ireo mpilatsaka @ 23 sept
1. ronaldo09
(
31/08/2007 15:47)
Sao dia mba misy mahalala ny SITE ahalalana ireo mpilatsaka amin'ny 23/09/07 isika ato?
répondu par Jeankely le 10/09/2007 03:25
2. Solitikabe
(
31/08/2007 16:05)
Ronaldo, ireto no lisitry ny olona fidiana ary eh
Aza fady fa lava loatra ilay izy ka jereo ity ireto lahatra ireto
Actualités
E R R A T A à l’arrêt n°02-HCC/AR
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007(Suite)
ao amin'ny
http://www.simicro.mg/hcc/
Aza fady fa lava loatra ilay izy ka jereo ity ireto lahatra ireto
Actualités
E R R A T A à l’arrêt n°02-HCC/AR
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007(Suite)
ao amin'ny
http://www.simicro.mg/hcc/
3. Jeankely
(
01/09/2007 02:41)
Araho tsara ry solitika fa tsy mahazo an'io intsony nareo an =))=))=)).Bye Bye
5. Solitikabe
(
01/09/2007 11:19)
Mba fanampiana an-Dronald fotsiny io fa tsy hoe fanarahana ny fahavoazana akory, fa adin'ombalahin'ny mpianakavy io eh. Tsy ilaozan'ny tsy hiaona eo am-pihinanana koa
9. Solitikabe
(
07/09/2007 00:37)
Le sikidy mantsy mila toaka kely fa tsy vitan'ny hena maty fotsiny eh
10. Jeankely
(
07/09/2007 04:56)
Izay ilay fahendrena resahin'ny namanao anananareo ry solataka be nahatapaka sakala.
12. Solitikabe
(
07/09/2007 18:20)
Jeankely:
Izay ilay fahendrena resahin'ny namanao anananareo ry solataka be nahatapaka sakala.
Ntso tezitsenao dia nanopa, aza tezitsa ho'a fa mbola ho tezitsa noho izao ianao
16. Jeankely
(
10/09/2007 03:25)
Tsy misy mitomany ho hendry taminao koa eo.=))=))=)). Raha mikitikitika an'i Madagasikara dia sahala izay ataonay monamonaina=))=))
