngyahavo
(
28/09/2007 04:03)
Manahoana daholo, misaotra betsaka anareo tamin'ny torohevitra, izany rehetra izany nefa defa ataonay fa asa ara-pahasalamana mihintsy angamba no misy problème.
8. Simpona
(
01/10/2007 10:20)
Amin'ny vadinao ihany ve no misy olana. Ny tiako anotaniana hoa tsy mahatsapa ta hanao firaisana miits enao na amn'iza na amn'iza sa am vadinao ihany.
Ny vehivavy matetika mila fahavonoana vao manao firaisana, ary tsy mety oe andao anao am sabots al de vita fa mila aingam-panahy sy fanaitairana vao tena vonona ka sao de zay no tsy ampy, mba mifampikitikitika e.
De ny pozindrams koa mba asaivo ataony amle manaitra anao ireny fa sao lasa routine loatra le iz de ts taitra intsony enao