ambon_tsakafo

1. ftma ( 13/09/2007 18:59)
Asa nareo raha mba mamorona loaka rehefa misy ambony ao anaty frigo ao
Nisy ambona to-fou (pate de soja) sy chou de chine ary anamalao tato amiko dia nedasiko ny to-fou sy ny tongolo, notetehiko ilay chou-de chine sy anamalao dia nafangaroko tao, natao ketsaketsa nasiana sakay kely hummmm tsara be :miam:
répondu par diamondra27 le 17/09/2007 15:56
2. sipagasy ( 13/09/2007 19:50)
ny ahy matetika ny akoho tsy lany, dia ny nofony ann potehiko atao @ ilay salady voraka mifangaro, na koa ataoko parmentier, fa ny ambin-doka tsy maintsy voavadika zavatra hafa fona fa tsy misy kill raha aroso in 2 ny plat 1, hihih;-)
3. mamzelkely ( 14/09/2007 07:36)
nenay tô ts de misy ambina sakafo zany fa atao juste juste sinon de amoronana nena ny tena fanaoko de afangaroko am atody refa hena no aminy :miam::miam:
4. sarobidy ( 14/09/2007 10:20)

:°) nenay ndray ary aôna mou????, tsy tadidiko
5. mandrindra ( 14/09/2007 11:48)
rehefa misy ambiny dia atao any anty vata fampagatsiahana klou:wink::-D
6. sechat ( 14/09/2007 15:34)
Nenà rehefa hena no ambiny dia ataoko miaraka @ salady :lol:
7. ftma ( 14/09/2007 20:09)
mamndrindra: ka manjary mitovy foana no hoanina fa mba ovaina e
Raha sendra misy ambina tsaramaso sy henomby ao ampio anana sy voatabia
8. mirana5 ( 16/09/2007 07:20)
Ny ahy dray ny laoka ritra rehefa misy amlbiny iny dia, escaloper-ko (didina misopirana raha mety ny fanazavako azy) dia manao oignons sy voatabia sy poivrons kely endendasina aho dia afangaroko ao dia , en avant dray ny appétit ' ny zenfants é:miam::miam::miam:
9. booboo ( 16/09/2007 11:00)
nenay toa tsy misy ambiny zany ny motika fa tondé gli klou...
10. ftma ( 16/09/2007 18:36)
mirana5 hafa kely ilay escaloter-ko :-D
booboo ohatr'ilay voanjobory sy sosisy ve :wink:
Raha mahandro mangahazo tsy tetipoy ka misy ambony, dia tetehina afangaro @ hena sy anamalao dia lasa lasopy.
11. Samoana ( 17/09/2007 13:36)
booboo:

nenay toa tsy misy ambiny zany ny motika fa tondé gli klou...



raha miandriandry koa njy efa mihaodihaody ny sasany hanagli azy:miam: (ôtran'ilay sôsisy de nice narapako vao maraina:-D)

12. Samoana ( 17/09/2007 13:40)
ny ambin-kena azo atao teti-pohy, averina endasina kely miaraka @ tongolo sy epices, dia afangaro @ paty sinoa hatao lasopy @ izay. Arapaka dieny mafana fa ratsy raha mangatsiaka:D
13. booboo ( 17/09/2007 13:41)
Ftma > ié:-D:-D

Samoana > :-D:-D
14. ftma ( 17/09/2007 15:14)
samoana: mbola tadidy ihany ny fangalaram-pinana :)
asa rehefa nanao rambon'omby sy voanjo manta nareo, matavitavy ihany io fa rehefa tsy lany dia ampio ravitoto
Rehefa sakafo naverina andraohana tonga dia laniana fa masiso an, tsy azo andrahoana fanitelony
15. diamondra27 ( 17/09/2007 15:56)
ataovy tourte akia a, na salady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5158