mba toroy hvt(maladie génitale)

1. xxx ( 14/09/2007 05:56)
za zany zany vehivavy 21 ans d zao le olana

mangidihidy be zay ny zavatro d mamoaka perte be foana d efa kelikely zay lasa mamofona be mintsy le izy, tena midofaka mintsy moa zany e, d ny olana d za tsy sahy manantona olona sady tsy mahafantatra dokotera spécialisé na hoe sure fa tonga d ahasitrana an'ilay izy.
sady tsy d be fidiram-bola loatra ny tena.

tiako ny ho sitrana saingy matahotra aho hoe aiza ny tena tsara aleha,misy mantsy nandeha fa tsy sitrana fa vao may aza very vola be.

misaotra ho an'ireo izay tsara sitrapo vonona hanampy arak'hevitra.

misaotra tompoko
répondu par Veloo le 30/10/2007 17:44
2. Fiffi ( 14/09/2007 06:47)
:{:{:{ inn no andrasanao hijerevana gyneco aingana ? de hi-s'agravé eo io de vao maika ho vola be no ho lany.....:roll:
raha efa misy fofona ratsy be zany ve de mbola avela am-zao hiany ? :{:{
3. watafon ( 14/09/2007 07:01)
xxx : tsy maintsy manantona toeram-pitsaboana ianao k ! mila manao analyse zany mantsy ! mandehana ao @ institut analakely fa tsy mandoa vola ao ! d tsaboy haingana fa manjary miitatra eo zany k manjary tsy mampiteraka !
4. xxx ( 14/09/2007 12:57)
watafon: merci bcp, tena sure enao fa tsy mandoa vola an!

eny e, fitsaboana io d tsy maintsy ezahina, misaotra ry reto a!
5. menalamba ( 14/09/2007 20:34)
Tena marina io voalazan'i "Watafon" io .Maimaipoana tanteraka ny fitsaboana ny aretiana "MST' ao @ institut Analakely.Aza miandry andro mihintsy ianao fa tsisy tokony ahamenatra anao ny @ fandehananao ao satria "anonime" tanteraka ianao ao,ary voafehon'ny lalana @ izany ny mpitsabo rehetra ao.na ny labo ao koa aza dia efa mba azo lazaina fa ary fomba ihany koa.Tandremo fa ny ho avinao no ho simba raha miraikiraiky ela loatra eo ianao an.Mandehana haingana ,fa tsisy vola alohanao ao ,sao lahy hanao sahala@ ilay iraika lahy tao izay ka efa boka nikiraviravy tsisy azo natao intsony vao nanantona tao ,fa menatra hono dia nihafiany teny...:-/:-:{:{
6. watafon ( 15/09/2007 05:31)
xxx: tsy mandoa vola ao na ariary aza e ! d mirary soa e!
7. Fiffi ( 15/09/2007 07:52)
xxx: de ataovy aingana......
8. Rasiligaoma ( 15/09/2007 20:57)
kojakojao malaky fa sao lasa gravy be izany.
zahay te hahita zaza avy aminao!
9. tianne ( 30/10/2007 11:20)
tena mba te hangataka torohevitra aminareo kou za ry reto a? misy ol zay mba nanontany hoe izy hono maharary be foana ny lamosiny ( lehilahy aloha izy a) dia miha mivonto ny maha lehilahy azy ary mavomavo be ny pipiany. tsy za no nilazany ilay izy fa ny namany de mba nanontany ahy le izy oe inona kay le aretina?de afaka mankany @ institut kou ve izy ry menalamba?raha ny fitataran'ilay vhvy ahy de mihinana antibiotique fona iz zao?
10. Veloo ( 30/10/2007 17:44)
tianne [ Valio ] 30-10-2007 12:20:44
Lohateny : Re : mba toroy hvt(maladie génitale)
tena mba te hangataka torohevitra aminareo kou za ry reto a? misy ol zay mba nanontany hoe izy hono maharary be foana ny lamosiny ( lehilahy aloha izy a) dia miha mivonto ny maha lehilahy azy ary mavomavo be ny pipiany. tsy za no nilazany ilay izy fa ny namany de mba nanontany ahy le izy oe inona kay le aretina?de afaka mankany @ institut kou ve izy ry menalamba?raha ny fitataran'ilay vhvy ahy de mihinana antibiotique fona iz zao?


Asaivo mijery dokotera aingana izy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.295