La vie

21. miarina ( 04/09/2007 12:35)
Fahafatesana
22. boozkel ( 04/09/2007 12:40)
La vie zany tsy maints misy tsara sy ratsy e, de profiteo fotsiny le tsara de aza de ankafizina be le ratsy sinon adioeu la vie
;
23. Papoose ( 04/09/2007 15:44)
mandany ny "Aina"
24. sasa ( 05/09/2007 04:46)
eh okanareo kosa la vie e! refa hilay izay anie izy io ka milay be e! fa refa compliké aloha hu hu hu mampitomany, fa na izany aza tiavo ihany izy d tiany koa isika koa
25. mbaliana ( 06/09/2007 09:41)
zay aloha e... fa eo ihany le fo malahelo ndraindray
26. mahitsih ( 07/09/2007 07:18)
.....ny fiainana dia... "kodiarantsarety" eh; zany hoe raha "mitsiky" ianao dia tsy maintsy "hitomany" na ho ela na ho aingana; na koa raha "miakam-piakaaaaaarana" ianao dia efa miandry anao ao aloha ao ny "fidiiiinana" eh!!!=======LA VIE(:-D:snif:), amiko hatr@zay niainako teto zay!!!!!!aloha eh!
27. gasymanja ( 16/09/2007 13:47)
marina avokoa izay rht voalaza teo ambony, tsisy anampiana ntsony raha tsy hoe "MAHEREZA" anga, d "TSIKY" kely :D fotsiny raha sendran'zay mangidy ^:^ ^:^
28. andih ( 16/09/2007 18:53)
antsika rhetra io de samy manao zay manpilay azy ,na draidrai aza ary tsy ao am le itiavana azy e ,revena maja e
29. sitlo ( 17/09/2007 12:45)
Revena manja fa kotrana!
30. miraymel ( 26/11/2007 03:16)
assez moche
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863