coupe du monde rugby 2007
1. booboo
(
03/09/2007 16:20)
ho an'izay mpankafy sy mpanaraka ringbiii o !
Iza no ekipa halainareo @ ity ? dia raha @ lalao voalohany frantsa vs argentine dia iza ?
zà maka frantsa hu hu hu

répondu par ikaretsaka le 09/09/2007 12:09
5. mandrindra
(
06/09/2007 16:49)
efa hitan'ny pumas ny hihinana an'ireo akoholahy ireo satria saika eto frantsa daholo no milalao ny ankamaroan'ny pumas.
6. ftma
(
06/09/2007 17:47)
za miandry ny blacks vao maka ireny ihany no tiako :)
Sao mahita billet @lay match any Marseille nareo? tsy misy intsony hono nefa za mba te hijery any

11. booboo
(
07/09/2007 20:55)
aaaaaaaaaaaaargh !!!!!
bravo ho an'ny pumas kloungany...sady manompa an'eritreritra ihany zà io...kiiiiiiiiiiiiiii

12. ikaretsaka
(
07/09/2007 21:25)
vita frantsa eeeeee
wiiiiiiiii
zay naka arzantinina na tsy mahita ze lohany sy vodiny @ ringiby aza satria ireny no mba ekipa aty ambany atsimonay ko!

14. booboo
(
08/09/2007 07:29)
tôa hamadika lobaka zà raha ohatra reny ny filalaon-dreo ....tain'akoho ambony latabatra mitsy !!!!
15. ftma
(
08/09/2007 07:34)
booboo za saika handray ilay baolina mihitsy ko :wink: soa ihany za tsy naka ireny fa tssss
@ 13h indray any Marseille e, io tena manja

16. mandrindra
(
08/09/2007 07:39)
ireny no ahitana ny mahasamy hafa ny fomba fialaon'ny atsimo sy ny avaratra. ny avy aty avaratra dia milalao toy ny robot, izy natao tamin'ny fanomanana ihany no averina, na dia hita fa tsy mahomby aza satraia efa kobon'ny adva ny hinana azy.
lôzikanjavatra ny score eeee.
ny toerana voalohany ao amin'ny gropindry zalahy moa izany dia toy ny nofinofy sisa ho an'i lafrantsa. ny mampihomehy ahy dia raha sanatraia ka faharoa ry zalahy (fa tsy arzantina sy irlandy no roa voalohany), dia hifandona amin'ny blacks any cardiff. dia hoe nihitsanatany ecosse tamin'ny 1/4 de finale lafrantsa tamin'ny coupe du monde rugby 2007 natao teto lafrantsa. lasa mpikarakara resy antanin'olona, hahahaha

18. tywa68
(
08/09/2007 09:10)
Tena tsy lasa mihitsy aloha ny jeu-ny omaly e ! fetsy sy mazoto kokoa ny argentins ka normal raha nahazo !
Ny mipasy baolina sy misambotra zéro be, ny essais 3 nariana fotsiny : ny cérémonie d'ouverture, korontandrontana tsy hita hoe inona ?? zao be calculs @ hoe tsy maintsy mandresy sinon gli ! nefa ilay adversera toa gravy be koa ! andao hifindra haka ekipa hafa ry booboo a !
Manao mannequins no tsara ataon'ireny manifika volo sy jejo fotsiny (calendrier aho e :-D:-D)
Hay ve i ftma mba manaraka e !
Feno olona eran'ny lalana @ ilay rehefa avy eo :wink:

19. tywa68
(
08/09/2007 13:39)
tena mahery r'izalahy e ! iza marina no handresy an'ireo ; tonga d maty lolo @ muskla be vô miala any r'izalahy, sady misaina no mirifatra no tsy misy very ny ataony !
20. ftma
(
08/09/2007 13:52)
all blacks 76 italie 14, tena nahafinaritra iny lalao androany iny an, miandry ny manaraka
tywa68 za manaraka ka saika hoany @nareo tany aza za fa tsy nahita ticket intsony ko