Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Androy tane mileven-drano
1. RyAnona
( 06/09/2007 16:31)
Sao mba misy manana ity hira ity:
Androy tane mileve-drano
Fa i ty ampela roy vavy
x
x
Androy tany mileve-drano (2x)
Mahagahga ty tany toy.....
x
x
Namboariny toha-drano....
Ohatraohatran'io ilay tononkira e!
Misaotra bediabe mialoha
Répondre
répondu par
Bita
le
09/09/2007 07:11
2. ikalamako
( 06/09/2007 20:34)
grrrrrr, tena tsy hitako ilay cahier nisy azy. Miverina eto aho rehefa hitako fa izay ny zavatra rehefa tadiavina tsy hita foana.
Répondre
3. Bita
( 09/09/2007 07:11)
Efa nalefako any @ e-mail nareo any ilay izy.
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8682