Fivondronan'ny namana isaky ny faritra

1. niainalynx ( 15/09/2007 07:53)
Asa na mety na tsia fa tokony hisy fivondronan'ny namana rehetra isaky ny faritra e ! Aty diégo aho zao dia tsy mahalala ny namana mpiserasera avy aty diégo mihitsy. Misokatra ny ady hevitra e !
répondu par ikaretsaka le 16/09/2007 19:37
2. Fiffi ( 15/09/2007 07:58)
nefa misy mihintsy any an ! de maninn raha karakarainao io ? raha samy hifampiandry tsy hihetsika eo de eo zany koh ! :{:{
3. ftma ( 15/09/2007 08:23)
nianalynx: sarotra ihany io fa misy tsy te ho hita fa mijanona namana virtuel, fa na izany aza manaova programa dia ho hitanao eo iza no ho tonga e
4. wooda ( 15/09/2007 12:08)
ftma > :lol: za tena "virtuel" io no tena matsiro! wesh!

Karakory Varatraza any zao ry niainalynx?
5. niainalynx ( 16/09/2007 04:50)
wooda:

ftma > :lol: za tena "virtuel" io no tena matsiro! wesh!

Karakory Varatraza any zao ry niainalynx?


Ny varatraza tena henjana be mitsiny ! Mahazaka olona mitsiny rehefa mitsoka e ! Mba hijereo namana aty diégo moa e ! Misaotra betsaka a!
6. niainalynx ( 16/09/2007 04:51)
Fiffi:

nefa misy mihintsy any an ! de maninn raha karakarainao io ? raha samy hifampiandry tsy hihetsika eo de eo zany koh ! :{:{

Ka iza daholo ary ny namana aty diégo aty e! Raha mahalala enao dia mba asaivo manoratra amiko e! Misaotra betsaka a!

7. niainalynx ( 16/09/2007 04:56)
Fiffi:

nefa misy mihintsy any an ! de maninn raha karakarainao io ? raha samy hifampiandry tsy hihetsika eo de eo zany koh ! :{:{



Ary enao zany no tena tia manoratra be indrindra amin'nity serasera ity a?!!!!!! Mahafinaritra e ! Enao angaha assistante sociale? Tena tsapa mitsy hoe tia mifanerasera sy manampy olona enao!!! Tohizo fa tsara e
8. andry08 ( 16/09/2007 12:25)
niainalynx:

Fiffi:

nefa misy mihintsy any an ! de maninn raha karakarainao io ? raha samy hifampiandry tsy hihetsika eo de eo zany koh ! :{:{



Ary enao zany no tena tia manoratra be indrindra amin'nity serasera ity a?!!!!!! Mahafinaritra e ! Enao angaha assistante sociale? Tena tsapa mitsy hoe tia mifanerasera sy manampy olona enao!!! Tohizo fa tsara e


Fa ianao angaha miandry assistanet sociale vao hietsika any @ misy anao any ry niainalynk?
9. andry08 ( 16/09/2007 12:28)
miandry assistanat ve vao hihetsika eh??? Diso ilay tena ary lasa!
10. ikaretsaka ( 16/09/2007 19:34)
aza andrasana ry nainalynx an.. tonga de hetseho..
ny isam-paritra toa efa misy manomboka ihany ka
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&manokana=1
jereo fa misy ny avy any Antsirabe ao, Fisakana, Fianarantsoa, sns...
11. ikaretsaka ( 16/09/2007 19:37)
dia ny sasany @ ireo koa dia nisy mahavita fihaonana sy asa fanasoavana ny any @ faritra misy azy
ohatra
http://kitjo.blaogy.com/post/440/2186
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3502