rafozandahy

1. Ccilia ( 12/09/2007 06:29)
he! tandremo! ento am-pahendrena ilay zavatra. foza vavy natakalo foza lahy, ny belle famille-nao, belle famille-nao foana, ny tanjona izao dia ny hampiova toetra an'ilay rangahy anti-maola fa tsy ny hanala baraka ny fianakavian'olona @ tany ama-monina akory, satria ianao efa ao anatiny!!!

Tsy ilaina miresaka problème familial @ mpiara-monina izany. Ny any @ polisy iny aloha bon, mbola tsy miteraka aloha ianareo izao. Alohan'ny irosoana @ lalindalina kokoa, diovy aloha ny tokontany vao mandroso!!! Ilazao ho'a vadinao, vakio ny ttsiko omaly iny, avy eo ento eo @ belle famille ny resaka, miara-mitondra resaka ianareo mivady. Tsimaintsy ataonao izay hiaiken'ilay bandy anti-maola ny tsy mety nataony, ho menatra izy ary tsy ho sahy hanao intsony. Mety lasa hatahotra anao mihitsy ary izy raha tena entinao am-pahendrena sy am-pahamendrehana ny resaka.

diamondra27:

miarina : mbola tsy manana vahaolana aho zao fa mbola mandinika

ny fantako fotsiny de raha any aoriana any de hisy ny olana satria raha miteraka ianareo sy raha lehilahy ny zanakareo de ahoana no ataonareo?

question entina hanomanana ny ho avy fotsiny ny ahy io

raha za ianao aloha raha manana preuve de aza ariana ireny preuve reny na atao copie aza de entina any @ manampahefana de mametraka plainte dieny zao satria raha mananjanakaianao de manana droit ny dadabe sy bebe haka ny zafikely refa vacances na otran'izany , zony zany
de mba iarovanao @ ze mety hiseho any aoriana de sorohina dieny zao ze tokony hiseho.
Isika nge eto an-tany de misy lalàna mifehy antsika, de tokony hanaraka zany doly ny tsirairay.
Raha tsy beton be ny preuve-nao de tsy afaka mandresy lahatra ny manampahefana
manatona ireny AS: assistante sociale reny na travailleur familial reny na ze tompon'andraikitra momban'io cas-nao io de izy no afaka hanampy anao @ démarche.
Mametraha main courante any @ polisy aloha de ry zareo manoro anao ze tokony hatao

de courage an!

Farany: mba lazao kely le vadinao fa ùmatoa ianao naka vady azy de mahaleo tena nareo , de tokony tsy hidiran'olona ny tokatranonareo fa zany we no maharava ny tokantranon'olona sy mampisy olana
za we tia anao @foko manontolo ary tsy tiako ho rava ny amintsika
za kosa anefa we tsy miteny we aza manana relation @ dadanao ianao fa aoka ny olanay ho regler-nay fa samy lelahy lebe zahay fa aza idiranao en fait, aza maka choix entre moi et ton père
sns sns e





répondu par sarobidy le 14/09/2007 10:14
2. tywa68 ( 12/09/2007 06:54)
fa maninona no nanokatra sujet vaovao fa tsy notohizana ilay efa napetrak'i Miarina :-P
3. Ccilia ( 13/09/2007 05:45)
tywa68:

fa maninona no nanokatra sujet vaovao fa tsy notohizana ilay efa napetrak'i Miarina :-P



oay! eto mihitsy aho vao gaga fa hay tsy haiko r'ise ny nanao azy a! fausse manipulation!!!
4. sonwin ( 13/09/2007 09:51)
aleo ho eto amin'izay mazava koakoa ny tianao ambara 8)
5. sarobidy ( 14/09/2007 10:14)
tsy kôpy mihitsy a fa vera :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.167