no comment, kely sisa dia ho home 100%

1. Aino ( 15/09/2007 10:26)
http://es.youtube.com/watch?v=UxNCpsIFLho

http://es.youtube.com/watch?v=v-ezJ7kLFXw
répondu par Aino le 18/09/2007 16:58
2. mbaliana ( 15/09/2007 10:41)
=D=D=D=D=D
3. Bita ( 16/09/2007 02:53)
fa mba misaina koa angamba ireny biby ireny e
4. Aino ( 16/09/2007 08:03)
aiza kosany moa no isy zava-mananaina tsy hisaina, ny vitsika aza misaina be nefa kely.
5. Ralay ( 16/09/2007 09:18)
Efa tsy ho ela marina an.Zarin'ny tompony mijery izay ataony ny biby na ampianariny matoa manao an'io.
mci Aino fa nahafinaritra
6. Samoana ( 17/09/2007 13:56)
aiza no misy mivarotra saka beloha tsy miteny gasy toy ireny ry Aino8O ?
7. sasa ( 18/09/2007 04:34)
way ô mahay be le mimi, aiza no misy fianarana ho an'ny saka fa mba halefako any le sakako 2 ao
8. Aino ( 18/09/2007 16:58)
sasa hihihi alefaso email any @io tompony io dia mahay izy @izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0924