trano ahofa -dept 45
1. xxx
(
06/09/2007 11:20)
Pavillon 132 m2, tokotany mifefy , quartier résidentiel , pavillonnaire , 120 kms miala ny Paris , direct par autoroute ; akaikiny Gien , Chalette , Montargis etc...quartier résidentiel , pavillonnaire .
loyer : 550 Eur/mois
Raha mila fanazavana , mandroata amin'ity adiresy ity :
mampionona08@yahoo.fr
loyer : 550 Eur/mois
Raha mila fanazavana , mandroata amin'ity adiresy ity :
mampionona08@yahoo.fr
répondu par Ralay le 06/01/2008 06:46
4. xxx
(
06/09/2007 16:36)
efitra 5 fa kely ilay ny anankiray ; ny SNCF dia 5 na 8 minitra miala eo raha mandeha fiarakodia
5. betty
(
13/09/2007 08:31)
oadray raha taty amiko io de nalaiko tsy nihambahamba :p. aty zany 550 € zany studio loll na F1 fara faha tsarany mba kozy ehh :p
6. Ralay
(
16/09/2007 15:06)
Tsy lafo mihintsy aloha raha ny fahitako azy fa marina ny voalazan'i betty.
7. betty
(
20/09/2007 08:21)
Ralay : aty @ misy ahy @ zao ah appart T3 no 850 €/mois, tsisy anaovana complice tsony hihihih
8. sipagasy
(
20/09/2007 20:10)
mmhh ralay sy zolie betty complice @ inn injay lisany ao? hihih;-):-D:-D:-D
9. xxx
(
03/10/2007 16:29)
mety résolus ny certificats d'hébergement an'i Raivo sy mama Bozy hanao krismasy fa malalaka ny trano ry Betty a !
10. xxx
(
04/10/2007 12:07)
XXX ahahaha alalaho tsara aza hanaovana fety krismasy eh fa tanjemo so de lasa malalaka be lotra eo njay vô sahirana manatery azy lolll!!!
11. Ahary
(
05/01/2008 10:13)
est-ce que votre location est toujours disponible car je suis interessé ?