La vie
1. rojol
(
03/09/2007 18:31)
Inona no dikan'ity fiainana ity ho anareo?
:x inona ary ity teny frantsay ity
Nahitsin'i hery
:x inona ary ity teny frantsay ity
Nahitsin'i hery
répondu par miraymel le 26/11/2007 03:16
5. mbaliana
(
03/09/2007 19:53)
tsotra izany e... raha tsy misy ny ratsy dia tsy misy ny tsara... dia mahaiza mankafy sy manararaotra ny tsara fa rehefa mba tongan'ny ratsy dia miaritra aloha koa...:-D:-D:-D:^)
6. sylvain
(
03/09/2007 20:39)
arakaraka ny olona io fa ny fiainana efa teo foana hatramn'izay,vao niforona ny tany d efa teo rafiainana!:wink:
7. ratonga
(
03/09/2007 21:03)
fasaly: takin'in:lol:, ary lé @ portémadam mety mbola fantastika mitry:lol::oops::-D:-D:-D:wink:
10. xxx
(
03/09/2007 22:15)
dia efa hita hoe iza ilay namaly sy ny nanontany e!
la vie est belle et tellement belle que...
la vie est belle et tellement belle que...
11. yah
(
04/09/2007 04:26)
salut dôlidôly e
milay foana io na ny ratsy na ny tsara e mba imagineo anie hoe : mijaly foana ianao na koa hoe:sambatra fôna e ? mifandimby ireo d tena milay b suuuuuuuuuuuure:oops::*:*:twisted::D
milay foana io na ny ratsy na ny tsara e mba imagineo anie hoe : mijaly foana ianao na koa hoe:sambatra fôna e ? mifandimby ireo d tena milay b suuuuuuuuuuuure:oops::*:*:twisted::D
14. majakely
(
04/09/2007 06:58)
raisina fotsiny ze eo de zay ee...de revena manja fotsiny ...tapitra:)
19. majakely
(
04/09/2007 11:36)
mbaliana fita koooo!!!tsy atao inn tsy atao inn de eo kopliké ho ayz eo ,,ountssss :D..mbola omeko ny sahaza azy ihany io la vie io dray andro hihihihihi:-D
20. boubounezy
(
04/09/2007 11:58)
ny anah ndray je vie le jour le jour d ita eo ndray ny rampitso ra tsy zany d lasa mi s'amerda la vie fotsiny eo!!!tsy hay zé mbola ho avokany ampitso ny tiko lazaina é!:-P